Voafehy ve ilay taranja ???

1. essera ( 30/06/2009 11:40)
Rehefa tsy hay ilay izy d ajanona ry pikatti, fa koboko fa :
- na Mi-jongle PS maromaro le kila iray ity.
- Na tsy misy apoaka.

Tamin'ny 11 mai no nandefa dinika amin anaran'ny ps, dia ny 29 juin ndray vao mody tazana fa mijapy dinika fotsiny anefa no adkléany.

pikatti tam 11-05-2009 07:32:49:

Lohateny : TAZANA TENY @ FILAHARANA OMALY I andrywui
Nalahelo toko ny fitantaran'ity namana ity ny nanjo azy ary nilaza ny antony nahatongavany teny. Nilaza moa i andrywui t@ zay fa izy dia nampanatenaina ny ho ministry ny fialam-boly sy ny hatsikana,tena petsa tokoa ranamana ka zay ozy no mahatonga azy mampiseho ireo talentany eto @ serasera
Nandray mégaphone mintsy nedala tao ary tezitra be hoa mialà tao tgv refa tsy mahavita azy
Aza kivy lesy andrywui fa mbola ho avy ny fotoana



pikatti tamn 29-06-2009 09:36:37:

Lohateny : SAO MBA MISY DOKOTERA AFAKA MANAPY AN' ANDRYWUI !VIZAKA BE
Nandinika aho fa efa miteny irery sisa ny namana andrywui
Manao antso avo ihany dieny mbola tsy marary tanteraka ny namantsika


Ary ny zavatra iray tsikaritra koa d tsy manana dinika afatsy resaka andrywui. Misy zavatra hafahafa ao ambdkty PS iray ity. D ity misy anakiray, misy oul izay ato mpiteny hoe petsa izay ary mitovitovy fanoratra am zao. D anjaranareo ny mamaly.

D inona no d idiran'ny vitsika am pétrole amzao le. Ajanony ilay izy rehefa tsy voafehy ry akama. Mandrera-tena fotsiny milalao ps eo leazhaaaaaaaa.
2. essera ( 30/06/2009 11:43)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4a07b88107d23 fa misy taratra filalaovana PS maromaro an'oul iray.
3. essera ( 30/06/2009 11:50)
ary farany d :

pikatti tam 30-06-2009 13:41:51:

Lohateny : Re : ZAY MANDROMBA DE OMENA 30000 AR
lena ndray ny bôfin'i andrywui klé


d le resaka andrywui ery ambony ihany no mba hany teny hainy isaky ny manoratra no vetivetesina.
4. Mirananirina ( 30/06/2009 12:13)
inona no tianao lazaina ry essera fa tsy mazava mihitsy
5. pikatti ( 30/06/2009 12:30)
aza mialona less a,mitadiava raha mahita fa aza miboredika eo :-D
6. essera ( 30/06/2009 12:32)
Milalao PS ilay pikatti. Hitanao tsy manana dinika afa-tsy in-dray isam-bolana ary fanampin'izay d resaka andrywui foana. am le sujet verbe complément.

Vakio tsara le eo ambony fa napetako hatramin'ny daty nanoratany.
7. Mirananirina ( 30/06/2009 12:44)
hoe pikatti=Andrywui ve sa inona essera an
8. essera ( 30/06/2009 12:49)
Azonao am zay le zavatra !!! Bravo kôpy enao am zay. Ny adkléany zan d tsy d manan-kevitra loatra fa manao diversion fotsiny. Raha sahy izy mi-citer phrase par phrase dinika olona iray d manao analyse d savà. Fa jereo fa :

Voalohany :
Une phrase formée par :
- sujet
- verbe
- complément

Faharoa :
Misy resaka andrywui foana ao anatin'izay resahiny. Porofo jereo eo ambony eo ary nilaza tsy anontaniana moa izy hoe :

pikatti tam 30-06-2009 14:03:01:

Lohateny : Misy boaikely taraky be ao ambany ao ,taraiky @ politfika
Taitra be le boaikely fa noheveriny fa tsy afaka manao fianakaviana ry andrywui sy ny cousine pikatti


Mazva b am zay v ???


9. pikatti ( 30/06/2009 12:53)
aza miteniteny foana lesy refa tsy mahita lazaina a,elah zany koa anie ka ho fatifaty foana eto é
sonia andrywui ha ha ha
10. yuka ( 30/06/2009 13:02)
Dia ho pikatti=andrywui marina ve?
11. pikatti ( 30/06/2009 13:11)
yuka ha ha ha
mirediredy le essera hoa o,lohan'angidina kosa io angambany
12. essera ( 30/06/2009 13:28)
yuka:
Dia ho pikatti=andrywui marina ve?

Tsy affirmation gratuite io fa misy porofo eo ambony eo vakio tsara daholo.

13. yuka ( 30/06/2009 13:36)
Ary sao d mba essera=andrywui=pikatti :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
ze marina reto lazaina a! :D
14. pikatti ( 30/06/2009 14:11)
zah kosa ry yuka tsy ambany saina hotran'i essera
yuka :-*
15. andrywui ( 30/06/2009 19:35)
ary fantatry YUKA ny marina klé ! iééé andrywui = pikatti ihany fa mivadika fotsiny fa essera diso !

za ihany no pikatti !
16. xxx ( 30/06/2009 21:22)
Tss resak' ny kôndrana kou ty ,efa fatatra fa Pikati = cyril ; essera = locl ;bazylou =oay ;tafondro = noue = ravatorano=milamm; ravalotgv = mirananirina ; zoam= rajakoo ;ainahery =vera ; rakaroka =fijo=papoose; etsetsetra ... :twisted: :twisted:
17. benkintana ( 01/07/2009 00:02)
Misy tary efa very saina ato zany ,de tsy mahita resaka raha tsy manao mpaminany sandoka fotsiny sisa
Raharahinay inona anefa zay é :twisted: :twisted:
na hanao ps zato ato elah tsy hampiova ny hevitray na essera na esory na vera na rasera elah tsisy miraharaha fa zany ve no hankarairy fo eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.104