Magnétophone eo @ PC
1. ni81
(
17/06/2009 15:39)
Mba mila toro-hevitra avy aminareo namana raha mety o!
Misy ilay hoe magnétophone iny @ PC, dia tsy heno ny feo enregistré ao avy eo. Asa na ny paramétrage no tsy mety na inona.
Nanandrana ilay Audacity koa aho dia sahala @ zay . Misaotra mialoha e!
Misy ilay hoe magnétophone iny @ PC, dia tsy heno ny feo enregistré ao avy eo. Asa na ny paramétrage no tsy mety na inona.
Nanandrana ilay Audacity koa aho dia sahala @ zay . Misaotra mialoha e!
novalian'i ni81 ny 17/06/2009 18:43
2. fahamarinana
(
17/06/2009 17:40)
:arrow: naika hiteny mihintsy za hoe manandrama njy audacity hoe jerena !dia enga anie ahazo valiny akia a! :-* (l)
3. ni81
(
17/06/2009 18:01)
ka sao dia ity micro-ko ity no tsy manjary ary e! Inona no micro tena mba mety indray aloha hoe ho dinihina? Misaotra
4. fahamarinana
(
17/06/2009 18:10)
:arrow: ni : ny micro nampiasaiko tato anie ka micro-casque fampiasako msn e fa tsy micro special akory ! Ka mety tsy dia izay no olana fa mety hafa mihintsy ! Mba nangataka hvtr aho dia izao no reko : sao ilay micro tsy nitsofoka tamin'ny lavaka tokony hidirany fa nifandiso ( mavokely ),ohatra iny ,na koa tsy activé ny son nefa iny efa noresahantsika fa coché ny ao ! :(
mba vonjeo ny namako ry zalahy a (l)
mba vonjeo ny namako ry zalahy a (l)
5. ni81
(
17/06/2009 18:21)
ni : ny micro nampiasaiko tato anie ka micro-casque fampiasako msn e fa tsy micro special akory ! Ka mety tsy dia izay no olana fa mety hafa mihintsy ! Mba nangataka hvtr aho dia izao no reko : sao ilay micro tsy nitsofoka tamin'ny lavaka tokony hidirany fa nifandiso ( mavokely ),ohatra iny ,na koa tsy activé ny son nefa iny efa noresahantsika fa coché ny ao !hay moa! ka nisy namana nanontaniako teo dia lazainy fa ny micro casque hono tsy mety (satria zay mihitsy ny ahy) dia saika hividy micro zà rahampitso raha toa ka... :oops:. Ka rehefa mihaino hira avy @ ordi ange aho dia mandeha tsara izy roa e! sady nataoko mihitsy ilay configuration son dia mandeha tsara daholo na havia na havanana, fa dia tsy haiko izay paramétrage tsy mety ao :?
mba vonjeo ny namako ry zalahy a
6. fahamarinana
(
17/06/2009 18:25)
:arrow: koa ny ahy aza micro-casque no ampiasaiko dia nahavitako iny hira iny kouh !aiza kosa no dia hanao investissement be zao,mba miala voly fa rahatoa ka handany vola kosa tsy mety kouh! :( (l)
7. Koditra
(
17/06/2009 18:25)
Ni, jereo fa mety marina io voalazan'ny Fahama io, misy 3 ny ports tokony ho hitanao eo @carte son, Speaker (haut-parleur) - Midi - Micro, ka sao dia tao @lé Midi lé izy no natsofokao ohatra?
Jereo tsara ao ambadika ao fa na enao mahita ireo soratra ireo, na avahany @ alalan'ny kisarisary kely (sarina micro), na io couleur voalazan'ny Fahama io (Maintso = Speaker, Mavokely=Micro)
Jereo aloha ireo, rehefa vita ka mbola tsy mety dia jereo sao dia désactiver ny volume Micro : Cliq 2fois lé icone volume ery ambany (akaikin'ny famantaranora), mahazo fenetre tokana firégléna volume (Speaker,Micro, Midi sns) enao, jereo fa sao dia tsy activer ny volume Micro na ambany loatra.
Mazoto mihira ary eh!

8. ni81
(
17/06/2009 18:43)
koa ny ahy aza micro-casque no ampiasaiko dia nahavitako iny hira iny kouh !aiza kosa no dia hanao investissement be zao,mba miala voly fa rahatoa ka handany vola kosa tsy mety kouh! merci koditra fa ho jereko io aloha hoe!:lol:
Merci koditra fa hiverenako jerena io a!