cire sy épilation maillot

1. xxx ( 15/06/2009 13:28)
Salama daolo ô! Nisy nanoro izay hoa fanaovana cire (siramamy sy tantely ary ranom-boasary makirana) fa tsy haiko na mety ny nanaovako ny ahy na tsia, fa tantely 1 sotro kely, siramamy 1 sotrokely ary ranomboasary makirana 1 sotrokely d nafanaiko teo ambony afo. Misy miteny hoe refa apetaka io cire io refa vita izany, dia tokony hoe sintomina fotsiny dia manaraka ny volo izay tiana asorina, fa ny ahy toa tsy nety an'izany fa nilàna pinde à épiler. Mba atoroy izay mahalala azafady e! misaotra mialoha.
novalian'i xxx ny 31/07/2009 13:34
2. Tazana ( 15/06/2009 15:07)
Tena tsy tsaroako intsony ilay recette fa ny tsaroako atao bain-marie manafana azy. Fa ny cire anie izao tsy lafo e: en euro angamba 2,5 euros mahavita in 5 (sa aiza ianao?). Inona no bande hanalanao azy fa sao ilay bande no ratsy? Raha tsy manana bande dia hitanao ilay filtre café vita amin'ny taratasy ampiasaina. Andraso fa karohako ilay recette dia apetrako eto.
3. Tazana ( 15/06/2009 15:14)
Ity misy recette hitako tamina site hafa...Fa tsy compliqué ve? Misy cire be dia be à base de sucre sy misy Aloe (vahona ange tena tsara sady tsy mandany fotoana raha jerena ny vidy!). Fa zay tianao e!
Ity ilay izy:

INGREDIENTS :

- 2 verres de sucre en poudre.
- 1 demi verre deau (et uiii, faut mettre tres peu d'eau comparé a la dose de sucre, sinon cest trop liquide )
- le jus dun demi citron ( pour ses vertus désinfectantes)
- un peu de miel ( 2 cuilleres a soupe par exemple ) ( pour ses vertus de soin)

RECETTE :

- Versez le sucre dans la casserole et l'eau progressivement ( cuisson feu doux ! ) jusqu'à ce que le mélange devienne épais et prenne une jolie couleur dorée

- quand cest doré, versez une goutte de caramel sur une soucoupe :
=> si la goutte est bien bombée et que vous pouvez la prendre entre les doigts et la malaxer cest que le caramel a atteint la bonne température

- Si c'est bien caramélisé, pressez le jus d'un demi citron au mélange au feu doux durant 10mn ou - ( le temps que ca soit bien incorporé au mélange en fait, a vous de voir )

- en dernière phase on peut ajouter les 2 cuilleres à soupe de miel après le jus de citron et laisser bouillir á peine 2 min.

finitoooooo pour la recette

Versez cette pâte sur un plan de travail, laissez refroidir ( pas indéfiniment non plus afin qu'elle ne durcisse pas ). Prenez la ensuite dans vos mains et malaxez la pour la rendre tendre : elle doit avoir la consistance de la pâte à modeler pour enfants.

UTILISATION :

Faites des petites boules a chaque fois pour une zone à épiler : appliquez sur la peau en étalant de haut en bas du sens des poils comme vous le faites pour la cire, puis arrachez la bande.
Lorsque vous avez terminé, prenez une douche puis après vous étres séchée, passez le jus dun autre citron sur votre peau pour désinfecter les pores( si vous avez la peau vraiment trop sensible ou tres irritée,faites le très légèrement )

mettez la au frigo quand vous avez fini et ca se conserve des mois ! juste 1 ptite minute au micro-ondes et hop, c'est reparti
4. Papoose ( 15/06/2009 15:48)
mila fahazarana ny mampiasa cire ho an'ny olona manana hoditra sensible! ;) domazy za tsy mahay re7
5. xxx ( 16/06/2009 06:53)
Tazana, merci bcp :-*

papoose, misaotra akia fa efa io nomen'i Tazana io a! encore merci anareo
6. Papoose ( 16/06/2009 13:42)
xxx :wink: mba lazao ihany hoe nanao ahoana ny resultat
7. xxx ( 17/06/2009 05:41)
papoose, mandalo eo ihany za refa manao azy fa tsy maintsy week end vao afaka ko :P
8. Papoose ( 17/06/2009 15:12)
sady tsara mihitsy ny manao azy tsy maika @ zay afaka tsara sy madio tsara! okay fa dia miandry ;)
9. xxx ( 23/06/2009 07:14)
Tsy nahay ngamba ah :( tam volou nivaingana b ftsn le izy, tam faharoa ndray natsora lotra d ts maints nampiasa pince iany... @ manaraka ndray ngamba e! fa misaotra foana na izany aza
10. Tazana ( 24/06/2009 01:10)
xxx:

Tsy nahay ngamba ah :( tam volou nivaingana b ftsn le izy, tam faharoa ndray natsora lotra d ts maints nampiasa pince iany... @ manaraka ndray ngamba e! fa misaotra foana na izany aza


Fa tsy misy efa vita ve azonao vidina fa misy tena tsara anie? Ny ahy raha misy any amin'zay misy anao Alexandria no ampiasaiko. Tout naturel ilay izy ary misy Aloe - vahona- manampy manalefaka sy manasitrana.
Na ilay mivainagana aza ve tsy afaka nosorana hanify kokoa? Na mamerina indroa raha tsy mety. Ilay izy koa tsinona mi se fondre amin'ny rano ka mora afaka. Ny bande ampiasainao hanalana azy koa jereo hoe maina tsara satria raha vao mando dia tsy mipetaka tsara hanalana azy. Fa raha za ianao raha mahita produits a base tout naturel dia zay vidiana e....



