Terena ny olona hanangana saina fa ny habibiana mitohy ihany

1. Noue ( 25/06/2009 15:21)
Mba ahoana aza zany eee ?? terena ny olona hanangan-tsaina nefa ny habibiana mitohy hatrany ??? :evil: :evil: :evil: zany ve no atao oe fankalazana ny féte de l'independance ???

L’ex- député Yves Aimé Rakotoariso et ses gardes du corps kidnappés

[size=70]Un des leaders le plus en vue du mouvement a été kidnappé en fin d’après-midi au centre d’Antananarivo. Il s’agit de l’ex- député de Tolagnaro, Yves Aimé Rakotoarisoa, une femme prénommée Hortensia ainsi que deux des gardes du corps du chef file des pro- Ravalomanana. Le rapt s’est déroulé au vu et sous la barbe de témoins parmi lesquels des légalistes qui sortent à peine du rendez- vous quotidien d’Ankorondrano. Tout de suite, ils ont alerté les autres meneurs. Ces derniers ont répercuté l’information après l’avoir recoupé. Aucun motif de l’arrestation n’est connu.[/size]
novalian'i Noue ny 26/06/2009 19:53
2. xxx ( 25/06/2009 15:40)
Izay mamofopofona VANJA ry Noue dia tokony hosamborina sao dia mipoaka ka handringana ny tsy manan-tsiny a!
3. Noue ( 25/06/2009 16:08)
Aucun motif de l’arrestation n’est connu dia rariny kosa angamba raha lazaina oe nanao inona ireo olona ireo ee ??
4. xxx ( 25/06/2009 16:35)
Mba anotanio ireny voagadra politika t@ andron'i dada ireny moa ny nanjoa azy ireny :-D :-D :-D Efa misy tsy ahitana porofo izao dia soketaina amin'ny zavatra hafa indray. Ka dia mahereza o!
"Ny vato tsy natoraka ambony hono, ny hilatsahany @ loha no tsy tanty"
5. Noue ( 25/06/2009 19:29)
ndana aza hanontanio ry zareo dia lazao eto zay nolazainy eee !!
6. fijo ( 25/06/2009 20:32)
tsy resaka andron'ny daa izao ny resak afa resaka olona voasambotra tsy misy antony.eo ny valafamaritana,fa aza mihoatra fefy
7. xxx ( 25/06/2009 20:38)
te hanao aminy eo hahahaha
8. xxx ( 26/06/2009 14:01)
NY FANANGANANA SAINA MALAGASY DIA MIDIKA HOE FAHALEOVANTENA,
KOA RARINY NY OLONA RAHA TSY MANANGANTSAINA, SATRIA HAVERIN 'NY FATY @ FANJANAHANTANY
MAZAVA @ DONDROMBELONA REHETRA MANANGANA SAINA TSY HAMPIEVERANA @ IZAY LE IZY
50 ANS @ HERINTAONA EFA EO RA8, MANANGANA DAHOLO @ IZAY ISIKA
9. fijo ( 26/06/2009 19:32)
efa hoe dondrona ve letsy ahazo izany an
10. Noue ( 26/06/2009 19:53)
tena marina zany ee ! hatramy ohaviana moa ny dondrona nahazo an'zany ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067