Une réflexion de Rado...: la démence d'Andry. A méditer.

1. diloo ( 13/07/2009 14:32)
Je me suis permis de transposer ici une réflexion de Rado...(Radomy) sur son site.Je n'ai pas transmis la totalité de son exposé.J'ai inséré quelques parenthèses à la suite de ses paragraphes.

Sa réflexion est un peu longue, mais je pense que cela vaut le coût de la lire et de faire des autocritiques.

Titre de Radomy: La démence d'Andry va de mal en pis.
(Suite à l'émission de Andry le 10 juillet).

Voyons ici le regard de Radomy face à Andry:



Quel honneur de lui administer le qualificatif de « Néron malgache » au petit prince Andry.

Merci à Radomy d’avoir exposé ses points de vues sur son site.


Sauvons Andry izany sa ahoana?

:wink: :idea: :)
novalian'i fijo ny 18/07/2009 20:01
2. milamm ( 13/07/2009 16:37)
raha nahita ireo mpiaro ny zon'olombelona nanao fitakiana fitsarana sy fanehoana tsy fankasitrahana ny nahazo ny Tamil any Sri Lanka teto Eropa aho dia gaga nahita ny firaisankinandry zareo satria firenena sy ainy olompirenena no voatazon'i The Liberation Tigers of Tamil Eelam ankeriny efa antaonany maro ireo vahoaka sy ny faritra lehibe ao atsimony Sri lanka,ny moto andry zareo mpitolona dia tsotra"Everyone is our kin; Everyplace is our home".
efa naharitra 20 taona mahery io ady io vao afaka ireo vahoaka t@ miaramila mpikomy,ny ifandraisany io tantara io eto samy miaramila vitsy an'isa mpikomy mirongo fiadiana no namono sy nampihorohoro ny vahoaka ary nadroba faritra lehibe tao miaro halatra.Ny antsika tsy ho ela intsony satria tsy mandros fa mihemotra ity HAT antokon-jiolahy ity,ny rahoviana dia iaraha-mahita eo,tsy maintsy misy hery sy tosika lehibe any ivelany ara-tafika io vao voavaha na tsy ofisialy aza satria efa feno mpikarama an'ady vahiny ao Ivato,Mantasoa,Toliary ary Fenerive -est.
3. diloo ( 13/07/2009 23:40)
Hoy i milamm:
tsy maintsy misy hery sy tosika lehibe any ivelany ara-tafika io vao voavaha na tsy ofisialy aza satria efa feno mpikarama an'ady vahiny ao Ivato,Mantasoa,Toliary ary Fenerive -est.


