fikasana hanaovana genosida

1. halloween ( 16/06/2009 03:43)
mivazavaza ny very seza fa matahotra ny fiverenan'i lé8 ny TGV, ny tsy takatry ny lohan'ny mpiondana anefa d ny resaka mandeha any ambony any na d efa nolazain'i Ndafy ihany aza fa misy fikasana handripaka ny merina sy ny betsileo any ambadika any, d izay no mahatonga an'i TGV tsy manaiky ny hiverenan'i lé8 satria raha vao miverina eo iny d raikitra ny fandrimpahana merina, lé8 anefa @ maha demoniaka anazy d tsy mba afaka hisaina toa izany, fa raha tena tia ny merina sy tia tanindrzana lé8 d tokony hitsinjo sy hipetraka mba hisorohana ny fandrimpahana faobe kasain'ny sasany atao io, fa lé8 d mampety anazy iany kou alou le izy satria efa nolazainy fa tsy misy firenena vanona eto refa tsy eo izy, fihevitrin'ny demony ny toa izany fa tsy holasa lavitra TAPITRA!!!!!
novalian'i xxx ny 16/06/2009 17:41
2. essera ( 16/06/2009 04:46)
Elah kou miainga maraina b. Reveko les le
3. halloween ( 16/06/2009 05:33)
otrany nangina les essera a, fa manomboka mihoatra ny loha ny ataondry zalah reto ka d aleo ampiasaina ny mahazanaka miaramila, hitsapana hoe atraiza marina ny tena fahasahian'ireto malama ireto!
4. yuka ( 16/06/2009 06:07)
Zay tsy matahotra zanaka miaramila zany e!
aza mba manao ramatahora eo :evil: :evil:
5. halloween ( 16/06/2009 06:59)
yuka:

Zay tsy matahotra zanaka miaramila zany e!
aza mba manao ramatahora eo :evil: :evil:


marina izany fa yuka tsy matahotra basy ny miaramila satria efa zatra ilay basikelin'ny jap's é! tdidio anefa fa be basy be reo miaramila malagasy ireo an! fa zao raha mafy d aza any no mivazavaza fa mandehana any dago d ahita é! sa manao asa demony mampirisika ny merina hovonoina sisa!TAPITRA!!!


:-D :-D :-D :evil: :evil: :evil:
6. hery ( 16/06/2009 10:18)
TSss... tsy mandaitra ao Dago izany fampiadiana foko izany fa ovay indray ny stratézia. Sady hafa be ilay lojikanareo... dia i Ra8 indray ve no hamono merina?

Rehefa mba te hanakorontana dia mahaiza manakorontana fa tsy korontana tsisy fondement :-)
7. xxx ( 16/06/2009 10:46)
tssss.... mipetraha lesy tsara fa mbola zanaka bodika fa mbola tsy izy a. Mbola tsy teraka lesy zany maharipaka merina izany a na iza izy na iza.Tsy hain'elah nga ny malama???
8. xxx ( 16/06/2009 11:15)
i halloween izany dia ohatry ry bazylou sy ry wiwi ihany! mbola zaza saina loatra ka tsy mahazaka resaka sy fiainana arapôlitika! ilahisany tony izao dia ilay karazany mbola manao géra_géra @ soldat kely!! na koa mbola mpilalao playstation!!
na dia zaza kely 10 taona aza ve dia tsy ahita fa resaka adala be izany génocide merina sy betsileo izany !
aza miteniteny foana rangahy ty fa mahamenatra an! :-D :-D
9. halloween ( 16/06/2009 12:12)
hery:

TSss... tsy mandaitra ao Dago izany fampiadiana foko izany fa ovay indray ny stratézia. Sady hafa be ilay lojikanareo... dia i Ra8 indray ve no hamono merina?

Rehefa mba te hanakorontana dia mahaiza manakorontana fa tsy korontana tsisy fondement :-)

hita mihintsy elah hoe zanak'i lé8 tsy mba manakatra ny loha fa miteniteny fona, fa aiza no misy miteny an'elah fa lé8 no hamono ny merina , fa ny fiverenan'i lé8 no hararotin'ny olona atao pretexte hamonoana ny merina satria tsy maintsy raikitra ny ady raha vao miverina eto i lé8. d enoy ry lé...n'reto ny tenin'i Manandafy @ fikasana hamono merina sy betsileo fa aza very tadidy sahady fa dadan'elah aza efa donton'ny moly mbola mahatadidy d i NDAFY aza efa 70ans mbola mahatsiaro tsara ka lisany vao zaza mbola milalao wii ndray no very saina.TAPITRA!!!!

