FIHAONAMBE:GTT NEW YORK -25 Juin 2009 ao @ Nations Unies UN

1. xxx ( 21/06/2009 07:15)
Misy vaovao lehibe ity mikasika ny fihaonamben'ny Malagasy rehetra GTT ao New York amin'ny alakamisy 25 Juin izao.
Mba omeo fanazavana feno anie izay tena tompon'andraikitra amin'io raharaha io

[QUOTE]
FILAHARAMBE IZAY ATAON'NY GASY ETO NEW YORK( AMERIQUE)
Envoyé par: rose (Adresse IP journalisée)
Date: ven 19 juin 2009 18:18:42


iLAZANA ISIKA GASY REHETRA MONINA SY MANDALO ETO NEW YORK MBA HO TONGA HAMONJY NY FILAHARAMBE IZAY ATAO ETO NEW YORK NY ALAKAMISY 25 JUIN @ 10 ORA KA HA@ 1 ORA ATOANDRO,NY FOTOANA DIA EO @NATION UNIS ,RAHA MBA METY DIA AOKA ISIKA MBA SAMY HANAO AKANJO FOTSY,NY FAHATONGAVANTSIKA DIA HERY LEHIBE HO AN'IREO MALAGASY MIARAMITOLONA AMINTSIKA ARY INDRINDRA HERY LEHIBE HO AN'NY FILOHANTSIKA .ILAZAO NY TAPAKA SY NAMANA REHETRA,KOA DIA MANANTENA NY FAHATONGAVANTSIKA REHETRA,MISAOTRA ANTSIKA REHETRA[/QUOTE]
[QUOTE]

http://Re: FILAHARAMBE IZAY ATAON'NY GASY ETO NEW YORK( AMERIQUE)
Envoyé par: GTT Amerika Avaratra (Adresse IP journalisée)
Date: dim 21 juin 2009 07:47:20


Miangavy anareo izay ho tonga hisoratra anarana ao amin'ity email-ny GTT Amerika Avaratra ity:

gtt.ame.ava@gmail.com

Anarana:
Fanampiny:
Toerana misy anao:
e-mail:

Dia misaotra mialoha. Izany no atao dia ahazoanao vaovao ary ahafahana mandrindra ny raharaha sy ny fanohanana ny ARADALANA.

ROSO TOY KA TSY MIPODY INTSONY. Na misy solotenan'ny FATy na tsia ho tonga aty New York dia ataontsika foana ny fanohanana ny ARADALANA any Madagasikara
[/QUOTE]


www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,344960,page=2
novalian'i bazylou ny 23/08/2009 18:01
2. niryna ( 21/06/2009 07:18)
[QUOTE]Re: FILAHARAMBE IZAY ATAON'NY GASY ETO NEW YORK( AMERIQUE)
Envoyé par: ravorondolo (Adresse IP journalisée)
Date: ven 19 juin 2009 18:26:36


le hasina andriamanjato ho any new york hamonjy ilay fivoriana ny 24-25-26 juin ao amin ny ONU, koa noho izany araka ny prévu dia ho tonga any new york izy ny 21 juin, koa manentana ny GTT IZAHAY, vao miala anty MADAGASIKARA IZY DIA TOKONY efa hisy ahita, ary raha tonga ao paris dia tokony atao mamay sofina miaraka amin ny banderoles, ary tsy ho latsak izany koa ny fandraisana azy aty new york, le andry tgv iny de tokony arahina koa ze alehany sy ataony satria araka ny prévu de le tgv io no nanahazo invitation hanatrika le fivoriana, ka sao le anona iny mandeha any koa fa dia ho tatazan nyGTT AMERIKA AVARATRA amin ny kibay sy lefona le anona iny, tokony efa mihomankomana izany ianareo any amerika any e[/QUOTE]
3. xxx ( 21/06/2009 07:23)
GTT Amerika Avaratra

