Ity no ps admin fa tsy i hery

1. admin ( 04/07/2009 09:36)
Tiako homarihina fotsiny ho antsika miresaka politika fa ny ps hery entiko dia tsy ps amin'ny maha-Admin ahy fa ps amin'ny maha hery ahy :-)
Raha ohatra ka ity ps admin ity no niresaka politika dia izay vao mitombona daholo ny nolazainareo. Koa noho izany i hery dia manao politika rehefa mitondra ps hery fa tsy manao politika rehefa mitondra ny ps admin.

2. hery ( 04/07/2009 09:37)
Mazava angamba izay izany ny fanazavana ho an'i Oay, patrick2000 sy ny sisa.

Sa ahoana?
3. ndotofetsy ( 04/07/2009 09:53)
ka ray ihany reo ko i admin sy hery iray ihany sady mazava be hoe miresaka an i hery i admin nefa ihery ihany i admin na hanao xxx aza

tandremo fotsiny ihany fa namana milay no tediavina sao lasa adverseran ny hat ianao satria tim be loatra
4. Noue ( 04/07/2009 10:00)
oatran'tsy azon'i ndontofetsy indray zany mahasamy hafa azy zany koo ! nefa mba oe fetsy ?? :-D :-D :-D
"hery":
i hery dia manao politika rehefa mitondra ps hery fa tsy manao politika rehefa mitondra ny ps admin.
zao ve dia tsy azon'donto fetsy kosa ee ??
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. Oay ( 04/07/2009 10:30)
hery:

Mazava angamba izay izany ny fanazavana ho an'i Oay, patrick2000 sy ny sisa.

Sa ahoana?


Ho an'i Oay dia mazava be mihintsy ilay izy, ny zavatra tiako tsindrina kely fotsiny dia ny hoe:"Rehefa mandray décision arbitraire izany ingahy Admin dia tsara raha @ PS admin no anaovana anazy" mazava be amin'izay fa ilay personnalité morale no mandeha fa tsy ilay physique!

Manaraka izany dia tsy olana ho ahy manokana na hery na admin fa ho an'ny serasera no mahatonga ahy nilaza ny hevitro, mbola averiko fa TAKELAKA TSY MISY ILAVANA ANAZY NY TAKELAKA IRAY REHEFA TSY EO NY MPISERASERA MANAFANA ANAZY! Ary lafo ihany koa ny plage de bublicité rehefa hita fa mahasarika olona ilay takelaka izay le professionnalisme.

Ataoko angamba fa mazava fa hatreto izany dia rehefa misy prise de décision de on aura affaire avec le ps admin mais non plus avec hery!

PS: i hery ilay TIM mpanao politika moa dia efa noteneniko fa tsy maintsy mbola hidona kely isika fa dia lava andro iainana dia tongava ilay andro malaza é, dia eny Ivato miditra rehefa tonga aty Madagasikara fa dia hotorahana voninkazo é!


6. hery ( 04/07/2009 10:41)
Amin'ity été ity aho dia efa ho any Paris any raha hidona kely e. Sa rehefa samy mandeha any Dago? :-p

7. ndotofetsy ( 04/07/2009 11:38)
hery:

Amin'ity été ity aho dia efa ho any Paris any raha hidona kely e. Sa rehefa samy mandeha any Dago? :-p




ie aleo any aloha fa raha aty mada mety hietsika eo ny devolin i sarla



8. Oay ( 04/07/2009 12:09)
hery:


Amin'ity été ity aho dia efa ho any Paris any raha hidona kely e. Sa rehefa samy mandeha any Dago? :-p




Hatreto aloha mbola tsy misy programme mandeha any fa ny eto Madagasikara dia afaka midona isika fa raha ohatra moa ka misy mission tampoka mandeha any dia tena milay raha midona kely isika.
Ny ahy aloha tena faniriko ny hidona kely @ ra-hery an! fa mba ilazao @ alalan'ny hafatra manokana i Oay rehefa mba manao batisa an'ilay zazakely aty antanindrazana ianareo é!


9. pikatti ( 04/07/2009 13:00)
aza adino le hafatra refa injay aty Paris ianareo de ho entiko any @ andrywui fa lery io anie foza eto fa Tim sy mpanohana ny ara-dalàna ihany sady tsy tia tgv hiringiriny :lol:
10. andrywui ( 04/07/2009 14:04)
pikatti:

aza adino le hafatra refa injay aty Paris ianareo de ho entiko any @ andrywui fa lery io anie foza eto fa Tim sy mpanohana ny ara-dalàna ihany sady tsy tia tgv hiringiriny :lol:

ampiriatiko eo elah ry pikatti fa aza eo no minaonaona eo an, efa nolazaiko nareo fa enga anie mba tsy hafangaron'i Cdt Charles i GOTH sy ra-hery fa da hosahirana ane i GOTh refa miverina any Dago é.Tsy resaka fampisehona momota anie io é!

11. dadabe ( 04/07/2009 17:00)
ary aleo haka pilasy d hitsetsitra gilasy sy hihinana pocorn fa milay be le mijery kombaka kle :{ :^)
12. pikatti ( 04/07/2009 17:58)
ha ha ha ni réagir ngah i andrywui klé;zao fotsiny ny toro hevitra ry andrywui a,aza dia taitra be zany elah fa sao manavy tampoka eo é!
zah sy dadabe anie zao efa mikarakara an'ireo tgv efa mamary ato e ha ha ha
Aza matahotra zany hoa fa ty serasera ty anie tsy mikatona zany é :lol:
13. ndotofetsy ( 05/07/2009 16:42)
ka efa hoe i ra hery ihany no admin fa nareo koa hanaovan i hery resaka miolakolana eo de variana miaraka @ i andrywui manisa andro eo
:^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6017