Samy namono olona hoy Lékaséra, Amnistie ho an'ny rehetra

1. penguin ( 12/06/2009 05:43)
Malahelo mafy mihintsy ry tia tena tgvendrana satria mijoro daholo ny ankolafiny maro ary manaiky fa samy namono olona sy nahavita ratsy koa ahoana no misy omena Amnistie ary misy tsy izy ? Miezaka ny manamafy anefa ireto tgvendrana fa olona madio daholo ny hafa fa ireo nandritra ny taona 2009 ihany no heloka. Tombontsoan'i Madagasikara no ventesiny nefa ny ady sy ny hitohizan'ny fanaovana anjorom-bala ny hevitry ny vahoaka Malagasy mijoro ankoatra azy no tiany hanjaka. Adinony fa raha madio ny 10 Août nataon-dRatsiraka dia ry Zafy sy ny Herivelona nitondra olona teny Iavoloha no Meloka izany ary mitovy sahala izay koa ny tgvendrana nitondra ny vahoaka izay mpomba azy teny Ambohitsirohitra. Ny tgvendrana asa na ny loha no miasa na ny inona. tgvendrana tsy midika ho ny Malagasy tsy vaky volo fa ireo miseho ireo koa ny hafa tsy tgvendrana.
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:15
2. Noue ( 12/06/2009 05:50)
io Amnistie io dia oe na ho an'ny rehetra na tsy misy trotra zao !! dia nolazain'hat oe tokony hatramy 2008 hono io ! :evil: :evil: :^) :^) fa tsisy manaiky an'zany ee
3. penguin ( 12/06/2009 05:54)
Rehefa hoe misy dia ho an'ny rehetra ary mahita izany ny mpijery rehetra na teran-tany na vahiny. Aleo madio avokoa dia izay lanin'ny fifidianana eo mpitondra vaovao. HIHIHIHI sady mbola ho lany RAVALOMANANA amin'io. HAHAHAHAHAHA. =)) =)) =)) Mipitika ny parasin'alika
4. Noue ( 12/06/2009 05:58)
ka rajoelina anie matahotra mafy an'i ratsiraka ee !!
5. ravatorano ( 12/06/2009 07:14)
dia ho votsitra daholo izany izay namono olona sy nitarika olona ho faty tamin'ireny "tolona tolona " ireny raha izany fa dia omena famotsoran-keloka daholo zareo ! aza mba vahoaka ihany izay lalaovin'ireto mpanao politika sy miaramila ireto ary fadio mason'andro anio izany hoe hilahatra izany fa ny ainao no manefa eo nefa ry zareo afaka fotsiny madiodio ary mety mbola hahazo seza indray za ary higalabona sy hitsentritra ny vahoaka sisa tsy maty eo ! aza hitako !
:cry: :cry: :cry:
6. Noue ( 12/06/2009 10:42)
ravatorano:
dia ho votsitra daholo izany izay namono olona sy nitarika olona ho faty tamin'ireny "tolona tolona " ireny raha izany fa dia omena famotsoran-keloka daholo zareo !
marina aloha io lazainao io ee ! fa tokony ho jerevana tena akaiky raha toa ka hisy ihany io , dia miankina @ heloka nataon'ny tsirairay zany no hitsarana azy


7. xxx ( 12/06/2009 10:43)
votsotra daholo dia mifamonoa aby indray :-)
8. essera ( 12/06/2009 11:45)
Penguin, sao d mande an-jambany ianao fa tsy voalazanao mihitsy ny fahoriana tam 2002 niarahan-tsika nampakatra an'i Dada teo am fitondrana. Aleo averiko tsara ho tafiditra tsara : "NIARAHANTSIKA NAMPAKATRA AN'I DADA TEO AM FITONDRANA".
Tsy voalazanao ao mihitsy mantsy hoe firy ny victime tamin'ireny :
- olon-tsotra (very asa, nikorosy fahana, etc...)
- mpandraharaha (nanakatona ny orin'asa, nandroaka mpiasa, etc...
- fifamonoana tetsy sy teroa...

Ary nisy vary tsy lanin'ny penguin omaly fa averiko eto :

essera:
Raha mpanara-dalàna marina nareo ry penguin d mahafantatra an'ilay lalàna :
Valio ity : Inona no lalana tokony arahina raha hanao AMNISTIE. D raha voavaly io d tena sady mpanara-dalàna penguin no tena mahay lalàna. Tsy atao pli vava fotsin mantsy izy io.


Ka amafisiko ilay fanontaniana raha tena MANARA-DALANA IANAO RA-PENGUIN :

Inona no lalana tokony arahina raha hanao AMNISTIE ?
D inona ilay iaraha-manapaka izao ?

Ianao mantsy toa mahay politika sady manara-dalàna fa tsy haiko raha mahay ny lalàna fanaovana amnistie sy ny fivoarany hanaovana azy izao..
9. penguin ( 12/06/2009 14:29)
Ianao owa ry essera efa akikikaky hitapy satria tsy misy ny "train à grande vitesse" fa ny tgvendrana no mahanareo anareo. Mitovy amin'ny soratro tany ambany tany ihany hoy hoy i... dia nolazainao fa izaho penguin indray. Eto indray hoy Lékaséra dia ahoana indray koa ?
MADIO DAHOLO NY REHETRA NOHO IZANY =)) =)) =)) =)) hoy penguin vé ?
10. fijo ( 12/06/2009 20:15)
marina mihintsy io voalazan'i ravato io.
voalohany aloha,dia samy diso na ny nitifitra na ny nitondra olona hotifirina.ka raha misy amnistie,dia samy mila homena izy rehetra satria samy diso ireo.
ny vahoak afoana anie no maty eo,fa taiza no mbola nisy mpanao politika nijery izany tombotsoan'ny vahoaka izany????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0568