mizara tsara ny andraikitrin'ny TIM pseudoGTT.

1. ouiandry ( 09/07/2009 07:51)
tsara azavaina kely amintsika mpisera fa takatray ny organizasion ny TIM pseudoGTT eto @ serasera ka d avoka ho fantatrin'ny be sy ny maro zany:
--mpiandry vavahady na gardien na cowherd no sady clown = lehery
--mpametaka afisy na colleuse d'affiche na mounting press = kala noue ze nivadika ho vitamatavy mou satri nopetsain'ny fianakams andrywui.
--irakiraka na poireauter na orderly = onjakely ze mbola hoavoka n'i terrywui eto ny momba anazy
d efa fantantsika amizay ary ny asan'izy reo ka d ataonay fa fantatrareo @ zay ny ataonareo manoloana ny hevitra avokany!
2. xxx ( 09/07/2009 08:08)
Noheveriko fa mba resaka madio sy hampanajana ange ilay izy. :) Kay ve izany no zava-misy. :)
Hisaorana ny fianakams andrywui representz zany.


3. benkintana ( 10/07/2009 08:18)
Petsa tato i andrywuikely klé ha ha ha,tsy aleo ve lesy avoaka daholo aloha ny tgv de ho hita eto zay adala indrandra @lisany ha ha ha,
Ary tsy sahy niresaka politaka ntsony anie elah zany é! Be de be ny vaovao ao fa aiza ary isé zany klé,omeko sopapa kely elah : nody gona any dadatoa tsy invinté 16 juillet nefa nisolelaka :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0869