10. reeves ( 16/06/2009 14:20)
Mi-comprendre an`i Halloween aho amin`ny maha-zanaka miaramila azy ary tsy mahagaga ny fomba fijeriny . Efa tam`2002 no nezahina ny hampiady ny Merina tam`ny foko hafa tam`fomba isan-karazany sy feno habibiana , saingy tsy nahomby izany satria ny olona rehetra efa tonga saina fa tsy ilaina ny mifanavakavaka fa gasy iray ihany ary mila miray hina raha te ho tafavoaka fa tsy misy hoe Tanindrana na Merina ..sns . Ny marivo salosana sy ireo maivan-doha sisa no mbola tratran`ny velam-pandriky ny adim-poko . Tsy fantatro aloha hoe amin`ny fomba ahoana , fa raha miverina eto Ra8 dia mazava ho azy tsy maintsy hisy ny ADY satria ny FITONDRANA NALAINA TAMIN`NY HERY DIA TSY HO AZO RAHA TSY AMIN`NY HERY IHANY KOA .
11. xxx ( 16/06/2009 14:45)
ary na zanaka bodika aza lisany aza midehaka fa mbola tsy niteny ny Fianar sy tanà hoe matahoatra olona tsy nianatra
frantay tsy maharesy be kintana
12. halloween ( 16/06/2009 16:30)
reeves:

Mi-comprendre an`i Halloween aho amin`ny maha-zanaka miaramila azy ary tsy mahagaga ny fomba fijeriny . Efa tam`2002 no nezahina ny hampiady ny Merina tam`ny foko hafa tam`fomba isan-karazany sy feno habibiana , saingy tsy nahomby izany satria ny olona rehetra efa tonga saina fa tsy ilaina ny mifanavakavaka fa gasy iray ihany ary mila miray hina raha te ho tafavoaka fa tsy misy hoe Tanindrana na Merina ..sns . Ny marivo salosana sy ireo maivan-doha sisa no mbola tratran`ny velam-pandriky ny adim-poko . Tsy fantatro aloha hoe amin`ny fomba ahoana , fa raha miverina eto Ra8 dia mazava ho azy tsy maintsy hisy ny ADY satria ny FITONDRANA NALAINA TAMIN`NY HERY DIA TSY HO AZO RAHA TSY AMIN`NY HERY IHANY KOA .

tsy azo lisany mintsy le resaka kanefa lisany mba aty andafy ihany, tsy ny vahoaka no hiady fa misy andihan'olona efa miandry fotsiny d raha vao misy ady ao dago d tonga d ny ciblen'ireo andian'olona ireo voalohany d ny merina d zay no mahatonga ny TGV milaza hoe mba hi-eviter-na an'izay d aleo tsy mody lé8.MAZAVA VE RY LERETO A!TAPITRA!!!!!!!!


13. xxx ( 16/06/2009 16:37)
aza mizesista miteny oe zanaka bôdika tsony ry haloween fa manalabaraka ny zanaka bôdika ilay toetsaina an!
14. xxx ( 16/06/2009 16:59)
xxx:

aza mizesista miteny oe zanaka bôdika tsony ry haloween fa manalabaraka ny zanaka bôdika ilay toetsaina an!

zanaka general less ry xxx tsy azo afenina a, fa elah no te hozanaka mpitery nounou any


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^) :-*
15. xxx ( 16/06/2009 17:41)
de maninona raha zanaka généraly? tsy ialahy anie no généraly fa ny dadanlà e? ialahy apombo kely tsisy valerany, ka tsy hitako izay atahorana anlà! :-D :-D :-D, ohatra ialahy anontaniana hoe inona ny asanlà, de hovalianlà ve oe za vadin-drasazy? :-D :-D :-D , mitovy aminizany io lazainla io :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008