Tsy milamina ny tanà na
1. xxx
(
14/06/2009 15:21)
Efa manatona ny 26 jiona fa tsisy fifanarahana azo niraisana ny momban'ny atao rehetra,porofo izany fa ny mpitondra dia tsy miraharaha ny fahaleovan-tena intsony
novalian'i xxx ny 14/06/2009 20:15
3. xxx
(
14/06/2009 18:49)
Ka ny TGV no handamina azy ao e, fa ahoana ihany é???
Laozan-dry zalahy miliba sy manao rdv 26 juin fotsiny :-D :-D :-D
Laozan-dry zalahy miliba sy manao rdv 26 juin fotsiny :-D :-D :-D
4. sakaymena
(
14/06/2009 19:29)
fangah tsy antenaina itsony dada ho tonga hanadamina ny tanana eeeeeeeeeeeeeee
5. xxx
(
14/06/2009 20:15)
Laingany lesy zany ry dada a!!! aza miverina zany ,efa potehin-dry zalahy ve de avy eo eo tongava amboary ndray aleo hitan'ny havany eo
