ra hery nanao politika anefa admin

1. ravalotgve ( 25/06/2009 20:33)
tsisy kil tsony ny sera fa lasa any anakafa fa lasa manao fety ny gasy tsy tokony nanao politika ra hery na niteny ny heviny satria admin eto
novalian'i fijo ny 26/06/2009 19:31
2. fijo ( 25/06/2009 20:35)
izany kosa tsy mitombona,manana ny heviny izy,de aleo haneo ny heviny.ngah amisy zaza eto ka hoe voatery hanaraka ny heviny??????sa nareo misolelaka ,ka matahotra hoe vao miteny i hery dia hino azy daholo ny rehetra.malalaka eto,ka aza misy sakanana izany
3. ravalotgve ( 25/06/2009 20:40)
ka sakanan i lery ze maneho ny heviny ka tsy manaraka izay reven ny sasany ko
4. sitlo ( 25/06/2009 21:50)
Tsy hoe tsy misy kil fa tsy mifaninana amin'ny tsy misy atokona. Ataovy misy dikany sy tanjona mazava ny dinika dia hoe hita eo ihany. Fa raha ny eo ihany no aholangolana eo dia andraso eo fa ho avy eo izy.
5. ravalotgve ( 25/06/2009 22:06)
dia ho voasakana eo koa nareo ra pensily fa ataovy koa
6. hery ( 26/06/2009 00:05)
:-)

raha nisy tokony hosakanana teto dia ireo TGV rehetra ireo... nefa jereo fa mbola eo soa amantsara ry zareo... na i ravalotgve aza. Raha tsy manaraka fitsipika kosa dia tonga dia araraotiko :-D

Fa aza matahotra fa tsy nivelona ary tsy mivelona amin'ny politika mihitsy izaho sy ny serasera. Raha maty ny resaka politika mbola handeha hatrany ihany... tahaka izay efa nandehanany t@ tsisy resaka politika izay.

Izao izao, vao nohavaozina sy mandeha tsara indray ny takelaka ohabolana.org :-p
7. patrick2002 ( 26/06/2009 01:14)
Raha tsy manaraka fitsipika kosa dia tonga dia araraotiko


Ka izay rehetra mpikambana no araraotina sa ny TGV iste ihany ,
Izaho aloha mahatsapa fa mitanila ny fanararaotina ,sahala t@ androny Dada ihany ,izay concurrent manembatsembana dia lazaina fa tsy nandoa Douane ,manao fraude fiscal,ny mpanao politika indray lazaina fa manao cheque sans provisions ,mandray tsolotra .
8. hery ( 26/06/2009 05:23)
Ka tsy fanararaotana raha tsy izany. :-)

Rehefa tratra ny mpangalatra iray dia tsy afaka miteny hoe i anona aza nangalatra tsy tratranareo. Izay tratra dia mifafa.
9. xxx ( 26/06/2009 06:52)
Andry rajoelina koa ary nanao pôlitika nefa DJ mpampandihy makorely kou :-D :-D :-D
10. ravalotgve ( 26/06/2009 07:21)
hery:

Ka tsy fanararaotana raha tsy izany. :-)

Rehefa tratra ny mpangalatra iray dia tsy afaka miteny hoe i anona aza nangalatra tsy tratranareo. Izay tratra dia mifafa.


dia ho tratra koa izay mangalatra @ politika izany otran i ra8 sy i tgv nefa tsy voasakan i hery fa ny vahoaka maneho ny heviny toa anay no voasakana. Tena mitanila marina ny politikanao ra hery fa tokony hijanona neutre ianao no mahatsara azy

sniff

raiso ny dimy aloha na dia izany aza eee

de mmba avohay i ravalotgv


:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
11. general ( 26/06/2009 11:51)
vao tgv de mipoaka ato e! inona fa otran'ny site sasany ihany raha izany ! izay ihany no nialan'ny olona amle site miondana ! de afaka mifampisfosafo sy mifandrotsirotsy eo zany nareo raha vao zay no hevitrao kou !! inona ko no dikanzany !! mifampitoraka vonikazo eo nefa resy !! ha ha ha !! azonay ny fitondrana !! ha ha ha !!

---aleo ataony ra-pa zay ataony fa tsisy koà io a!! efa hitahita taratra tato ho ato izy io ,,, fa tamin voalohany fotsiny no mbola nanafin koho lery fa taty aoriana tena navoakany amzay ny rambony !!! ha ha ha
12. halloween ( 26/06/2009 12:05)
ravalotgve:


raiso ny dimy aloha na dia izany aza eee

de mmba avohay i ravalotgv


:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)

fa angah nopelaha n'i lery ilay ravalotgv iny lé, gaigy kou zany, d tsisy fika tsony mintsy ve? fa ngah tena nanota fady sa nanompa an'ilay osy mainty kosa angamba d tezitra ny mpiandrin'ny osin'ny dadan'ny mpiondana hahahahaha... petsa elah ra-hery na tin'elah na tsy tin'elah, fa andraso tsara ao ihany aloha ny osy fa sao d mba mbola mitondra lasantsy handorana an'i madagasikara hahahahahaha

13. xxx ( 26/06/2009 12:49)
nahay nanisa andro ravalotgve dia voasakana hahahahahaha

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. fijo ( 26/06/2009 19:31)
milaza daholo ary ireo izay voasakana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073