TSY MATY I M. JACKSON

1. ndotofetsy ( 06/07/2009 16:03)
Tsy maty hono izy fa montage no nataon izy ireo noho ny dette de 500.000 millions ka mba hialana @ izany dia nasiana manequin mody natao ho eizy io ary nandany ny vola azony t@ concert nataony farany izy hialana bala. Ahazahoany vola be mantsy hono io montage ataony io dia mivoaka izy rehefa avy eo

mahery ny amerikana ka
2. zandikely ( 06/07/2009 17:24)

Malheureusement, il est mort.
500 Millions dollars kosa fa tsy hoe fa tsy arak'io lazainao io. Ary raha velona izy ka afaka nanao tournés rehetra saika nataony dia nahaloha io trosa io.
Araka ny tombatombany farany izao dia ambony lavitra io trosa io ny patrimoine navelanny an'ingahy Michael Jackson. Raha hanesorana io trosa io dia mbola misy eo amin'ny 200 millions dollars eo.

Rest in Peace, the King of the Pop.
3. locl ( 06/07/2009 18:51)
Raha mba mahita volana alohan'ny omby nareo ireto ry donto ka
4. andrea ( 06/07/2009 19:00)
ndotofetsy:

Tsy maty hono izy fa montage no nataon izy ireo noho ny dette de 500.000 millions ka mba hialana @ izany dia nasiana manequin mody natao ho eizy io ary nandany ny vola azony t@ concert nataony farany izy hialana bala. Ahazahoany vola be mantsy hono io montage ataony io dia mivoaka izy rehefa avy eo

mahery ny amerikana ka



ty kou tsss! ndotofetsy marina!


5. hery ( 06/07/2009 20:51)
Sao de mba tonga hatraty indray zany TGV mpanely tsaho zany? lolll
6. menalamba ( 06/07/2009 20:52)
Dia nitsangana t@ maty koa izy hoe... dia lasa lolo vokatra dia nihinam-bomanga..Etc ,etc :roll:
7. ndotofetsy ( 06/07/2009 22:24)
tsy tsaho kosa io fa resaka heno nandeha ka tsy hay na marina na tsia ra hery aaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2411