tapina ny domy

1. zoam ( 11/07/2009 03:50)
tsy mety tafavoaka mihitsy Hat sy ry tgv,tsy misy vola, ny communauté internation tsy mety hanomeha vola sy reconnaissance mihitsy,mbola mitady hanao forcing nefa efa nanmpitandrina ny firenena lehibe rehetra fa tsy hanaiky ny fifidianana karakarain'ny mpanao coup d'etat mihitsy.logique be raha mbola tsy mety io fifanarahana farany io dia ny fampiasana hery no solution farany indrindra.
novalian'i zoam ny 14/07/2009 06:54
2. ratavao ( 11/07/2009 06:54)
Za aloha mino ry zalahy fa mbola ho avy ny andro any aoriana fa ho menatra an'ny firenena malagasy ireo mpamatsy vola toa an-ndry UE ireo sy ny namany rhefa hiposaka aminy ilay marina tsy maty rahatrizay.
3. wiwui ( 11/07/2009 07:45)
velona nga lisany rah tsis ny mpamatsy vola?
4. ndotofetsy ( 11/07/2009 09:04)
hoy i ratavao
ratavao:

rhefa hiposaka aminy ilay marina tsy maty rahatrizay.


marina ho an iza aloha io samy mananaù ny marina ho azy anie izao reo eee
5. locl ( 11/07/2009 11:57)
Ny zavatra azo lazaina eto aloha dia mila mihevi-tena izay hatao ny TGV satria tena nihevitra fa rav8 no tapenana, kanjo zavatra hafa ity no mitranga
6. xxx ( 11/07/2009 13:45)
tapina mihitsy ny tendany fat ny fanontaniana zay napetraka rehetra 0
L’Union européenne donne « 0/20 » au Fat
10-07-2009| Écrit par R.C.
Si l’on en croit Raharinaivo Andrianantoandro, porte parole du Tim et « grand maître » des leaders légalistes, « l’Union européenne a infligé une note de zéro sur vingt à la hat durant la séance de demande d’explication de lundi. « Tgv et consorts n’ont pu donner de réponses aux questions qui leur ont été posées », dévoile le N°1 des légalistes sur place. D’où effectivement le profil bas des membres de la délégation au retour de Bruxelles. Voici les notes par matière, révélées par Raharinaivo Andrianantoandro ce vendredi à la « Place de Jérusalem » :
- situation de l’Etat de droit (liberté de réunion, liberté d’expression…) = 0
- création de la commission nationale mixte d’enquéte (Cnme) = 0
- enquéte sur la mort des trois manifestants du 28 mars = 0
- kidnapping et emprisonnement des parlementaires = 0
- décès des manifestants légalistes du 24 avril = 0
- mesure d’interdiction des meetings publics prise le 25 avril = 0
- arrestation du colonel Ralitera et de ses hommes le 27 avril = 0
- rôle des commandants Charles et Lylison = 0
- coup de balais dans la magistrature ne garantissant pas une justice libre et indépendance = 0
- arrestation du journaliste Evariste Ramanantsoavina le 5 mai = 0
- arrestations et perquisitions sans mandat = 0
- menaces de mort contre Raveloson Constant et le Dr Razafindralambo = 0
- destruction et confiscation des biens du président Marc Ravalomanana = 0
- tirs par les forces de répression sur des étudiants le 20 juin = 0
- où est passé l’argent des ventes et des perquisitions des biens et des usines de Marc Ravalomanana = 0
- quel est le plan de dédommagement des entreprises et des citoyens ayant des biens détruits pendant la crise = 0
- quel est le programme économique du fat = 0
- quel est le projet de retour à l’ordre constitutionnel du fat = 0
- où est la commission d’enquéte internationale et indépendante sur la marche vers Ambohitsorohitra le 7 février = 0
- et des vertes et des pas mûrs.

D’autres questions restent en suspens, l’Union européenne n’a plus jugé utile d’aller au fond des choses puisque le fat a été recalé dès les premières épreuves.

