fa naninona i le8 no nesorin'Andriamanitra teo

1. bazylou ( 14/06/2009 08:43)
amin'ny sezany ?? satria nanota fady izy sy nangalatra izy. :wink: :wink: :wink:
novalian'i booboo ny 15/06/2009 09:55
2. hery ( 14/06/2009 08:53)
Lazaivo fa andriamanitra indray i Andry TGV :-)
iny mantsy no hitako nanala azy teo
3. Rajakoo ( 14/06/2009 09:15)
Mpanompo sampy elah zany elah ry bazilou satria zah zany no Andriamanitr'elah fa zahay no nanala ny R8 teo
4. ravalotgve ( 14/06/2009 10:09)
andriamanitra iza aloha le resahana

sao de mba ny andriamanitro

sniff
tchroufff

:^) :^) :^) :^) :^)
5. Mirananirina ( 14/06/2009 12:03)
Lazaivo fa andriamanitra indray i Andry TGV
iny mantsy no hitako nanala azy teo

Mitovy hevitra.
Andriamanitra i bazylou irery io an,sady tsy manota mihitsy .
6. sakaymena ( 14/06/2009 19:36)
efa voasoratra hoe aza manonopoana ny anaran'andriamanitra
ny anjara sy ny lahatra no inoako fa naha tafiala an'ny r8 teo koa dia mahaiza mionona de ny hoe aza manody ny toa azy
7. xxx ( 14/06/2009 20:20)
Vita matavy eo elah ; misy dinika finoana atsy raha te hifampitana any elah
8. mihitsy ( 15/06/2009 09:43)
bazylou:

amin\'ny sezany ?? satria nanota fady izy sy nangalatra izy. :wink: :wink: :wink:


lahatr\'Atra no nampiala azy teo fa teo koa ny odiny zay tsy nandaitra intsony matoa tafaala teo izy
9. booboo ( 15/06/2009 09:55)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072