MBOLA RESAKA NOFY NJAY

1. endrika01 ( 13/07/2009 10:49)
Raha manonofy mahita voninkazo hono ka loko fotsy de hoe deception,raha maro loko ndray dia vola hiditra. Fa ity anah ity zany tena mba hafa,dia tiako hozaraina aminareo.Teto zany zah tsy vitany ny hoe nahita voninkazo ,fa misy manolotra ( marihiko fa feno fankahalana tanteraka anle olona hitako tao aminy nofiko aho ) misy zaridaina lehibe midadasika hono,somary malomaloka,sa maizimaizina,feno voninkazo sy hazo vaventy,lay toerana hono aty Madagascar,nefa tsy haiko hoe aiza.Tery anjoronjoro an-kavanana ,tsy lavitra ny nametrahako ny tongotro,misy raozy maintso midoroboka be,efa mamelana le raozy,fa tsy mbola mivelatra,fa lay izy mbola bokobokony mihidy be .Misy lehilahy mainty fihodirana,tokony ho 40 na 45 taona eo ho eo,nipoitra tampoka tsy haiko hoe avy aiza! Dia nanantona teo aminilay raozy maniry,nangata-maso tamiko izy fa tsy nomeko tsiky na kely akory azany.Narosony moramora ny tanany havia hanapaka felan-draozy iray hatolony ho ahy.Hitako fa tsy fotoana hanapahana anilay raozy kely de lasa aho nihodina,hitako zao le izy efa naforitrany forcer-be nde ho tapahina. Ilay lehilahy karazanle masiaka be,fa manafi-kilema,lay olona mora sorena,sy tsy refesi-mandidy ireny.Sady mysterieux,no tsy tiko mintsy raha sendra ka nikaotikaoty ahy tao aminy nofy tao.Sady somary mahia .Tia toerana mitokatokana, sombre,na ny jaridaina nitondrany ahy tao am nofy aza,mahatofoka sy mahamonamonaina be ihany.(...)Hoanareo zay mahalala ny dikany nofy,na mba afaka manazava ny nofiko,dia raisina an-tanandroa (l)
novalian'i endrika01 ny 06/08/2009 20:49
2. majakely ( 13/07/2009 15:05)
sambatra njy manofy voninkazo!`!hiihiihihihihi
3. endrika01 ( 13/07/2009 15:56)
majakely:
sambatra njy manofy voninkazo!`!hiihiihihihihi
Mhhh! Raha vola hiditra aloha an,tena efa mangidihidy miitsy ny tanako e,mianjy fisondrotan-karama :-P fa lay izy toa nisalovananilay lehilahy mainty be,tao am nofiko tao,sa tsy vola ndray lay izy fa resaka fitiavana???
4. ikaretsaka ( 14/07/2009 13:38)
Nofy ririnina ny dikan'izany fa aza alefa lavitra ny saina
5. ari.malala ( 15/07/2009 05:29)
ikaretsaka:

Nofy ririnina ny dikan'izany fa aza alefa lavitra ny saina

mokôzy ndray ny kartezianina marina :-D :-D :-P
6. endrika01 ( 16/07/2009 07:08)
ikaretsaka:
Nofy ririnina ny dikan\'izany fa aza alefa lavitra ny saina
Enga anie!,fa na miasa zah,na hande hatory de itako foana lay endriny,tsy haiko mitsy nahoana,dia lasa manorisory ahy doly zay ataoko ,satry tena ankahalaiko tam nofy io lh io,de tena hakahalainy saiko kou raha mifanena amiko :-P
7. endrika01 ( 16/07/2009 07:11)
ari.malala:

ikaretsaka:

