Tsy nampoiziko le daka tsy hita maso

1. TEGEVE ( 12/07/2009 21:27)
Anaka isany,
Nino mafy ery ny tenako ny handray le 700Millions Euros avy any Eropa,tssssss,tsy hitako akory ny lokony,tena OK
Tsy azo atao mahoraka be iny fa le 1million Dollars iny aloha resahina ry capsat a,tena KO
(l) (l)
2. zoam ( 12/07/2009 21:38)
dia ahoana koa ry teveze an
3. benkintana ( 12/07/2009 21:39)
Mandray fitondrana izany ry zandrikely mila famakafakana ,(efa tsy manandaitra intsony ireny t@ années 70 reny tsy mbola niasa toy izao ny fanehoan'olona ny vaovao fa dia mamely mangina ny vono olona ,tsisy mahalala izay zavatra tena nisy )
tsy vitan'ny hoe io leity hahongano dia elah no président eo,tsia letsy a,ireny feom-bahoaka ireny dia tonga eny ampoti-tsofin'izao tontolo izao,
Izao dia anisan'ny vokany ka dia raiso ho lesona
4. ndotofetsy ( 12/07/2009 22:20)
asio revy kely ao paris ndray aloha fa efa misy vola kely iny bain kely aaa

:^) :^) :^) :^)
5. benkintana ( 12/07/2009 22:27)
Mbola hanao cotisation mintsy zany ny tgv serasera hamelomany ny capsat :-D :-D :-D
6. xxx ( 13/07/2009 16:42)
ary aiza ilay vola ni-promettre nataony TGV (50 millions de dollars) hoe hisy hanampy ny Dago t@ izy nanongana t@ Fevrier iny e? azony ve?
7. benkintana ( 14/07/2009 07:55)
Novidianany ppn helikoptera23 anie le izy é ha ha ha,aleony misolelaka capsat mantsy fa io no tena fototrin'ny fitondrany ,FITONDRANA JADONA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0501