7. zandikely ( 11/07/2009 18:11)
Ne dramatisez pas les choses!
Il faut que vous sachiez que Madagascar existe avant l'Union Européenne et existera sans elle.
Le but ne pas de convaincre l' unions européenne, c'est contraire, c'est montrer les différences des points de vues, c'est pourquoi certains Européens considèrent Andry Rajoelina intraitable parce qu'il ne veut pas que l'union européenne lui impose des choses qu'il ne voulait pas.

VIVE MADAGASCAR INDÉPENDANT,

8. RakotovaoJo ( 11/07/2009 19:08)
gasy isé sa inona?
9. xxx ( 11/07/2009 20:04)
Ka inona no nitonantonanan'ny delegasionina tany Beljika ka nandaniana ny volakelin'ny Malagasy indray ? Maninona no tsy tany Arabia Saodita no nandeha ?
Maninona no nanjonitra toy ny voan'ny barika nony tafaverina ?
Tsy ampy fahamatorana ianao ry Zandrikely ka ovay ny famindra. Aza mora rebireben'ny FAT ianao fa miampità lalana ahitanao ny tena fandehany fa tsy mety aminao ny mihiboka ao anaty lavaky ny fanangolena ao.
Tsy marina ny voalazanao fa tena drame hatrany amboalohany izao asa ratsin'ny FAT izao. Ilazao ny namanao rehetra raha tianao handroso i Madagasikara malalanao.
10. fijo ( 11/07/2009 20:11)
ka izy letsy zaza dia ts ymbola mahatakatra an'izany an.
11. menalamba ( 11/07/2009 21:47)
Ne dramatisez pas les choses!
Il faut que vous sachiez que Madagascar existe avant l'Union Européenne et existera sans elle.
Le but ne pas de convaincre l' unions européenne, c'est contraire, c'est montrer les différences des points de vues, c'est pourquoi certains Européens considèrent Andry Rajoelina intraitable parce qu'il ne veut pas que l'union européenne lui impose des choses qu'il ne voulait pas.

VIVE MADAGASCAR INDÉPENDANT,
Tsy naleo ve natao teny Gasy rehefa tsy hay ilay teny frantsay hilingilingina mbô hilazana hoe lalin-tsaina kanefa bé diso tsipeline bé :^)
12. zandikely ( 12/07/2009 01:01)

Tonga ny fotoana ry gasy kely mpangataka lava izay tokony hianteherana amin'ny herin'ny tena manokana. Efa firy ny fanampiana azo tany ivelany izay fa nankaiza daholo nentin'ireo mpitondra nameno ny paosiny.
Ny gasy kely miha tambetsaran'ny trosa isan'andro.
Ny vola io ange tsy zavatra maniry na latsaka avy andanitra fa mila miasa.

13. zandikely ( 12/07/2009 01:22)

The future of Madagascar is in the hands of Malagasy people not in the hands of Europeans.