Nofy ririnina ny dikan'izany fa aza alefa lavitra ny saina

mokôzy ndray ny kartezianina marina :-D :-D :-P

:D
8. endrika01 ( 27/07/2009 06:10)
Saiky tsy iverina ah fa nitodi-doha ndray,ny nametrahako ity nofiko ty teo,dia raha sanatria any ho any,ato aminy namana ato,misy lhl mitovitovy lay itako t@nofiko,dia somary nilaza ny sentiment-ko sahady zah ,le izy toa teo aminy 1m65-69 teo ny halavany,mahia,masika endrika,eo ho eo @40-45 taona,le efa matotra be,tsy manana sens d humour,ny hadinoko tsy ampy t@le nofy dia sady naroniny taminy tanany ny vavako,dia nokekeriko ny tanany.Dia manao satroka,tsy itako tsara fa toa satroka penjy varimbazaha.
9. rova30 ( 27/07/2009 09:29)
endrika01 :)
Ho tohin'ilay voalazako atsy ambadika atsy dia mamerina ny fisaorana noho ilay nofy nozarainao io indray.
tsy ho lavakabary fa tsaratsara angamba (raha azo atao)...mba lazalazao raha misy tohiny iny nofy iny.(Serieuse be aho eto a!)...na koa hoe misy detail azonao omena akoatran'izay voalaza!

Ohatra hoe (ny fandraisako ny ahy): ny ivohon-tanan'ilay rangahy no nasafony malefaka be teo amin'ny tarehiko akavia!
Eto amin'ny taonany no tsy mitovy koa 53ans.

Izay indray aloha! ;-)
10. endrika01 ( 28/07/2009 10:19)
rova30 > eo fa itandrina zany kou :-P
11. niryna ( 01/08/2009 13:45)
endrika01:

Raha manonofy mahita voninkazo hono ka loko fotsy de hoe deception,raha maro loko ndray dia vola hiditra. Fa ity anah ity zany tena mba hafa,dia tiako hozaraina aminareo.Teto zany zah tsy vitany ny hoe nahita voninkazo ,fa misy manolotra ( marihiko fa feno fankahalana tanteraka anle olona hitako tao aminy nofiko aho ) misy zaridaina lehibe midadasika hono,somary malomaloka,sa maizimaizina,feno voninkazo sy hazo vaventy,lay toerana hono aty Madagascar,nefa tsy haiko hoe aiza.Tery anjoronjoro an-kavanana ,tsy lavitra ny nametrahako ny tongotro,misy raozy maintso midoroboka be,efa mamelana le raozy,fa tsy mbola mivelatra,fa lay izy mbola bokobokony mihidy be .Misy lehilahy mainty fihodirana,tokony ho 40 na 45 taona eo ho eo,nipoitra tampoka tsy haiko hoe avy aiza! Dia nanantona teo aminilay raozy maniry,nangata-maso tamiko izy fa tsy nomeko tsiky na kely akory azany.Narosony moramora ny tanany havia hanapaka felan-draozy iray hatolony ho ahy.Hitako fa tsy fotoana hanapahana anilay raozy kely de lasa aho nihodina,hitako zao le izy efa naforitrany forcer-be nde ho tapahina. Ilay lehilahy karazanle masiaka be,fa manafi-kilema,lay olona mora sorena,sy tsy refesi-mandidy ireny.Sady mysterieux,no tsy tiko mintsy raha sendra ka nikaotikaoty ahy tao aminy nofy tao.Sady somary mahia .Tia toerana mitokatokana, sombre,na ny jaridaina nitondrany ahy tao am nofy aza,mahatofoka sy mahamonamonaina be ihany.(...)Hoanareo zay mahalala ny dikany nofy,na mba afaka manazava ny nofiko,dia raisina an-tanandroa (l)

endrika> alefako any aminao ny dikany
niryna
12. niryna ( 01/08/2009 13:53)
ikaretsaka:

Nofy ririnina ny dikan'izany fa aza alefa lavitra ny saina

ika ny nofy dia milaza zavatra maro,misy ririnina,misy mitantara ny lasa ,misy fampaherezana amin'ny loza mety hitranga,misy mikasika ny ho avy ,fa tsy izay rehetra nofy dia ho nofy ririnina avokoa.
Ny nofy koa dia misy dikany maro araka ny toerana misy azy fa tsy mitovy hoe raha manofy izao hianao dia izao no dikany
Tao anatin'ny nofy no nitenenan'Atra ny olony ary tao anatin'ny fahitana koa no namonjeny ny oloNy
Tsy ny rehetra no omen'Atra ahalala ny nofy.Na voky be aza isika ka tonga dia matory dia manofy ary raha misy zavatra mahatezitra antsika mafy iny ka mitazona izany andolom-po isika dia mety ho lasa mivadika nofy koa izany
Mijery film mampatahotra moa dia aoka fotsiny fa mahita zavatra tsy fahita amin'ny fiainana andavan'andro
Ao anatin'ny nofy no mahavita zavatra betsaka tsy vitantsika amin'ny fiainana misy isika,misidina,mandingan-tatatra lavabe,milomano eny am-povoan'ny rano,tonga eny ambonin'ny tendrombohitra sns
Ririnina ny andro,mangatsiaka isika rehefa matory,tsy nitafy lamba ,dia mety manofy ririnina satria tapatapaka ilay torimaso
izay no mba azoko zaraina
Atra koa dia miresaka amintsika ao anatin'ny nofy ary fitiavany antsika izany .Isaorako azy lehibe izany satria tao anatin'ny nofy aho no nomeny fampaherezana fa andao anay ny raiko ,nampiomaniny mialoha aho ,isaorako azy izany ary iderako ny voninahiny mandrakariva ihany koa

