tsetsatsetra tsy aritra

1. xxx ( 30/06/2009 05:51)
firy taona no atao woe taraiky ny vehivavy (resaka fananana anaka io resahiko io ). 30 ans v taraiky loatra ? sa mbola amin' ny antonony tokony ananany anaka ?
novalian'i xxx ny 25/09/2009 04:40
2. xxx ( 30/06/2009 09:16)
Raha zaza voalohany dia tsara raha avant 30 ans , tsara hoy aho fa tsy hoe tsy maintsy. 30 ans izany mbola mety tsara fa aza miandry ela intsony

3. xxx ( 30/06/2009 12:41)
io dia tsy fantatra mihitsy satria misy ary vehivavy 60 ans mbola miteraka ko ...
raha te-hilalao miaraka amin;ny zanakao ianao dia mitera aloha aza endrasana ela be izany. avant 30 no tena tsara
4. niryna ( 30/06/2009 13:58)
dia tsy fantatro indray aloha fa nisy vao 62 taona niteraka ary salama tsara ilay zaza .
Tsara ny miteraka aloha 25-30 any fa misy maro koa ny miteraka na +40 ary araka ny toerana misy azy sy ny toe-pahasalaman'ilay vehivavy.
Raha diso taraiky loatra dia mety ho sahirana ilay reny ary misy aza tsy mahazo miala eo am-pandriana mandra-pa fa ambany be foana ilay fipetraky ny zaza na atahorana ho lasa ilay zaza(tsy aiko ny fiteny azy an).Arakarany io ary ao koa ny zaza lasa anti-kely raha toa ka efa ela loatra ilay reny vao miteraka na be taona no tiako tenenina dia manjary sarotim-piterahana ihany koa.
Raha azo atao dia tsara mbola manana aina tsara iny no apetraka ilay izy :roll: :D
5. xxx ( 30/06/2009 14:45)
Ka olona vitsy isaina @ ratsa-tanàna anie no miteraka à 60 ans izany e, izany hoe tsy zavatra commun. En général FIV daholo ireny fa efa tsy mamokatra atody intsony ny 60 ans
6. Lejoba ( 30/06/2009 23:20)
mihena ny chance-n'ny vhvv hahazo zaza rehefa mitombo ny taona. Eo koa ny risque de trisomie21 sy fahasarotana hafa manomboka 38 taona. Nefa ny vazaha betsaka no miandry 40 taona vao miteraka.
Miankina @ fiaraha-monina sy ny fianakaviana koa
7. xxx ( 01/07/2009 04:23)
Misaotra anareo namaly ny lohahevitra ,za manko efa 29 ans , de otran'ny niaina fahazazana fona aho tanatin' zay , ka zao vo tapakevitra ny hanambady am' zay ,ka tsy haiko na woe mety ho bevoka am' iny mois prochain iny aho na tsy , si non zany de mety 30 ans za vo miteraka , de izay no mba nanontaniako anareo namana tsy tapaka .
8. ravonjison ( 01/07/2009 12:35)


Voalazan\' i NIRYNA :
Tsara ny miteraka aloha 25-30 any fa misy maro koa ny miteraka na +40 ary araka ny toerana misy azy sy ny toe-pahasalaman\'ilay vehivavy.


Marina io voalaza io. Tsara dia tsara raha entre 25 - 30 ny vehivavy no miteraka ny zaza voalohany.Ny antony mantsy dia izao :
- tokony mba handalo univestité ny tsirairay, iny fianarana iny dia vita eo @ taona 23-24 ans. Dia rehefa mba manana diplom, izay vao miditra @ resaka zaza.
- aorian¨ny 34 ans dia mihena dia mihena ny \" capacité de fecondité \" ny vehivavy, mipoitra ny olana sy ny aretina sasany hoan\' ilay zaza sy ny reniny, noho izany dia aorian\' io taona io dia tsy maintsy mieritreritra complication ianao.Raha toa izany ianao mieritreritra zaza roa ( ohatra ) dia tsy maintsy atombokao @ taona 30 ans ny zaza voalohany , dia @ 33 ans ny zaza faharoa, farafahatarany.

Mila mihetsika tsimoramora izany ianao: \" Tsy taitra tsy maika kanefa tsy tara \".
9. rhina ( 24/09/2009 14:10)
ra araka ny fanazavan'ny dokotera tany @ hopitaly lo rehefa isafo iny. Misy fampianarana kely ataondry zareo mantsy dia izao:

21-38
antony
efa matotra tsara ny taovan'ny vehivavy ka afaka miteraka izy ary ny zaza aterany koa dia miaraka matotra amin'izay
eo anelanelan'ireo taona ireo koa no tena mahabetsaka ny fecondité ny vehivavy.
ra aravina zany dia zao e:taonan'ny fahamatorana @ vehivavy ireo taona ireo ka izay no antony ka raha alohan'ireo dia aloha loatra nefa tsy misy maha ratsy azy enao ihany io fa ra tara kosa mba jerena ihany fa mety efa antitra be enao vo anala CEPE ny zanakao
HIHIHI!!! sady mianiany ihany za fa matotra

zaza voalohany io lazandry zareo io an fa ny zaza faharoa na 60 taona azy tsy maninona

dia fanampiny nisy olona bedy foana tamzany niaraka nisafo tamina satria nahoana efa 5 ony ny zanany dia mbola be vohoka ihany izy à 45ans dia ozy le docteur : mampiasa fanabeazana aiza
d oz: tsy mahazaka
docteur : kapoty
d nihomehy fotsiny izy sady nibitsibitsika ke ranga tsy mety
docteur : ento aty izy

hiiii d nihome doly zay rehetra tao @ le salle
10. xxx ( 25/09/2009 04:40)
zany ve rhina , za manko 29 ans zao de mieritreritra ny hiteraka am zay ,
Fa eny eh , marina daol io tenenin doc io .

Merci pr le conseil eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2821