Mampanankarena vé ny kabary ry tgvendrana a ?

1. penguin ( 22/06/2009 13:11)
Manao kabary ambony vavahady ndray ny tgvendrana fa hoe "na ny mpitarika posy, na ny mpitondra fiaramanidina, na ny filohampirenena sahala ahy sns ..." dia samy sahirana sy milofo mitady ka asa na tena sahirana ny FAT dia mahazo volabe sahalan'ny mpitarika posy. Nolazaina tsy nanana asa ny mpivarotra CD sandoka ary nalaina ny fony sy fanahiny ka izao kay fantatra ihany hoe tsy mety ny ataon-dreo ka sambory ary raofy ny CD pirates rehetra fa manitsakitsaka ny sangan'asan'ny mpanankanto. Rehefa elah tgvendrana no manenjika dia izay vao tena làlana fa ny hafa nanenjika mahantra an ? Dia mifalia ary hatsangano ny saina fa efa nahazo mpitarika tgvendrana ry mpivarotra CD nahay nihogahoga nanampy tgvendrana a.
2. karavasy ( 22/06/2009 13:24)
Mbola terena mividy sy manangan-tsaina koa ny raimpianakaviana nahazo fahafahana ka. Manomboka eny amin'ny fokontany ny endrika faneriterena izao.
3. Noue ( 22/06/2009 14:28)
trop kosa aloha ny ataon'ireo FAT(Y) ireo eee !! mais misy farany avokoa ny atao rehetra
4. xxx ( 22/06/2009 16:01)
ka lalina eny @ tour effiel sy ny hotel 5 etoiles ny vola dia tsy afa po fa mbola te hiliba foana ka efa zatra loatra. Volan'ny ponina malagasy efa tsy misy intsony.
5. benkintana ( 22/06/2009 22:40)
zany no atao hoe tgvendrana ny vahoaka kely ihany no miantoka :twisted: :twisted:
6. vaniahjolie ( 22/06/2009 23:59)
hahahah, mampiomehy be ianao. Amiko raha mijery ny fomba fanehoanao hevitra sy ny fomba fampisehoanao ny hevitrao aho dia ianao no olona tena vendrana indrindra hitako.
Raha hanao politika ianao dia tsy hisy hifidy mihintsy satria mandeha vilana be ny fomba fanehoanao hevitra, torohevitra ny ahy: raha tianao hisy olona hanaraka anao dia mba ataovy zavatra mahasintona aloha, mino aho fa ny olona izay mijery ny zavatra izay soratanao dia olona izay hijery fotsiny hoe who is that stupid guy!
Ary lazaiko anao fa tena mampanakarena ny kabary satria ny teny tsara no harena, jereo ireo mpanao politika malaza hatramin`izay.
7. benkintana ( 23/06/2009 20:46)
tsy mila politika vendrana zany fa tonga de daroka no sahaza an'ireo tgv fopla serasera reo na ny tgv aza tsy milaza fa manalabaraka aza fotsiny ry zalahy ato :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0804