Féte de l'independance hafakely
1. Noue
(
27/06/2009 10:05)
Tena azo lazaina mahintsiny oe tena hafakely kosa aloha ity fankalazana ny fahaleovan-tenan'i M/car 2009 ity eee !
hafakely ahoana moa izany ??
terena ny olona hanangan-tsaina
menacéna ny olona zay tsy manangan-tsaina
samborina ny olona zay tsy mitovy hevitra aminy , na vady, na zanaka tous azimuts
hampitombohina aloha ny karaman'miaramila sao sanatria ka tsy tonga any ry zareo hilahatra ao mahamasina
satria atao hitan'ny firenena rehetra oe tena nanao zay azony nataony ve i tgv ka tsipazo maso kely ny lanonana tao mahamasina ?
dia zany ve no atao oe fankalazana ny fetim-pirenena à la HAT ? quelle belle democratie !!!
hafakely ahoana moa izany ??
terena ny olona hanangan-tsaina
menacéna ny olona zay tsy manangan-tsaina
samborina ny olona zay tsy mitovy hevitra aminy , na vady, na zanaka tous azimuts
hampitombohina aloha ny karaman'miaramila sao sanatria ka tsy tonga any ry zareo hilahatra ao mahamasina
satria atao hitan'ny firenena rehetra oe tena nanao zay azony nataony ve i tgv ka tsipazo maso kely ny lanonana tao mahamasina ?
dia zany ve no atao oe fankalazana ny fetim-pirenena à la HAT ? quelle belle democratie !!!
novalian'i xxx ny 28/06/2009 15:16
2. andrywui
(
27/06/2009 10:31)
mampmé lets elah ry noue, misy afisy milay be zay lets ao @ sobika.com fa tsy misy mpametaka afisy moa ny TGV ka maninn raha mba ataon'elah raim le kandra d mifanaraka isika @ karama! momba ny fankalazana ny fetimpirenena ndray d mienoa radiovazogasy fa tena hovelombolo elah @ fiarabana ataon'ny studio diffusion miaraka @ radiovazogasy ao, ry tanindrazanay malala d mande, ny hira mikasika ny fitiavan-tanindrzana d tsy votanisa, tsy noterena tsy novozonana anefa ny radiovazogasy sady an'iza moa tokoa io radio fa d tenana gaga zah é!
3. gasmlay
(
27/06/2009 10:44)
tena hafakely tokoa!! tsy tonga akory i dada! de rôvina ndray zao!efa lasa le 3 volan'i clown!! =)) :-D
5. Noue
(
27/06/2009 12:42)
ndotofetsy:zay ilay tena olana eto ee ! raha mba manao dinika sérieux ny olona dia misy foana ny mamadika ; satria tsy mahatanty ny fahamarinana eee
tena tsy misy hifandraisany daholo le resaka tssss
8O 8O 8O 8O
6. locl
(
27/06/2009 12:42)
diso fandray toi ry andrywi raha mihevitra fa ny hira tao @ vazogasy dia nindrahindra FAT, nanentany ny olona tsirairay mba hahatsiaro ny tanindrazana ary nanentana mba ho tonga saina eo @ izao fahoriana ngezabe navelanareo eo ambony lohan'ny Malagasy izao
9. fijo
(
27/06/2009 18:54)
ka io le samy mandray izay tiany handraisana azy indray e,ny an'nysasany rehefa be basy dia afaka izay.
10. Noue
(
27/06/2009 19:52)
dia mbola nitohy hatrany ny fanalam-baraka an'i M/car ! jereo kely ilay dinika io ambony io oe discours tgv !! :^) :^) :^) :^)
11. general
(
27/06/2009 20:01)
Hay ve madame l'afficheuse n'i Oay no ato ee ! ha ha h !! inona ndray hono no apetany ato rey olona e !! miteniteny foana toa jorery very ! mitady lalankombana toa gana , hana !! miantso andrindrina irery toa angely manirery i Noue kely ! ha ha h
13. Noue
(
27/06/2009 21:13)
eisyy aa oee ry sahondra mon general eee =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. desirelyaime
(
27/06/2009 21:42)
Mba miova amin'ny mahazatra amin'izay ka tandrify tsara ny fanovàna andrasana.
Ny manova fitàna anefa hono lanin'ny mamba.
Ny manova fitàna anefa hono lanin'ny mamba.