13. endrika01 ( 01/08/2009 20:09)
Dia mety we inona no dinakany nofy,mahita labozy ngezabe mirehatra eny aminy lanitra,ihodidinana bibilava?Tsy tena voahodidina fa le bibilava no mitady ihodidina eo,efa tamzah classe de 5eme,no nanonofy izany! Avy mirava nianatra ao anaty nofy de amininy lalana mody iny!Zany we tery aminy lanitra atsimo zah avy aty avaratra. mahagaga fa tsy mety hadino ,anisanizany kou,mahita mpivavaka be de be eny aminy lanitra,misy eveka sy robe ngeza be,maro be ,maro loko misy sapile,am-bevavy de manonofy we tonga ny farandro,miova be ny lokony lanitra,tonga de mandohalika be ,eny aminy arabe ,ao anaty nofy,eny @lanitra antsinanana,zah avy any andrefana de mandohalika mitodika mianatsinanana ty nofy iray ity no itako we nisy zavatra napita fa tsy takatro, 1andro talohany 11Sept 2001 izy iny,lay nirodanany le Tour 2 tany Amerika. Nahita an i Masina Maria teo ampovoany anjely kely 2, ngeza be teo @ lanitra avaratra,mitazona carte ngeza be,misy saritaniny Amerika,de nanotany tany an-tsaiko zah we ,ary mba aiza i Madagasikara,satry tsy tao. de hay fotoana fohy dia nisy iny tranga iny! Taorianizay kou zah nanonofy we,miraraka be ny tain-kintana hoatrany orana, de notezerany rehetra fa we nofy ririnina,andro vitsy taorianio,tsy tadidiko we Chine sa Japon,sa Koree,fa nisy toa we hoatrany tain-kintana hotry ny erikerika tany amle firenena,(...)asa raha tadidinareo iny tranga iny! :D de zay no nizarako io nofy ery aminy lohahevitra io satry,itako ratsiratsy toetra zany le rangahy tao am nofiko,tia toerana maizimaizina,malomaloka,... contraire be amiko :-P
14. niryna ( 06/08/2009 04:03)

mangorovitsika aho mamaky ny nofinao.Omen'Atra fahita maro ao anatin'ny nofy hianao,tadidiko nisy namako izay nasehon'Atra ny zavatra mitranga amin'ny farandro.Nijery film izahay ary dia hoy izy hoe toa io no nitranga tao anatin'ny nofiko.Ilay olona manofy ,ilay olona mahalala ny dikan'ny nofy dia tena fahasoavana lehibe ao amin'ny fiainana mihitsy,amiko izay an,misy fantatro raha toa ka mintantara hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany ilay olona .Efa notantaraiko tato woa fa tao anatin'ny nofy aho no nitoritenin'Atra tamin'ny malagasy marobe tsy voaisako,tena tsy fantatro hoe inona izany dia hoy ny namako hoe izara ny tenin'Atra amin'ny mponina malagasy aty amintsika izany indry.Inona tokoa fa enimbolana taty aoriana dia niditra nizara ny tenin'Atra tato aho. hi,hi
15. niryna ( 06/08/2009 04:09)
endrika01:

Raha manonofy mahita voninkazo hono ka loko fotsy de hoe deception,raha maro loko ndray dia vola hiditra.
ilay izy hoy aho dia araka ny toerana misy ny olona sy araka ny olona manofy hoe inona avy no tao anatin'ilay nofiny

