inona indray izao no ho teneniny le kely avy any bruxelle e?

1. zaytinao ( 04/07/2009 16:12)
Tsy maintsy hiteny indray zao izy oe manga ny lanitra, nahazo reconnaissance aho e!!!! etc
Tsy mahagaga ra izany indrray no ho lazainy.

ohatran'ny avy any @ kadhafi ihany no ho koziny eo nefa tsy hita akory zay eo.
novalian'i bazylou ny 05/07/2009 17:21
2. pikatti ( 04/07/2009 18:05)
Tonga avy any ndray zao nedala dé hoe ;nahazo vola tsika hivelomana mandritra ny taon-jato maro2
Fita fa raha hampandry andrisa dia kapokany io
3. xxx ( 04/07/2009 21:39)
Ka izy ange ry reto efa tsy tompon'ny tenany intsony fa hasaina miteny izao sy izao dia miteny ,efa hoe saribakoly fotsiny io fa tsy tompon'ny tenany ,raha ny tiany izao te hila izy fa bedin'ny sefony.
4. ndotofetsy ( 05/07/2009 16:40)
ka te hiditra eo dia tsimaintsy mizaka nny natao na mety io a tsy mety fa ze alehany any alehany. Sady mahazo tombony koa lery eee afaka mivoyage foana sady mikaly ze tiany na dia tsy mihinana aza ny vahoaka i ra8 koa aza zao efa manomboka adino fa mikaly be foana ao sudaf ao. Ny vahoaka foana no manaiky apriatina isakin ny mihetsika eo. Inona moa ny zavatra hiseho hoy ianareo raha tsy misy intsony ny mpanaraka ire mpanao politika. Asa angamba misy i demissiona tsirairay daholo na lasa mitohy atrany ny samy maka ho azy. Aleo aloha izahay haka ny revinay aty @ sisiny fa tsy hidikiditra sy hitsara eo fa ze revindry zalahy eo
5. bozyboleta ( 05/07/2009 17:13)
Efa diska goaka ange ny an'ny Vendrana e!
OK ny tany @ UE. Rehefa nazavaina tamin-dry zareo izany ny fandehan-javatra rehetra ary naseho azy ny taratasy rehetra t@ nanomezan'ny directoire militaire ny fahefana t@ tenako, blablabla...
Manaiky ny hat ny UE, blablabla...

Dia hanao dinika ho an'ny mpanao gazety ndray koa i hasina beorona avy eo.
6. bazylou ( 05/07/2009 17:21)
resaka koa izanyan:: dia inona indray izao ity be fialonana ity??? ny anareo no efa lanin'ny zoma any rsa any kle :-D :-D :-D soavaly maty le le8 e== :-P :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535