Ilay tosika any ivelany sy ireo mpikarama an'ady vahiny voalazanao io ve mety ho plan B an'i Andry raha miditra sehatra eo i Pierrot ?
Araka ny torimarika ny namana serasera eto manko, dia tsy i Ra8 no tena adversaire an'i Andry fa i ra-Pierrot. Mety ho izay izany no mahatonga azy tsy matahotra sy hiaro ny sezany.
Mety tena tsy mivakla ny vahoaka marina lery raha io plan B hiarovan'ny mercenaires azy io no harosony. Mety hitranga sy ho tanterahin'i ra-Andry ihany izany ny guerre civile. Mety io izany ilay démence lazain'i Radomy.
:cry: :? :) :wink:
4. milamm ( 14/07/2009 00:07)
diloo,somary ifangaro lahatsoratra nosinganiko teny vahiny ny valiny fa ialantsiny, tsy ireo andianjiolahy toa an'i i Pierrot ,tantely,Andry akory no hivakla @ firenena sy pokona eo ary sarotra ny ilatsahany raha ny fijeriko manokana satria samy olomeloka ihany koa tsy t@ andron-dRavalomanana akory
5. diloo ( 14/07/2009 01:17)
Thank you for your news Milamm.
Their emblezzment are very more=$7,6 millions US dollars each. Tena bobaka be izany kle.
Raha ny fijeriko azy aloha, na dia adversa ikambanana aza i Ra8, samy eto dago anefa izy roalahy. Tsy maintsy mifanintsana ihany izay te ho tompon-daka.
Ny tena olana dia ity: I Andry Tsalo ary i Pierrot avy any amorontsiraka.
I Pierrot mety tsy mivkla an'i Andry, ary mahazo vahana izy satria na i Ra8 na i Andry dia samy merina. Nefa ny fitondran'ny merina, indroa misesy izao,maika moa fa ny fitaratra aseon'i Andry, dia voamaika tsy crédibles manoloana ireo rahalahy antsisin-tany. Koa eto i ra-Pierrot no hanararaotra hanindry an'i Andry,hiala ny fitondrana.
Raha mibodo toerana i TGV, dia possible hi-provoquer ny adim-poko izy roalahy.
Ireo mersa izany no mety hanome torohevitra na @'i Andry na i Pierrot.
Mampatahotra ihany io kaozy io kle.
:x :evil:
6. milamm ( 14/07/2009 07:39)
mpanaradrenirano(tsy ny rehetra akory) fa tsy ampy fandinihana loatra isika,ka manararaotra ny mpiady toerana
Nanomboka t@ androny Itpkl Tsiranana izao tonga de ny hilaiso no ao antsainy ireo mpitondra,ireny afera marseillaise ho an\'ireo mahalala ka nahapetsa olona maro(oh.J.J Rabemananjara izay niafara sesitany tany frantsa),teraka teo ny toetsaina feno kolikoly,vono olona izay endrika 1 @ didy jadona faratampony nitohy t@ fanonganampanjakana voalohany nataondratsy iraka satria tsy tafiditra tao anaty governemanta Itpkl Ratsimandrava ireto Club des 48(Gal Rabetafika,Ramaroson,Andriatsitohaina... sy ny intelligentsia) mpitondra nifandimby no nifanesy nangalatra ny harenatsika rehetra hatr@ 1975 nakaty
Tsy nisy izany fahefana nifandanja teo @ fitondrana na tantara politika na toekarena na sosialy fa antoko tokana ,pisodia,arema,tim.Hadisoana b izany satria notampenambava ny hafa rehetra
Ny 2/3 ny fahefana mahefa sy manapaka dia an\'ireo mpitondra,ny ambiny no an\'ny parlemanta izay mbola nofidiany prezidansa ny ankamaroany .Ny fitsarana fara-tampony aza mbola saribakoliny fitondrana,simba tanteraka ny fiainampirenena satria 90% dia tantsaha na ny mamaky teny sy manoratra aza mbola ezaka be ka nagalarina ny zony,ny 10% dia najakany didiny be sandry.
Samy nanao daholo izy rehetra hatr@ repoblika 1 ka hatr@ faha3,nandevoziny
ireo mpitondra ireo nandrandraina fa vato nasondrotry ny tany,nohitsakitsahiny izy ireo ny hasiny firenena naripaka ny rahalahy sy anabavy manerana ny nosy satria mitaky ny zony,potika ny toetsaina,toekarena ny fanahy maha-malagasy
Ny mpanao politika no taratra voalohany ahitana fa seza no ambony @ izy ireo
ka soa lavo hahay mamindra isika rehetra
7. Radomy ( 14/07/2009 12:29)
Miombon-kevitra tanteraka @ milamm.

Ny olana dia mbola vitsy kely no mahatakatra ity lesona hendry be lazainao ity: "SOA LAVO HAHAY MAMINDRA".

Ny porofo vao haingana indrindra dia io: vao 3 volana monjano nialan-dRavalomanana dia io ary ny nisolo azy fa nanao Ratsy lavitra noho ny nataony.

"LAVO HATRANY FA TSY HAHAY HAMINDRA" no mirefodrefotra @ toe-tsain'ny mpanao politika malagasy.

Jerevo indray ity fitaka sy hafetsena hilatsahana ho filoham-pirenena ity.

Mampalahelo Madagasikara.
8. fijo ( 18/07/2009 20:01)
ilay izy anie tsy hoe zavatra sarotra tsy azo takarina,fa le vahoak atsy ampy fahalalana mihintsy no ahafahandry zalahy manao ilay fitaka mora foana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0509