esory lesy ny haut parleur raha tsy mila son ela aaaa zay ve de tsy hitan ela ny solution asio hard kely ndraindray fa aza dia soft be foana fa rehefa mikitikitika ao de tsy miverina intsony io sady sarotra ny mitady pilote @ portable . Fa inona aloha no marque ny portable ela. Maka fer à souder dia sokafy dia esory ny diode son de samy mirava
A la limite asio cache fiche ny sorti de casque de tsy maneno intsony io satria blocus any izy lol