Nous sommes les champions du monde
1. zaytinao
(
07/07/2009 05:10)
Voalohany isika @ fiakarany sy fidanganan'ny vidin-tsolika
Voalohany isika @ fiakaran'ny vidim-piainana
Voalohany isika @ "coup d'Etat" aty Afrique
Nefa rehefa atao ny kajy DIA VOALOHANY @FARANY ISIKA. :( :( Mampalahelo!!!!!!!!!!!!!!!!!ki!!!!!!!!
Iza ary no mpitarika @izany raha fantatrareo na marimarina kokoa hoe iza avy???????????!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:08
2. vitamatavy
(
07/07/2009 05:13)
iza moa no tena nahatonga an'izany e
tsy mbola nahita aho ka hoe misy tera tany frantsay ka mba tia hampandroso an'i dago ,ao no misy ny valiny mazava
tsy mbola nahita aho ka hoe misy tera tany frantsay ka mba tia hampandroso an'i dago ,ao no misy ny valiny mazava
3. Noue
(
07/07/2009 05:36)
hanontanio an'ireo FAT(Y) ireo fa ry zareo no tena mahafantatra ny valiny eee !!
4. andrywui
(
07/07/2009 06:22)
Noue:
hanontanio an'ireo FAT(Y) ireo fa ry zareo no tena mahafantatra ny valiny eee !!
ka apetaho alou le afisy fa aza oanina fotsiny ny volan'oul é! fa ny faty zany tsy miteny sa nareo mpamsavy milalao faty hahahahahahaha
:evil: :-* :evil: :evil: :evil: :* :* :* :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. Mirananirina
(
07/07/2009 06:53)
mbola tsy ampy
champions du monde amin'ny famitahana vahoaka
.........................amin'ny famahan-dalitra
.........................amin'ny fahatrana
.........................amin'ny valifaty
champions du monde amin'ny famitahana vahoaka
.........................amin'ny famahan-dalitra
.........................amin'ny fahatrana
.........................amin'ny valifaty
6. Noue
(
07/07/2009 07:16)
andrywui:ianao tia loatra resaka mpamosavy io , sao dia ianao mahintsiny zany ee ?? :evil: :evil: :evil:
ka apetaho alou le afisy fa aza oanina fotsiny ny volan'oul é! fa ny faty zany tsy miteny sa nareo mpamsavy milalao faty hahahahahahaha
7. xxx
(
07/07/2009 08:03)
efa tsy mahita afisy apetaka tsony ry lenoue leaza! mivouvou sisa marina! :@ :@
8. naritsimba
(
07/07/2009 08:17)
Voalohany ireo milaza fa mankahala frantsay nefa tsy mahita ho hanina raha tsy any Frantsa.
Voalohany ireo izay very fihinanana ka kamboty velon-dray nilaozan'ny dadany.
Voalohany ireo izay tsy nahalala afa-tsy ny tenany nony tonga teo @ fitondrana, t@ andron'ny dada(rabe osy) angaha nahazo nivorivory naneho hevitra izany.

9. andrywui
(
07/07/2009 08:33)
voalohany ireo osy mainty minana ny volan'i lé8 d mody manao fetsiketseana sefo be amizany i noue mpametaka afisy, mitetika ny hanao vakansy @ le vola ahilika @ le omen'i le8, fa ny mpitarika moa zao d faly fa nahavidy trano ihany na d efa be antitra aza ka efa ela ihany zay nijanona taty andafy zay! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. naritsimba
(
07/07/2009 08:49)
Mirananirina> averiko indray ny teniko t@ dinika t@ mbola teo @ fitondrana RA8, fa misy fetrany ny fahefana ananany fa tsy ho tantiny ny nataony ary tsy ho zakany ny valin'ny nataony. Izaho aloha dia tsy tia maizaina an'i RA8 e na iza hilaza an'iny ho tsara na iza handoka sy hanaraka azy, dia asaivo miverina izy hahitany an'izany.
12. ndotofetsy
(
07/07/2009 12:06)
voalohany @ fankahalana vahiny koa anefa voalohany @ fahantrana atsy ho
13. Mirananirina
(
07/07/2009 12:12)
Mirananirina> averiko indray ny teniko t@ dinika t@ mbola teo @ fitondrana RA8, fa misy fetrany ny fahefana ananany fa tsy ho tantiny ny nataony ary tsy ho zakany ny valin'ny nataony. Izaho aloha dia tsy tia maizaina an'i RA8 e na iza hilaza an'iny ho tsara na iza handoka sy hanaraka azy, dia asaivo miverina izy hahitany an'izany
naritsimba;iza moa no teo aminy fitondrana no tsy nohenjehina
Tour ny TGV indray izao,rahatsy tia azy ianao iza moa ny manakana anao aminy safidinao.
Fa kosa izaho dia tsy tia mainty TGV.Tsy midika akory izany fa olondravalo aho.
tsy misy mihitsy izany ny olona hafa aminao,raha tsy TGV dia tsy maintsy Ravalo.
14. fijo
(
08/07/2009 22:08)
ny kristianian rehefa mivavaka dia tsy manadino le hoe "mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay...."asa anefa fa toa tsianjery izy io rah any tena fahitako azy,fa ny fankahalana sy ny fialonana o tena mibahana ao am-po,menatra anao aho ry taniko