en fin une reconnassance pour tgv a lybie

1. andrywui ( 29/06/2009 11:33)
Any Libye no atao ny fivoriam-be afrikana ka hanatrika izany ny Filoha RAVALOMANANA Marc!

Etsy an-daniny dia naneho ny heviny manoloana izany ny Hat t@ alalan'i Nyhasina njemanjato! hoy izy: tsy hisy solon-tenan'i Madagasikara hanatrika io fivoriana io satria i Madagasikara tsy ao anatin'ny vondrona afrikana intsony!

Fa angaha tsy nahazo fankatoavana avy t@ i Lybie inndray i madagasikara e!
petsa daholo indray ny fianakviana kle hahahahahahaha


2. xxx ( 29/06/2009 11:41)
tena mety marina le tenin'olona izay hoe io andrywui anie agent double,
3. yuka ( 29/06/2009 12:09)
Fa tsy azoko mihintsy ito Andrywui ito kah!
tsy fitiava-ntanindrazana no hidirana eto amin'ny politika fa fanalan'azy tsotra zao :roll: :-D :-D :-D
4. andrywui ( 29/06/2009 12:13)
yuka:

Fa tsy azoko mihintsy ito Andrywui ito kah!
tsy fitiava-ntanindrazana no hidirana eto amin'ny politika fa fanalan'azy tsotra zao :roll: :-D :-D :-D

fanina njay ny TIM d vomaika petsa tateraka i yuka, fa aoana alou ry yuka le resaka be basy iny a! hahahahahahahaha...
5. xxx ( 29/06/2009 12:24)
Nihena ohatry ny fehan'antitra ny isan'areo TIM eto ka dia nalefanay kely any aminareo aloha i andrywui mba hampitohy ny seraseran-dresandresak'isika mianakavy kely eto.
6. yuka ( 29/06/2009 13:38)
Andrywui resak'inona zany e!?? :idea:
asio jiro :idea:
fa ianao anie tsy maninona na tsy hanampy anay ary e!
ianao ihany rahateo dia efa mahita tsara ny lesok'areo TGV ao e!
7. ndotofetsy ( 29/06/2009 17:15)
:?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
hafahafa be koa zany resaka ato zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067