tratrin ny asaramanitra ee

1. ndotofetsy ( 14/07/2009 07:54)
tratran ny asaramanitra eeee androany no fetin ny malagasy indrafetimpirenena ho an ny tgv sy ny gtt anio



:^) :^) :^) :^) :^) :^)
novalian'i dadabe ny 14/07/2009 08:26
2. benkintana ( 14/07/2009 07:57)
Efa miakatra ao Ambotrirohitra hanao revolisiona daholo ny Malagasy :-D :-D :-D
Hahanton-dry zalahy ao tokoa anie io Andry io ry zalahy a
3. dadabe ( 14/07/2009 08:26)
:-D :-D mahita kozy le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0662