11. xxx ( 24/06/2009 09:45)
Eto Tana no misy ahy ka tsy haiko hoe aiza no misy eto? Hay moa mbola mila bande ilay izy? :) bande toy ny ahoana? misaotra indrindra manoro Tazana a!
12. Tazana ( 24/06/2009 14:38)
Fa ahoana no nataonao raha tsy nampiasa bande? Ilay izy tsinona ahosotra amin'ny partie tianao esorina atao manify tsara, dia avy eo saromana ilay bande (raha manana ilay filtre café taratasy ireny dia ireny tena tsara, fa raha tsy misy dia lamba soga hetezena rectangle lavalava dia atao rond ny bout mora hanalana azy). Dia tsindrina tsara dia avy eo sintonina d'un coup sec sens contraire fanirin'ilay volo.
Fa za ve aloha no diso mahazo ny filazanap sa ahoana no nataonao? Noheveriko hoe toy io nolazaiko io no nataonao?
13. ari.malala ( 29/06/2009 06:55)
Tazana:

Fa ahoana no nataonao raha tsy nampiasa bande? Ilay izy tsinona ahosotra amin'ny partie tianao esorina atao manify tsara, dia avy eo saromana ilay bande (raha manana ilay filtre café taratasy ireny dia ireny tena tsara, fa raha tsy misy dia lamba soga hetezena rectangle lavalava dia atao rond ny bout mora hanalana azy). Dia tsindrina tsara dia avy eo sintonina d'un coup sec sens contraire fanirin'ilay volo.
Fa za ve aloha no diso mahazo ny filazanap sa ahoana no nataonao? Noheveriko hoe toy io nolazaiko io no nataonao?



:) Izaho no tsy nahazo resaka! No épiléko ilay izy, izay anie no antony nahatonga ahy nanontany hoe mbola mila pince iany ve rehefa avy eo e! Dia t@ ilay hoe nitsonika be, nahosotro ihany, dia tonga d nosaromako slip fotsiny :oops: dia rehefa handro aho nosintoniko d'un coup sec fa tsy nisy inon'inona niala :-P ary hono hoa ry Tazana, mety ve raha ilay vao mitsiry iny ilay volo no atao io cire io? @ iny mantsy izy mangidihidy be tsy laitra mihintsy! misaotra foana e!
14. Tazana ( 30/06/2009 00:12)
Nareo akia tena mampiomehy fa adinon-dry ny nanao xxx ... Ilay izy tsy mila pince intsony raha nety tsara ny nanalana azy. Raha tsy afa po aho matetika dia asiako deuxieme couche fa tsy voatery. Ilay izy rehefa mandeha ny fotoana dia tena mihamahalana vao mila manao. Ny an'ny sasany aza hono presque tsy maniry tsony!
Dia ilay izy raha vao mitsiry tsy voaray tsara. Fa hitanao, rehefa hiver no fanombohana azy raha mbola tsy nanao mihitsy. Fa rehefa avy eo manko sady mihamalefaka ilay volo mitsiry avy eo no mihamanify, contraire amin'ny rasoir.
Raha mivaingana be dia somary diluer-na amin'ny rano amin'ny manaraka ary raha matsora loatra dia somary asiana siramamy. Izay no nolazain'ny ankizy nanontaniako.
Dia avy eo sasana rano dia afaka daholo!
Dia ilay lamba soga atao kelikely fa tsy ngeza no apetaka fa marary raha ngeza be iny dia miara esorina... fa atao rectangle kelikely. Fa ilay izy , rehefa esorina koa aza adino ilay hoe sens contraire amin'ny fanirin'ny volo sy koa hoe...ahoana re fanazavana azy e...Hitanao, ohatra hanala ilay bande à coup sec dia ny tanana ila hanala ilay bande dia ny ankibe amin'ny tanana ila misintona ny hoditra sens contraire...Asa azonao ve zany...Ohatra midina ambany zany ny hisintonanao ilay bande dia ny tanana hila misintona na mihazona ny hoditra ambony. Amin'iny manko mihenjana ilay faritra dia sec kokoa tsy dia re fialan'ilay volo....Aza fady fa sarotra be manazava azy eto amin'izao...!
Mirary soa e...Amin'ny voaloahany ihany no sarotra fa avy eo tsy maninona rehefa zatra.

15. xxx ( 31/07/2009 13:34)
fa marary velona mahatsiraviny ny manintona ilay izy ! àsa na peau sensible aho fa tena ompa vary raraka sy teny tsy fiseho masoandro no mivoaka satria tena tsy laitra mihtisy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1957