Variana mangalatra de tsy mahavita n'inon'inona

1. Onjakeli ( 24/06/2009 15:32)
Aleo ihany Ravalo fa na lazaina nangalatra aza izy nahavita zavatra be dia be. Mba takona izany ilay lazaina fa halatra satria misongadina ny zava-bita.

Zao ve rangahy, variana mangalatra sy mameno paosy fotsiny ry Vendrana mianakavy de tsy mahavita na inona na inona. Ry Mialy, ny Vaovao Benjamin kosa ve no mpitondra. Oviana no mba hitany hatramin'izay nihiratan'ny masony izany. Aona mihitsy izy no tsy mameno paosy fa herintaona ihany io raha misy dia vita. Mba feno ny paosy ilany farafaharatsiny aloha.

Fa le olona teo amin'ny 13 mey kosa izany no tena tsy haiko intsony ny filaza azy. Nipetsapetsana ery ny vavan'ny Debakely fa hampidinina ho 2 500 ariary ny litatra amin'ny menaka, vary 500 ar. ny kilao. De faly ery ry maimbo elika isany. Zao nefa aiza, ry zareo teo ihany ne zao ny tsy mahavidy e,efa ho 6000 ar. zao ny litatra. 12000 ar. kilaon'ny vary. Euh, fa tsy kely ireo tgv efa mikonaina an, ary
tsy ho ela ko ireo de ho avy amin'ny angady sy ny harona raha toa ka de fahanan-dalitra fotsiny eo fa tsy hita ihany izay fampanantenana.

novalian'i xxx ny 29/06/2009 07:58
2. Noue ( 24/06/2009 15:42)
efa be dia be ny olona teny @ 13 mai no efa tonga saina ka !!
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a3fdcd3931f1
3. locl ( 24/06/2009 15:56)
enga anie mba ho tonga saina malaky, fa sao tara loatra vao manenina.

Ka nanantena anie ry zareo fa misy vary be tao @ tiko dia nisy menaka azo tovozina fotsiny dia nanao fahandalitra be e! Kanjo tsy izany no zava-nisy.

dia teo koa le kopaka ambava tany @ arabie saoudite, nefa toa tsy nisy nipoitra le izy dia izao no niafarany.

4. Noue ( 24/06/2009 17:37)
efa tena malakybe io ka ! oayyyy ! hitanao io fanambarana io ??
5. fijo ( 24/06/2009 20:22)
le tracta io aloha tsy hinoako loatra,satria ny magro anie hafaka manao tracta de apetapetany etsy sy eroa de lazaina fa hoe ny avy atsy nivadika ireo e.fomba fiady izany.ka tsy mahavariaa akory.
6. xxx ( 29/06/2009 07:58)
Onjakeli:

Aleo ihany Ravalo fa na lazaina nangalatra aza izy nahavita zavatra be dia be. Mba takona izany ilay lazaina fa halatra satria misongadina ny zava-bita.

Zao ve rangahy, variana mangalatra sy mameno paosy fotsiny ry Vendrana mianakavy de tsy mahavita na inona na inona. Ry Mialy, ny Vaovao Benjamin kosa ve no mpitondra. Oviana no mba hitany hatramin'izay nihiratan'ny masony izany. Aona mihitsy izy no tsy mameno paosy fa herintaona ihany io raha misy dia vita. Mba feno ny paosy ilany farafaharatsiny aloha.

Fa le olona teo amin'ny 13 mey kosa izany no tena tsy haiko intsony ny filaza azy. Nipetsapetsana ery ny vavan'ny Debakely fa hampidinina ho 2 500 ariary ny litatra amin'ny menaka, vary 500 ar. ny kilao. De faly ery ry maimbo elika isany. Zao nefa aiza, ry zareo teo ihany ne zao ny tsy mahavidy e,efa ho 6000 ar. zao ny litatra. 12000 ar. kilaon'ny vary. Euh, fa tsy kely ireo tgv efa mikonaina an, ary
tsy ho ela ko ireo de ho avy amin'ny angady sy ny harona raha toa ka de fahanan-dalitra fotsiny eo fa tsy hita ihany izay fampanantenana.



O ry Onjakely a, tena ve efa mivadika ati-doha no tsy manan-katao afatsy ny manaratsy olona toy izao e sa tena be karama ery manao an'io? Tadidio fa ny fanaratsiana olona tahaka an'io dia maha diso eo anatrehan'Andriamanitra ka tandremo ihany ny vava atao sao idiran'angano ,na dia tsy fantatr'olona aza fa ny ao ambony mahita ny rehetra .raha io no ikaramanao atao ahoana moa fa dia mahafenoa paosy araka ny teneninao . Ianareo eny amin'ny Magro no ataoko hoe efa nihinana ny inon-Ravalo mihitsy angaha fa tsy mahalala izay ety ambonin'ny tany fa manantena azy eo foana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0683