VONO OLONA , MILA FANAMPIANA

1. xxx ( 17/06/2009 16:17)
Miala tsiny raha natao tato ity antso ity fa ato no be olona,ary nanomboka t@ andron' ny fitondrana teteza_ mita izy ity kaataoko fa mbola tsy nisy ohatr' ity taloha, maty notapahan-doha ilay ikalakely ary fantaro ilay nenitoa nanoratra ity ka napetrako ato ny hafany satria mila fanampiana izy, marihako fa tary @ antso maika no nahitako an' ity nefa tsy misy mpitsidika akory.

Ho anareo izay mahalala vaovao momba ilay zazavavy 16taona nisy namono (nanapatenda ny marimarina kokoa) ny 18 mars 2009 tokony t[] 18h50mn - 19h teny Ivato aeroport lot k2/006 tany madagasikara nivoaka t[] gazety la verite sy midi-madagasikara dia mba ilazao vaovao izaho satria hatr[]izao dia tsy nahitana hirika ilay izy na eny an ivon ny gendarme na eny an ivon i tribonaly fa ny vola sy ny fotoana fotsiny no lany [] fivezivezena.Zanaky ny zokiko mantsy izy io ka izaho tsy any madagasikara fa aty ivelany.Efa mitady ho kivy ry zareo nefa izaho tsy te hamela ilay afera satria tena mampalahelo ilay tantara sady tsy tiako hiala moramora ny mpanao ratsy fa aleo hijinja izay nafafiny. dia misaotra anareo mialoha ary mba manantena fanampiana avy any aminareo rehetra tompoko mba ombay mitady ilay nahavanon-doza mba tsy ho matimaty foana ilay niece-ko .Veloma daholo
2. Noue ( 17/06/2009 16:32)
tena mampalahelo tokoa zany ! indrisy fa be loatra ny zava-mitranga any M/car any ! ao ny von'olona , fandrombana , mpanendaka sns ! saingy tsy maintsy ny olona avy any M/car ihany aloha no mety mahafantatra .
Mahereza hatrany ee !
3. xxx ( 17/06/2009 17:50)
Miala tsiny raha natao tato ity antso ity fa ato no be olona,ary nanomboka t@ andron' ny fitondrana teteza_ mita izy ity kaataoko fa mbola tsy nisy ohatr' ity taloha,


Mampalahelo ny tantara mahazo anao nefa ilay filazanao hoe tsy nisy ohatra izao raha tsy t@ andron'ny tetezamita no mahagaga.
Firifiry rangahy ny vono olona mahatsiravina voalazan'ny gazety na t@ andron'i deba na ra8???
Mahereza e!
4. Noue ( 17/06/2009 18:00)
marina aloha zany ee ! nisy foana hatramizay ny vono-olona ! mampalahelo fa ny olona tsisy hidiran'ny politika dia maro ny namohy ny ainy !!
5. ravalotgve ( 17/06/2009 18:39)
ka vitsy koa le manao politika ka raha misy maty de ouain be

sniff
tchroufff

:^) :^) :^) :^)
6. Papoose ( 17/06/2009 19:02)
xxx, efa fantatrao ve hoe hatraiza ny enquete ataon'ny polisy?manao enquete koa v aloha ry zareo?
7. locl ( 17/06/2009 19:45)
Ny polisy ao DAgo aloha dia tsy antenaiko firy izany, raha manana possibilité ne olona concerné dia aleo manao enquete parrallèle ihany satria izahay koa efa taratran'ny toy iko izao fa ny zaodahiko no novon'olona dia tratra ihany moa le izy 2ans après fa olon-tsotra no nahafantarana azy fa tsy polisy
8. sakaymena ( 17/06/2009 19:56)
ramaka nandalo may ny tanana ny politika mafana ny faty oul misy
rah sanatria zao maty i xxx oh tapaka lalandra ny mo........... de hoe novonoan'ny tgv koa ve?
9. cyril ( 17/06/2009 20:05)
zay mpanao politika maty @ zao de ny tgv ihany no tompon'andraikitra :!: :!:
10. benkintana ( 17/06/2009 20:07)
Inona zay enkety natao tao zao fa dia hoe maty ho azy tao ndray zao no valiny tssss :
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1934