very hasina ny radio sy tele nasionaly

1. rajy ( 06/07/2009 18:45)
Salut daoly ny akama isany,elaela ny tenanay no tsy tazana teto fa mbola sempotry ny fiadanana. Misintona kely ny saintsika aho momba ny RNM sy TVM fa mba mpiondana ihany mantsy ny tena taloha saingy nisy fiovana be sy fandrosoana aingana loatra ilay onjam-peo ka zary nandao ny mpihaino azy, tsy miavaka intsony ny RNM ankehitriny fa mitovy lenta amin'ireo zanany teraka taty am taona 90 , ny lafiny hira no lazaina eto , ny zokinjokiny tahaka anay dia tsy mahita radio henoina intsony ankehitriny (malahelo izahay an!) Saingy atao ahoana moa fa izay no vita sy miseho.
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:49
2. Noue ( 06/07/2009 19:26)
ka atao ahoana fa ny fanjakan'ny baroa ny ataon'ny sasany dia tsisy lanjany intsony ny radio sy ny télé ee! mampalahelo !!
3. xxx ( 06/07/2009 20:12)
tsy misy grafofone na electro tsony 'zao ra zoky fa efa platine indray dia ny DJ no miandraikitra azy a!mihonona @'ze misy!
4. Noue ( 06/07/2009 20:53)
saingy DJ tsy mahavita azy ee !! :-D :-D :-D :-D
5. andrywui ( 07/07/2009 06:30)
Noue:

saingy DJ tsy mahavita azy ee !! :-D :-D :-D :-D

tsy aleo ve Dj lasa filohampanjakana toa izay mpametaka afisy mitaty ra-kena :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-* :-* :-* :-* :* :*
6. Mirananirina ( 07/07/2009 07:11)
Radio vazo gasy indray henoina fa tsara an
7. xxx ( 07/07/2009 07:21)
Mirananirina:

Radio vazo gasy indray henoina fa tsara an

ary tena ry ty tsy malala ninn mintsy ka fa ngah ny gasy retraretra no manana internet ka afaka iaino radiovazogasy, hita mintsy tena hoe mpiondana mpivarodronono!


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :-* :-* :-* :-* :-* :* :* :* :*
8. Mirananirina ( 07/07/2009 07:36)
Hoy i Mirananirina:

Radio vazo gasy indray henoina fa tsara an


ary tena ry ty tsy malala ninn mintsy ka fa ngah ny gasy retraretra no manana internet ka afaka iaino radiovazogasy, hita mintsy tena hoe mpiondana mpivarodronono!



dray dray dray :lol: :lol: :lol: tena marary fo be mihitsy marina ilay xxx :lol: :lol: Matoa izy niditra teto dia nanao inona???????????????????????sa afaka miditra eto tsy misy internet?????????????AZA DONDRONA BE HOA
9. reeves ( 07/07/2009 11:52)
zah zany aloha dia efa ela no tsy nijery vao2 am`TVM intsony fa tsy misy afatsy fanasohasoana an-dry zalahy no ao nefa hiaraha-mahita fa tsy misy zavatra mandeha amin`izay izy eto !
10. Onjakeli ( 07/07/2009 14:32)
Tsy aleo mpivaro-dronono toy izay mpiondama makorely amin'ny fanaovana DJ e,
Aza gaga fa efa ataony otran'ny boite de nuit io e!
11. xxx ( 07/07/2009 14:40)
Onjakeli:

Tsy aleo mpivaro-dronono toy izay mpiondama makorely amin'ny fanaovana DJ e,
Aza gaga fa efa ataony otran'ny boite de nuit io e!

ka onjakkely zao no makorela mitady lelah ato fa iza nnjay d efa nilaza fa nahita t@ 25/06 teo d nankaiza njay sa fohy kely lotsa d tsy niady t@ piesyny le bandy, sao d efa tsy lonaka tsony kosa aloha d mila petsaina kely fa manjary mamay be hahahahahahaha

12. fijo ( 08/07/2009 21:49)
mbola hodorany indray io raha manadala azy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524