vary 1kg siramamy 1kg

1. ari.malala ( 06/07/2009 14:04)
Raha tsy diso ny fahazoako resaka dia nanolotra vary 1 kilao sy siramamy 1 kilao isan-tokantrano ny "minisitra" Gilbert Raharizatovo, hoan'ireo olona iray tanindrazana aminy... Mahavita iona reyolona vary 1 kilao? :roll:
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:14
2. sitlo ( 06/07/2009 15:41)
Tsy hitako mihitsy izay antony imenomenomanao amin'izao nefa eo mimenomenona fa tsy milay Rav8.
3. locl ( 06/07/2009 16:09)
Fanambaniana izany amiko, midika mihintsy fa dia midiny sy mihedanja ny valeur isantokantrano ao Mada.
Fa inona ary no hataontsika hijanon'izao e?
4. swann ( 06/07/2009 16:15)
tsy azo hatao izany hevitry locl zany ;ny antony dia efa sarotra ny fiainana ,ny olona sahirana daholo ka raha misy matetitetika kosa io fihetsika io matetitetika hoy aho dia tena hitan'ny isantokatrano kosa fa tsy azo hamaivanina
5. xxx ( 06/07/2009 16:37)
Maninona raha mananika lapa amin'izay fa milona ilay izy e!
6. Noue ( 06/07/2009 19:43)
aiza ary zany ee ??? rebirebena @ zay vary 1kg sy siramaly 1kg indray zany ny olona ?? sa ve ireo fotsiny ilay resaka notatatataina mafy ery oe ho avy ny PPN à moins de 40% de son prix d'ici 15 jours ???
7. xxx ( 06/07/2009 21:01)
ka tsy isanandro ve le fizarana vary eee
8. xxx ( 06/07/2009 21:29)
aleo mihitsy aloha ho fahaizina kely tsara ny- foza tana nividy an'i tgv ireo sy ny nanongana an'i ra8,izao mihina ny tadintsaramasony tsara izay,hihihihihihihih ho ela velona anie tgv miaraka ny ppn iray kapoaka
9. sitlo ( 06/07/2009 21:44)
[center][/center]
10. diloo ( 06/07/2009 22:02)
Sali aloaha e
Nareo koa nama manindry be loatra an'i zandry kely an.
Jero ny sarin'i Bic eto ambony fa tsy iray kilao izany fa:
-Gonim-bary anaky roa
- Lafrinina gony iray
- jereo eo ambany ao anatin'io carton fotsy io: 50 paquets de 1 kg de sucre.
Tena mba voahan'i Bic ianareo fa kely lotra ilay 1kg de riz=1kg de sucre

:wink:
11. ari.malala ( 07/07/2009 05:26)
sitlo:

Tsy hitako mihitsy izay antony imenomenomanao amin'izao nefa eo mimenomenona fa tsy milay Rav8.



Mimenomenona manin moa za? mitantara ny zavamisy ah fa ts mimenomenona! Ary raha vary 1 kilo; mahavita in zany? raha atao hoe olona 5 no ao antrano, tsy ampy 1 andro akory nge zany vary 1 kilo zany e!
12. Mirananirina ( 07/07/2009 07:08)
Sitlo,raha mba izao sary avoakanao izao tokoa no tanteraka an......
Avo ny lanitra ka tsy takatra,isaorana be dia be Andriamanitra :)
13. ari.malala ( 07/07/2009 09:04)
Mirana, sary t@ fandrobana magro reny
14. endrika01 ( 07/07/2009 09:21)
Hoany isa-tokan-trano very asa aloha mety ho sarotra be ny ihaina aminizany.Fa ireo mbola samy mipetraka @asa mahazatra azy ,mety tsisy olana fa zarany aza misy ,hanampiana ny eo an-tanana. :D
15. fijo ( 08/07/2009 22:14)
izay fividianana sy fanambaniana olona izay no manimba ny mpanao politika gasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.063