Ireto misy sarin'i Michael Jackson izay te hijery
![](https://avatar.serasera.org/51c1cfe086eab694296a5eecd04296f0.jpg)
1. niryna
(
27/06/2009 18:49)
Misy sary marobe ato raha te=hijery hianao
http://hp-laptop.aol.com/_at_50popup
miandrasa kely fa mivoaka eo ambany eo ilay sary
klikeo eo ery ambony fa misy sariny miisa 30 " MJ through the years "
(l) niryna
http://hp-laptop.aol.com/_at_50popup
miandrasa kely fa mivoaka eo ambany eo ilay sary
klikeo eo ery ambony fa misy sariny miisa 30 " MJ through the years "
(l) niryna
novalian'i mirabela ny 29/08/2009 19:21
![](https://avatar.serasera.org/51c1cfe086eab694296a5eecd04296f0.jpg)
3. niryna
(
21/07/2009 15:10)
xxx:
Iza izany Jackson ?
Ireo misy sariny.Olona mpihira nalaza izy io
http://images.google.com/images?q=source%3Alife+michael+jackson+-boathouse
![](https://avatar.serasera.org/4870f49b852c5a982770740e00cabd66.jpg)
4. Jefijefy
(
03/08/2009 15:06)
Ny hiran 'le hoe "fivondronam-pokotan'Itaosy e, fivondroanam-pokotan'Itaosy e"
![](https://avatar.serasera.org/51c1cfe086eab694296a5eecd04296f0.jpg)
5. niryna
(
09/08/2009 03:24)
Jefijefy:
Ny hiran 'le hoe "fivondronam-pokotan'Itaosy e, fivondroanam-pokotan'Itaosy e"
tsary mba fantatro izany
:D
![](https://avatar.serasera.org/7ad5ec1a3207a7ae2b5e95c59e071a7c.jpg)
6. mirabela
(
29/08/2009 19:21)
xxx:
Iza izany Jackson ?
8O i Jackson dia le namorona ny fivavahana JACKSONISME! malaza ds le monde entier. :wink: