Namidy koa ny Rano :-(

1. hery ( 22/06/2009 11:56)
Satria tsy manam-bola hanaovana ny asany ny HAT fa tsy omen'ny firenena rehetra tsy mankato vola, dia nanapa-kevitra fa hamidy indray ny Rano. Ny reniranon'i Faraony no alaina dia hamidy amin'i Arabie Saoudite... tadidinareo ireny rangahy nisaron-doha nandao tao Dago ireny? Dia tsy ho tadidinareo ve, ilay hoe hampiasa ny volany ao Madagasikara dia hoe hihena ny vidin-javatra e. Mbola tsy tadidinareo ihany? Ilay hoe hanome vary an'i Madagasikara kanefa kay ny vary any amindry zareo aza mbola lafo noho ny vary ao Dago. Ieeee, tadidinareo, ilay nitoraka bilao ny HAT 2 volana lasa izay.

Dia indrao fa mbola voatoraka bilao ihany ny HAT tamin'ity indray mitoraka ity. Falifaly hoe hiarahiasa @ misarondoha dia trohiny hatramin'ny rano hiveloman'ny taranaka any aoriana.... f'inona fa tsy Daewoo 2 indray ity.

Izahay dia anisan'ny tsy nankasitraka ny hivarotana an'i Madagasikara ka nangataka fanazavana tamin'i Ra8, ny sasany moa nieritreritra hoe tokony tonga dia adaboka mihitsy izy fa tsy angatahana fanazavana fotsiny. Dia amin'izao indro indray i Andry Rajoelina fa mivarotra ny rano ho avin'i Madagasikara. Dia adala ve ny Arabo no any amintsika no mividy rano??? Kanefa i Madagasikara alavitra be noho ny toerana hafa? Izay tsy misaina lavitra ihany no tsy mahita hoe misy raha ao.

Hiaro indray izao ry zalahy hoe tsy mivarotra tanindrazana izany izy fa mivarotra roniny fotsiny lolll...

novalian'i xxx ny 24/06/2009 19:57
2. xxx ( 22/06/2009 12:06)
aleo hamidy daholo ra hery mba hividianana vava maromaro afaka akombona aaa zay zao no mety milay sady afaka mividy kapsaty maromaro fa efa manomboka misy minaonaona ao. Angaha misy hankijerijery intsony zao eee biznesy is bisnesy io papa aaa aleo ry zalahy mba hivarotra kely konko aloha

faly ery i bazylouzitra sy andrywui anie amizao fa amidy ny rano anefa ny eto madagaskara aza tsy ampy ny eau potable eee mbola firifiry ny toerana tsy misy ranon ny jirama ze kely nefa trohan ndry zalahy io

revy io fa tsy ditra ny an tgv eee aleo izy aloha mba hirevy sy hanambaka ze vahoaka gasy kely vendrana eo. nareo aza mba any ivelany ka tsy voa fa sao de andrasan i sarla eo nareo raha tmitotona @ tanana eo

mbola aiza eee mbola ho amidy daholo koa ny vehivavy @ manaraka alefa any arabie saoudite fa hitanareo e ny fandehany
3. Noue ( 22/06/2009 13:08)
tsy ny rano ihany no hamidin'FAT(Y) fa efa nisy tany manidiny ko zay ho an'ny frantsay nambolena sapin !!!
Ny tsy azoko fotsiny dia asa raha mba misy ve ny fitiavan'FAT(Y) an'i M/car ? nolerany lainga ireo vondron'olona lazaina fa OK daholo zay nataony hatrizay !!!
zao voan'saoudiens !!! 1 semaine logés et nourris tao @ carlton satria tsisy nandoha vola ry zareo !! kay bidon fotsiny iny resaka firy miliara oe ahazahoana PPN à moins de 40% !! aiza re zany eee !! zao aiza aloha io ??? nefa notatatataina mafy ery oe dans 15j dia ho avy ireo ??

zao indray dia tsy mba misy fijerevana ny fijalian'ny olona momba ny rano !! fa firifiry moa ny faritra zay mijaly @ tsy fisian'ny rano ?? fa maninona raha mba ireny aloha no dinihina voalohany zay vao manao projet raha réalisable en plus ???

