Yaourt sy ronono
1. xxx
(
18/06/2009 16:28)
Ny ronono dia mitondra otrikaina lehibe @ fahasalamany olombelona. Raha mbola teo ny TIKO dia mba afaka nihinana produits laitiers ihany ny olona satria na lafolafo aza dia azo nihoriranana satria avy eto antoerana.
Amin izao fotoana izao dia sady tsy misy vola no tsy hita intsony izany produits izany, ka inona no azo hasolo izany zao ? Misy vahaolana hafa ve sa voatery tsy maitsy hanafatra kanefa mila devise daholo izany rehetra izany.
Na GTT na TGV dia mila mihinana produits laitiers daholo fa tsy hanavahana olona io, ka inona no vahaolana amin izany ?

novalian'i fijo ny 18/06/2009 22:21
3. Noue
(
18/06/2009 16:40)
ka ny FAT(Y) anie miseho milay eee ! dia ireny nangalarina ireny aloha ny produits , sur aho fa nahazo aina be ery zao ireo capsat t@ ireny halatra ireny !! raha tsy zany ve nanao barbarisme tahaka ny nataony ??
dia zao , inona ny vokany ? very asa ny mpiasa mihisa firy ?? moa ve nomen'ireo FAT(Y) asa ry zareo avy eo ?? miampy an'zany dia sady firy no lasa chomeurs ??? no ny produits mba vita gasy reharehan'i M/car tsy misy intsony !!!

4. xxx
(
18/06/2009 16:40)
Ny mahatonga anio problème iray io dia izao. Ni-monopolisén'ny TIKO io marché iray io. Tsy nisy concurrence izany mba navela hiditra, dia lasa ataon-dry zareo amin'izay hitiavany aza ny vidiny (lafo). En plus, raha tsy izy irery zao tamin'izany no amin'io marché dia mba afaka nihinana produits laitiers ihany isika, amin'ny vidiny mora.
Vokan'ny fitiavan-tenan'ny Marc daholy izao.
Vokan'ny fitiavan-tenan'ny Marc daholy izao.
5. Noue
(
18/06/2009 16:44)
raha marina zany lazainao zany ry xxx, tsy aleo lavitra aza ve mba nisy ireo produits na dia somary lafo nefa takatry ny vola ihany toy zay zao tsy mpisy na inona na inona zao ee ??
6. xxx
(
18/06/2009 16:48)
ny SOCOLAIT efa manenika ny tsena ary raha tsy nanakatsakana ny mpitondra teo aloha d efa hafa mihintsy ny fandehan'ny tsena, midira ihany koa resto fa matetika d mi-propose yaourt fait maison izy ireny ary azo antoka tsara, manaraka izany d tsarovy fa raha ny faritr'i Ivakinakaratra sy Ivakiniadian no malaza mpamokatra ronono d amizao fotoana izao d niditra ihany koa ny faritr'itasy iny.
7. xxx
(
18/06/2009 17:01)
xxx : Yaourt fait maison, dia limiter na ohatrizany ve ny fahafahany olompirenena misafidy ny sakafo hohaniny hoe fait maison hohanina.
Tokony manangana orinasa momba ny produits laitiers koa ry Ndefo sy ny tariny hisolo ny Tiko fa mila sakafo feno sy mirindra ny tsirairay.
Tokony manangana orinasa momba ny produits laitiers koa ry Ndefo sy ny tariny hisolo ny Tiko fa mila sakafo feno sy mirindra ny tsirairay.
8. xxx
(
18/06/2009 17:02)
Noue:
raha marina zany lazainao zany ry xxx, tsy aleo lavitra aza ve mba nisy ireo produits na dia somary lafo nefa takatry ny vola ihany toy zay zao tsy mpisy na inona na inona zao ee ??
Ka izay mihitsy ange no hilàna concurrence ry Noue e!
1- Amin'izay misy foana ny produits
2- Dia izay manao vidiny mora no vidin'ny olona.
3- en plus, mba misy variété koa ilay izy.
9. Noue
(
18/06/2009 17:09)
eny eee ! fa kosa oa na tsy nisy aza ny concurence , nisy ary afaka tsara nihinana ny vahoaka , saingy @ zao fotoana zao dia tsisy intsony !
10. halloween
(
18/06/2009 18:44)
Noue:
eny eee ! fa kosa oa na tsy nisy aza ny concurence , nisy ary afaka tsara nihinana ny vahoaka , saingy @ zao fotoana zao dia tsisy intsony !
iza njay mamorona hoe tsy misy tsony ny produit laitier é, ka ny tsena aza no tsy maharaka izao fa mitobaka ny vokatra satria fona ny monopol d petsa ny tiko sy ny tale jenerelainy hahahahaha.
11. fijo
(
18/06/2009 22:21)
tsy mety tokoa aloha ny nataon'ny tiko taminn'y resaka tsenambarotra,fa ny fanimbana ny zavatra toa ireny koa vao miha mampiseo tsy fisainana