14. zoam ( 12/07/2009 04:32)
tsy misy vola matoa nakany belzika ny hat ,indrisy anefa fa tsy nahazo,dia ahoana ny dia vola aiza hono no handohavana ny karaman'ny mpiasampanjakana ireo sy ireo budget ny fanjakana hiantohan'ny mpamatsy vola direct ,mba fanantatry ry zandikely ve izany ?
15. ndotofetsy ( 12/07/2009 18:19)
tena tapina ny domy nefa mbola ry zalahy ihany no mitana ny double fotsy sy ny doule 6 zany hoe mbola ao ny media ao ny miaramila
16. vitamatavy ( 13/07/2009 03:49)
izao no tao hoe tapi dalakaleha ,na ny media sy miaramila aza mbola eo ampelatanany ny vahoaka efa tsy mino intsony fa mbola aharitra io fitondran hat io,ny double enina sy double dimy ary dimy sy enina mbola kenda any :-D :-D :-D
17. xxx ( 13/07/2009 12:03)
Mbola tsy zakan`ny zanak`ati-dohan`izandry kely ilay hanao prezidà . Raha olona mahay mantsy dia ho hita taratra eny ihany ny soritsoritry ny plan hamahana ny olana ( ny eo amin`ny lafiny ekonomika indrindra indrindra no tiako ho tenenina ) na dia atao hoe tsy ampy vola aza ny FAT ankehitriny , fa ity dia tena hita fa tsy misy zavatra mandeha amin`ny izay laoniny mihitsy fa zero manatody . Ny dokam-barotra sy kabary ambony vavahady , ny kobaka am-bava sy ny fampiesonana vahoaka ihany no tena manavanana azy ka ireo marivo salosana ihany sisa no mitehaka mafy . Ny karazan`olona hitako tena mbola mankafy ity HAT ity dia ireo olona zatra ny lalan-dririnina tam`ny andron`i Deba ka nanankarena tampoka tamin`ny kolikoly satria raha tena hiasa amim-pahamarinana dia tsy manana ny fahaizana ilaina ny amin`izany na te hahazo harena amin`ny fomba mora sy haingana fa tsy hiasa mafy , ny karazan`olona te hiverin-dalana amin`ny tsy fisian`ny discipline satria maneritery azy ireo izany ny hoe manara-dalana ( discipline , lasa nadika ho didy jadona ) , ny karazan`olona tao amin`ny Tafika izay zatra nahazo tombo-tsoa tam`andron-dRatsiraka ) ka very fihinana ka te hamerina izany indray ankehitriny ( ireo CAPSAT nikomy dia saika ex-RESEP amin`ny ankapobeny ) . Tsy mahagaga raha feno mpivarotra sy mpangarom-paosy sy mpanendaka amin`izao fotoana izao ny trottoir , ny araben`Analakely ..sns satria HONO IZANY NAHAZO FAHALALAHANA i Boaikely , Ny fahatapahan`ny AGOA izany zao aloha ny kanonta manaraka andrasan`ny malagasy mba ho KO tsara mihitsy ny toe-karena . Sa hazera amin`ny Amerikanina indray ny fahadisoana amin`izany ? Lazaina hoe manao otage ny Orinasa malagasy indray koa ? Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe : HIANDRY HO TENA K.O. TANTERAKA VE ISIKA MALAGASY VAO HIHETSIKA ? Raha ny hoe tombotsoan`olon-tokana hatrany no nodradradradraina h@ zay , ianareo ve dia hino fa hanao asa fanasoavana no nahatongavan`ny Prince saodianina teto , fa tsy hisy tombotsoany izany ? Ary koa ny tombo-tsoan`ny mpitondra tetezamita mazava ho azy amin`ny fakana Commission isan-karazany ? Mino aho fa tsy ho voafitaka amin`izany intsony ny vahoaka malagasy satria efa vahoaka misaina , vahoaka efa mahay tsara ny fomba fanaon`ny mpanao politika malagasy izay efa very hasina tanteraka ka voatery mitampify ao ambadiky ny mpanongam-panjakana sisa azony atao rehefa tsy lany intsony amin`ny fifidianana raha tsy izany dia mihogahoga MANORA-TENA ho mpitondra tenin`ny VAHOAKA MANONTOLO amin`ireto olona 3000 pers monja tetsy amin`ny 13 mey ary sahy NANITSAKITSAKA NY SAFIDIM-BAHOAKA TAMIN`NY ALALAN`NY COUP D`ETAT !
18. xxx ( 13/07/2009 20:55)
Tsy misy hokianina fa marina tanteraka ny voalazanao teo.
Enga anie mba ho maro ny gasy ho tonga saina
19. zoam ( 14/07/2009 06:54)
Jean Claude Boidin a affirmé sur la RFI que: "les propositions d’élections dans les prochains mois sont des propositions unilatérales émanant du gouvernement actuel. Une décision contraire à l’exigence du Groupe de Contact international

AVOHAY LE DOUBLE ENINA TGV AN,HIHIH
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0471