general Andrywui mitana KALLACK
1. Bazily
(
10/06/2009 12:16)
ha ha ha ha ha ha ha
Miverena mianatra dia hamafiso ny info fa tsy donto loatra.
=)) =)) =)) =))
Miovà dinika rehefa tsy voafehy ny politika, any @ hatsikana sy lalao zao no tena mety @là
Miverena mianatra dia hamafiso ny info fa tsy donto loatra.
=)) =)) =)) =))
Miovà dinika rehefa tsy voafehy ny politika, any @ hatsikana sy lalao zao no tena mety @là
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:19
2. xxx
(
10/06/2009 12:21)
:-D :-D :-D Tena ataon'i wuiwui mitorajofo mihintsy marina ilay serasera :-D :-D :-D dinika 5 ve nama miresaka momba an'i wuiwui fotsiny.vedety tampoka letsy ialahy marina :-D :-D :-D
4. xxx
(
10/06/2009 15:55)
i lery kosa vetety e ,hilatsaka deputes an'i tgv lery mety tafa raha tsy petsa :-D :-D :-D
5. KALACK
(
10/06/2009 17:13)
ze mbola mikozy andrywui eo de voatifitra kalack !
--mba m&ahazo vahana amin'i Hery eo reto amin'ny maha TIM azy de faly ery mifanafosafo eto amin'ny forum eto ! andraso moa fa ahita amzay hianareo miaraka amin'ny sefonareo ato e!
ataoko anaty vilany be nareo mianakavy no hendasiko fa milaza aho zay !
Hery no mba mpanohana anireto de bebe vava eto le TIM kely mianakavy reto !:!
vao seranan'i charles kely fotsiny anefa de tsy misy hita hatramin'ny sefony izy rehetra ! aha ha ha !!
zahay tsy mataoatra petsa ra- hery a! miaramila efa zatra dona ny aty !!
fa vao misy okazio kely eo fotsiny zahay de kalakenay daholo reo Magro reo

6. xxx
(
10/06/2009 17:33)
Elah io indrindra ry leity no tifiriko @ KALLACK eo a!efa hita izao fa maronety mbola tompoina ihany ny TGVendrana :* :* kiss de ampy e!
7. KALACK
(
10/06/2009 17:44)
fa vao misy okazion kely eo fotsiny zahay de kalakenay eo daholo reo Magro mihogahoga eo reo:evil:
8. fijo
(
10/06/2009 19:19)
i wiwi anie ka tim fa manala azy amin'ny tgv fotsiny e,itako nilahatra lery tao paris ko