" perquisition "
1. booboo
(
02/07/2009 18:03)
Dia miha-maro hatrany² ny olona halaina an-keriny ( ara-bakiteny ) any an-dava-tranony @ zao. Na dia anarana mitovy² fotsiny aza dia hatr@ ankizy 10 taona dia " hadihadiana " momba ny rad-ny, ny fianakaviany sns.
Mba misaina ve ireo miaramila ireo ny @ traumatisme iainanan'ilay ankizy vokatr'izay ? Nefa dia noho ny anarana mitovy fotsiny !!!
Manodiava !!
Mba misaina ve ireo miaramila ireo ny @ traumatisme iainanan'ilay ankizy vokatr'izay ? Nefa dia noho ny anarana mitovy fotsiny !!!
Manodiava !!
novalian'i fijo ny 02/07/2009 21:02
2. pikatti
(
02/07/2009 18:06)
parano daholo le tgvendrana
nahazo vola ndray ny sonegaly nahazo baiko de lasa manao mission ,io koa mbola vola fanampin'ny karamany
fanjakana miaramila
Misaotra aky booboo a
nahazo vola ndray ny sonegaly nahazo baiko de lasa manao mission ,io koa mbola vola fanampin'ny karamany
fanjakana miaramila
Misaotra aky booboo a
4. Noue
(
02/07/2009 19:58)
indrisy !! ka nampiakarina 400 000 fmg/perso anie ny karamany dia nahazo zavatra hafa koa ry zareo ee! dia izany no hangatahana azy ireo !! hanohizany ny habibiana !!! :evil: :evil: :evil:
5. fijo
(
02/07/2009 21:02)
tsy aharitra intsony io,fa na ny mpomba azy aza izao efa manomboka mivadika daholo,ratsiraka tsy hanaiky ny volany very fotsiny any,ary ireo mpanohana azy ireo no tena hanafay azy eo.