Fa ity anah ity zany tena mba hafa,dia tiako hozaraina aminareo.Teto zany zah tsy vitany ny hoe nahita voninkazo ,fa misy manolotra ( marihiko fa feno fankahalana tanteraka anle olona hitako tao aminy nofiko aho )
nisy zavatra nitranga taminao angaha talohan'iny fotoana iny na zavatra na olona nanome fanafintionana anao ?

misy zaridaina lehibe midadasika hono,somary malomaloka,sa maizimaizina,feno voninkazo sy hazo vaventy,lay toerana hono aty Madagascar,nefa tsy haiko hoe aiza.Tery anjoronjoro an-kavanana ,tsy lavitra ny nametrahako ny tongotro,misy raozy maintso midoroboka be,efa mamelana le raozy,fa tsy mbola mivelatra,fa lay izy mbola bokobokony mihidy be .Misy lehilahy mainty fihodirana,tokony ho 40 na 45 taona eo ho eo,nipoitra tampoka tsy haiko hoe avy aiza! Dia nanantona teo aminilay raozy maniry,nangata-maso tamiko izy fa tsy nomeko tsiky na kely akory azany.Narosony moramora ny tanany havia hanapaka felan-draozy iray hatolony ho ahy.Hitako fa tsy fotoana hanapahana anilay raozy kely de lasa aho nihodina,hitako zao le izy efa naforitrany forcer-be nde ho tapahina. Ilay lehilahy karazanle masiaka be,fa manafi-kilema,lay olona mora sorena,sy tsy refesi-mandidy ireny.Sady mysterieux,no tsy tiko mintsy raha sendra ka nikaotikaoty ahy tao aminy nofy tano.Sady somary mahia .Tia toerana mitokatokana, sombre,na ny jaridaina nitondrany ahy tao am nofy aza,mahatofoka sy mahamonamonaina be ihany.(...)Hoanareo zay mahalala ny dikany nofy,na mba afaka manazava ny nofiko,dia raisina an-tanandroa (l)

dia eto amin'ity manaraka ity no omeko anao izay mba heveriko ho dikany
ok

16. endrika01 ( 06/08/2009 18:32)
Niryna> toa tsy nisy olona na zavatra nanafitohina ahy kah.Mazana aminy nofy,na heverina we mandalo segondra vitsivitsy aza lay endrika,refa mifoha ka averina alaina sary ndray lay nofy,dia bedbe ny zavatra tsapa.Ilay lhl io zao,raha ny fijeriko azy,tsy le mifikitra @fivavahana,fa karazanle mpijery hoy ny Malagasy,sa mpanandro,ie (ny 40-45taona any Dago efa lehibe iany an,fa raha atao taona ny an-dafy izy 50eo no miampy kely)
17. endrika01 ( 06/08/2009 20:48)
Taminy herintaona ,raha tsy diso aho,nisy resaka we courant,courant zay le izy,tao aminy dinika Fiaraha-monina,dia nisy niresaka toy izay koa tao aminy Fiarakodia,tsy any no tiako ahatongavana,fa taminio fotoana io zah nanonofy tsy we fampiesonina,na fitantarana fiainana manokana,ny tsiambaratelo ny tena,tsY azo tataraina fa le nofy nofy ririnina nefa toa bizzare zany ndraindray.hi hi nisy joba namako zay,amam-bolana zay tsy nihaona t@zany,nanonofy nohentiny taminy toerana bizzare zany zah tao anaty ny le nofy,Tantarainy anah we ny dadany mampirafy,feno vhv samihafa ilay toerana,ny sasany milalao karatra,ny sasany mandahandahatra vato,sady hotry ny toerana mapatahotra,mapiboraka ny loha sy mampitsangam-bolo.Hitako tampoka par hasard izy,ny ampitsonio nofy io.Sadaikatra be zah ny itantara,nefa de notantaraiko tsara.Tsy niteny izy we nofy ririnina,na we zany mba nofindry akia,fa toa niakanakana,sady niteny we tsika 2 no nande tany?marina mintsy aloha ny teniny namana ery ambony we mampitandrina kou ny nofy
18. endrika01 ( 06/08/2009 20:49)

19. endrika01 ( 06/08/2009 20:49)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2468