Tena tsy fanaovana na inona na inona ny malagasy mahintsiny zao ee !!!
4. xxx ( 22/06/2009 13:23)
iza tsony ny miraharaha ze malagasy zany ee samy mitady ze mahasoa azy zao ze miseo milay eo ampidirina ery tsiafahy ze miseho homanao bisinesy mahery noho i tgv dia akatona. Ny hat izao no manana ny capsat ary izy no matabjaka ra8 zao efa very finanana na ireo olona miseho ho tgv eto aza tsy raharahany fa tsy mikitika akory ny volotsakany izany. aleo hanohitohina eo fa hanaovan ny hat projet revingadra eo de faly ery. Ny an ny hat vola no maha mpitondra ra8 efa vizana
na tsy eken ny erantany aza tsy quoi io
mbola aiza no hanaovan ny hat anareo eee aleo nareo mpanisa olona gadraina sy maty fa zay sisa azon ny tim atao koa

5. patrick2002 ( 22/06/2009 13:46)
fa iza zalahy no nivarotra ny rano voalohany ah! efa nisy faux investisseur anie naika hivarotra ny ranon`i mananara ho any Arabie saoudite eh! t@ 2005 io
Fa mbola tsy hita ilay projet hatramin`izao ,izay no hanaovako hoe faux investisseur ilay izy ,asa indray amin`ito na hanao ahoana.
6. xxx ( 22/06/2009 14:22)
:-D :-D :-D Firy km3 isan'andro letsy ny ranon'i Faraony no very any an-dranomasina tsy misy mpampiasa na mpividy ka izao izy mba hisy mpividy dia mitabataba ianareo :-D :-D :-D : Tsy omena tsiny fa atao daholo izay anakianana izy eo @ fitondrana satria tsy nahaomby ny paika.

T@ andron'ny Ra8 nolaizanareo fa nandroso i M/car nefa dia ny endrika ivelan'i Tana renivohitra sy ireo olombitsy ihany no tena nahazo tombotsoa.
Ry zareo any @ faritra atsimo moa dia zara raha mba nisy nijery nandritry ny fitondrana maro nifandimby.
Io izao ny reniranon'i Faraony izay mety afaka nasiana hevitra ny handefasana azy any atsimo..... tsy nisy niraharaha. Fa naleon'ny nanamboatra ny bypass sy ny boulevard de l'Europe sns...amin'izay dia mba hitan'ireo tsy mandray ravin-dena sy ny vahiny hoe tena mandroso hono i M/car :-D :-D :-D
7. Noue ( 22/06/2009 14:23)
naika naika inona ko ity ?? :evil: :evil: rehefa hita maso sy azo tsapain-tanana zao ny fivarotan'ny FAT(Y) ny tanindrazana ko mbola naika aa naika !!
8. Noue ( 22/06/2009 14:24)
aza mba ndaty sy naika ihany oaa eee :-D :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 22/06/2009 14:28)
Nasosan'i fitia Ra8 i Noue marina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. Noue ( 22/06/2009 14:29)
:evil: :evil: :evil:
11. xxx ( 22/06/2009 15:55)
tena loza marina zany,
12. xxx ( 22/06/2009 17:53)
hihihi petsa ndray ra Noue tamin iny

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. benkintana ( 22/06/2009 22:37)
de lasa xxx ndray i andrywui refa hanao saina vendrana eo
tgv=mpivarotra tanindrazana
hivaro-janaka ny hiafarany ,tsisy hividianana saina @ 26jiona mantsy ry zalahy tgv ato @ serasera
14. ari.malala ( 23/06/2009 07:52)
Efa t@ le projet an-dra8 naika hanondrana rano any @ golf persik za no efa nimenomenona momba io fanondranana rano io, fa kiana 100 sy arivo no nahazo anà teto... asa moa na mba hitondra fampandrosoana marina tokoa...

xxx, raha mahita hevitra hitazomana ireo firy km3 tsy ho very fotsiny any an-dranomasina ianao manin ts manome hvt?
15. xxx ( 24/06/2009 19:57)


Ô ry xxx 5 â hoy ianao
T@ andron'ny Ra8 nolaizanareo fa nandroso i M/car nefa dia ny endrika ivelan'i Tana renivohitra sy ireo olombitsy ihany no tena nahazo tombotsoa.
Ry zareo any @ faritra atsimo moa dia zara raha mba nisy nijery nandritry ny fitondrana maro nifandimby.


Tsy marina ary laviko tanteraka ny teninao io satria:tamin'iny faritra atsimo iny no nahabe ahy ary any aho no miasa hatramin'izay nanombohako niasa mandrak'izao.
Tamin'ny andron-dRavalomanana no mba nahatsiaro tena ho voatsimbina ny any satria na tablier , na boky na fitaovana ho an'ny fampianarana de nahazo nitovy amin'ny tany Tanà sy tany @ toeran-kafa ny tany , tenako izao no anisan'ny nizara ireny rehefa nisy fizaràna. Jereo ny FAF vola fanampiana ny ray aman-drenin'ny mpianatra, aiza no hahita filoham-pirenana tahaka azy ianao????
Raha ny mpianatra any indray no hanontanianao de hovaliany tsotra ianao fa tsy nahafantatra FILOHA afa-tsy RAVALOMANANA izy ireo!! marina moooooa.
Jereo ny lalàna antampon'ny horombe vita goudron , santionany ihany ireny é
Mazava ve???

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3401