fihaonam-be afrikanina saika teto amintsika

1. xxx ( 05/07/2009 12:57)
Saika henin-kaja henim-boninahitra i Madagasikara amin'izao fotoana izao satria tokony ho teto amintsika io fivoriam-ben'ny filoham-pirenena afrikanina rehetra. Tsy nahavita niaro ny firenentsika isika Malagasy manoloana ny fanjakan'ny Baroa. Ireo fiarakodia tokony nampiasain'ny filoham-pirenena maro teto amintsika moa dia olon-kafa no navelantsika hanana famendrehana hirehareha amin'izy ireny.
Ankehitriny dia fanta-poko fanta-pirenena i Madagasikara tsy nohon'ny zavatra tsara fa nohon'ny fanjakan'i Baroa. Voahozona ve isika Malagasy ? Misaotra tompoko.
novalian'i Noue ny 05/07/2009 17:50
2. xxx ( 05/07/2009 13:04)
valiny
voahozona ny malagasy rehetra ankoatra izaho sy ny fiaakaviako izay sy manao politika. Na iaao manontany io aza voahozona

misaotra
3. Noue ( 05/07/2009 13:48)
ny ahy indray dia tsy hilaza aho oe voahozona zany isika fa ny adalana sy ny tsy fisainana ary ny fitiavan-tseza nefa zao tsisy hapoaka akory ee !!! :^) :^)
4. xxx ( 05/07/2009 15:53)
xxx:

Saika henin-kaja henim-boninahitra i Madagasikara amin'izao fotoana izao satria tokony ho teto amintsika io fivoriam-ben'ny filoham-pirenena afrikanina rehetra. Tsy nahavita niaro ny firenentsika isika Malagasy manoloana ny fanjakan'ny Baroa. Ireo fiarakodia tokony nampiasain'ny filoham-pirenena maro teto amintsika moa dia olon-kafa no navelantsika hanana famendrehana hirehareha amin'izy ireny.
Ankehitriny dia fanta-poko fanta-pirenena i Madagasikara tsy nohon'ny zavatra tsara fa nohon'ny fanjakan'i Baroa. Voahozona ve isika Malagasy ? Misaotra tompoko.

Té ho afrikana ? ndana mankany un ponit c' est tout .
Tsy mila afrikana izahay , ary mbola handroaka ny taranaka afrikana ao Mada .@ NY FOMBA REHETRA ;

5. ndotofetsy ( 05/07/2009 16:32)
fa nga moa ny gasy tsy afrikana ee misy manidina mihintsy ndraindray ato amin ito serasera ty
6. nancy ( 05/07/2009 16:50)
Tsy mila afrikana hono nefa ny gasy aza mbola mahantra lavitra sady ambany fisainana lavitra noho ny afrikana.

xxx:

xxx:

Saika henin-kaja henim-boninahitra i Madagasikara amin'izao fotoana izao satria tokony ho teto amintsika io fivoriam-ben'ny filoham-pirenena afrikanina rehetra. Tsy nahavita niaro ny firenentsika isika Malagasy manoloana ny fanjakan'ny Baroa. Ireo fiarakodia tokony nampiasain'ny filoham-pirenena maro teto amintsika moa dia olon-kafa no navelantsika hanana famendrehana hirehareha amin'izy ireny.
Ankehitriny dia fanta-poko fanta-pirenena i Madagasikara tsy nohon'ny zavatra tsara fa nohon'ny fanjakan'i Baroa. Voahozona ve isika Malagasy ? Misaotra tompoko.

Té ho afrikana ? ndana mankany un ponit c' est tout .
Tsy mila afrikana izahay , ary mbola handroaka ny taranaka afrikana ao Mada .@ NY FOMBA REHETRA ;





7. Noue ( 05/07/2009 17:50)
xxx:

Té ho afrikana ? ndana mankany un ponit c' est tout .
Tsy mila afrikana izahay , ary mbola handroaka ny taranaka afrikana ao Mada .@ NY FOMBA REHETRA ;



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0626