Ny anaran'ilay park dia: Ralph J Bunche Park , ity ny adiresy :
1 Ave, E 42 to E 43 Sts Manhattan eo amin'ny facen'ny UN izy io, efa nanaovana hetsika tamin'ny 2002.
Efa heno ny hetsika hataon'ny andaniny ary efa mailo amin'io izahay mpikarakara
4. ni81 ( 21/06/2009 08:56)
Voalaza teo :
Re: FILAHARAMBE IZAY ATAON'NY GASY ETO NEW YORK( AMERIQUE)
Envoyé par: ravorondolo (Adresse IP journalisée)
Date: ven 19 juin 2009 18:26:36


le hasina andriamanjato ho any new york hamonjy ilay fivoriana ny 24-25-26 juin ao amin ny ONU, koa noho izany araka ny prévu dia ho tonga any new york izy ny 21 juin, koa manentana ny GTT IZAHAY, vao miala anty MADAGASIKARA IZY DIA TOKONY efa hisy ahita, ary raha tonga ao paris dia tokony atao mamay sofina miaraka amin ny banderoles, ary tsy ho latsak izany koa ny fandraisana azy aty new york, le andry tgv iny de tokony arahina koa ze alehany sy ataony satria araka ny prévu de le tgv io no nanahazo invitation hanatrika le fivoriana, ka sao le anona iny mandeha any koa fa dia ho tatazan nyGTT AMERIKA AVARATRA amin ny kibay sy lefona le anona iny, tokony efa mihomankomana izany ianareo any amerika any e
5. Koditra ( 21/06/2009 10:31)
ssshhhhh, kay ve resaka TIM eh. Za mbò tia tanindrazana iany koa fa tsy ny fiarovana an-lery no ataoko hoe fitiavan-tanindrazana. Mazotoa aby eh
6. ni81 ( 21/06/2009 11:19)
hihi! aleo neutre toa ahy ry Koditra a! :-D :-D :-D
7. Koditra ( 21/06/2009 11:22)
neutre tia tanindrazana otranà mo eh! :lol:
8. fahamarinana ( 21/06/2009 18:51)
:arrow: ni81 : ka ilay neutre vao maika halan'olona fa tsy azo alaina amin'ny lohany ,ilay tia tanindrazana indray raha entina amin'ny rariny fa raha lalaovin'ny mpanao politika koa dia izay no aminy ,tahaka ny hafa ihany e !Hevitro monja zay sao misy tsy mahazaka eo ndray ! :lol: (l)
9. fijo ( 26/06/2009 20:14)
amiko indray ilay momba ny atsy sy eroa tsy olana rah amahay momba,izany hoe ny momba an dravalo di atokony hiaiky ihany koa fa nisy tsy nety nataony teo.ary ny momba ny hat ,dia tokony hiaiky ihany koa fa tsy mahavita mandefa sy mampiodina ny firenena aloha ry zalahy izao.
10. Papoose ( 26/06/2009 20:45)
dia nanao ahoana hono le izy???
11. niryna ( 27/06/2009 18:34)
Koditra:

ssshhhhh, kay ve resaka TIM eh. Za mbò tia tanindrazana iany koa fa tsy ny fiarovana an-lery no ataoko hoe fitiavan-tanindrazana. Mazotoa aby eh


angaha kosa voatery hoe Tim ry Koditra ?
12. Koditra ( 02/07/2009 19:54)
Niryna:
angaha kosa voatery hoe Tim ry Koditra ?
Za nga niteny oe Tim Niryna fa tsy nampoiziko fotsiny oe site Tim kay lé jereo eto dia nakatoko faranzé nalaky.
13. fijo ( 02/07/2009 20:50)
hihihii vakio ihany aloha fa tsy hay izay vaovao ao ko
14. Mbola185 ( 17/08/2009 21:55)
Tsy izay tian'ny olona maro no tsara fa izay safidinao hitanao ka hampandroso ny Dago. fakafakao anefa, aza maka ny tsy mahavita.
raha tsy manana ny safidinao ianao dia mitovy @ tsy tia tanindraza. Le tsy mivaky loha no tiako tenenina.
15. soanja ( 18/08/2009 04:12)
fijo:

amiko indray ilay momba ny atsy sy eroa tsy olana rah amahay momba,izany hoe ny momba an dravalo di atokony hiaiky ihany koa fa nisy tsy nety nataony teo.ary ny momba ny hat ,dia tokony hiaiky ihany koa fa tsy mahavita mandefa sy mampiodina ny firenena aloha ry zalahy izao.


Izay ahay mba hita fa azo ekena fa hoe Ra8 zato isan-jato tsa nanao diso izy dia miala tsiny aloha fa tsy nisy iny rotaka iny raha tsy noho ny aminy.


16. bazylou ( 23/08/2009 18:01)
abat gtt :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5616