Namaky politikan'i andrywui aho teo
1. cyril
(
14/06/2009 15:36)
Politika an'i andrywui
Ary elah leity toa nikotaba be omaly nefa mbola tsy teo akory i penguin sy pikatti
Rediredy zany an ,de manao izay ho afany tokoa fa de nihomezan'olona teto fotsiny
Andraso klou mba hanao veloma zay klé :-D :-D :-D :-D

novalian'i benkintana ny 15/06/2009 20:56
2. xxx
(
14/06/2009 15:43)
Ary hitako lery nanaraotra be anie fa tsy teo elah ry cyril ,
veloma hono antsoiny fa ny fony tsy any ntsony =)) =)) =)) =))
veloma hono antsoiny fa ny fony tsy any ntsony =)) =)) =)) =))
3. yvonKEL
(
14/06/2009 18:19)
mba mangataka le lien ahazahoana RDB ze manana azafady o.misaotra mialoha ee
6. sakaymena
(
14/06/2009 19:33)
tsy hainay panao politika zany ry yvonkel ah fa raha hangataka le lien pro r8 na tgv ianao de tongava ato misaotra miondana ze tinao eo eeeeeeeeeeee
7. xxx
(
14/06/2009 19:58)
Ela ny ela fa tonga fotoana ihany zany le sarim-bavy klé,de arabaina zany é
9. xxx
(
14/06/2009 20:12)
Zay ndray enao fa tara lava ,
Vakio ny dinika rehetra nanomboka ny alatsinainy 09.04.09
Afaka mifanaraka tsika ,tadiavo sipa any aloha de lazaiko ny valiny :-D :-D :-D
Vakio ny dinika rehetra nanomboka ny alatsinainy 09.04.09
Afaka mifanaraka tsika ,tadiavo sipa any aloha de lazaiko ny valiny :-D :-D :-D
10. xxx
(
15/06/2009 12:13)
Afaka mifanaraka tsika ,tadiavo sipa any aloha de lazaiko ny valiny
FA HONO HOA RY CYRIL ? FA NANINONA NO NOVAIN'I NDATY BE RATSY BE NY ANARANAO ? TENA LE FIVOAHAN'NY PIPITSAKA MIHITSY NO NASOLO LE ANARANAO TSARA TAREHY RY CYRIL ! AFAKA HITADIAVANA SIPA I CYRIL RAHA EFA MITOHANA IZANY E ALEFA ETO NY MAILAKA
11. xxx
(
15/06/2009 12:36)
AFAKA HITADIAVANA SIPA I CYRIL RAHA EFA MITOHANA IZANY E
fa icyril angaha tsy manambady no oe mitohana be izany ? maninona raha mihinana akondro sy sokola fa ireny fanafody tohana e
:-D :-D :-D :-D :-D
13. xxx
(
15/06/2009 13:23)
fa inona ry ireto zany mitohana amin'i cyril zany fa tena tsy maharaka izahay a?
inona no ilaina le akondro zany ? de inona koa le cyril tsy manambady ? tena maizina e ! mila :idea: kely
inona no ilaina le akondro zany ? de inona koa le cyril tsy manambady ? tena maizina e ! mila :idea: kely
14. xxx
(
15/06/2009 13:25)
ary inona koa le resak'indaty be amin'i Cyril zany toa resaka ratsy be le izy ? maninona i cyril no ataony anzany ?
15. benkintana
(
15/06/2009 20:56)
Kotabain'i cyril tato elah ry andrywui de tsy sahy nivoaka fa mody ndaty sy xxx eo ,hantsoiko eo ndray lery hanafay anelah eo