vadin-drasazy

1. xxx ( 16/06/2009 17:51)
hoy i wui wui, za lesy zanaka général a, de mitovy aminy le olona iray izay raha nanotanian hoe inona ny asanao? de hoy izy hoe vadin-drasazy, de tsisy hafa aminy voalazany wui wui, hanotaniana hoe inona ny asanla ry wui wui de hoe za zanaka général! :-D :-D :-D
2. sakaymena ( 16/06/2009 18:24)
ny dikan'io ry XXX mamboly voky tsy mamboly voky
3. belaza ( 16/06/2009 18:36)
de rehefa tsy eo intsony rasazy de tsy ho voky intsony ve? :-D :-D
4. sakaymena ( 16/06/2009 18:44)
de voasazy @ zay :cry: :cry: :cry:
5. xxx ( 16/06/2009 18:49)
ka aleo izany sty vadin-drasazy kou!
6. Noue ( 16/06/2009 18:53)
mahita lazaina ianareo kaa :-D :-D :-D :-D :-D
7. ravalotgve ( 16/06/2009 22:26)
kay lery manakaikikaiky andrasazy ao ko hitako mianatra manisa andro


snifff
tchroufff



:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0894