MPANISA ANDRO HA HA HA!

1. cyril ( 08/06/2009 21:08)
Ary mba aiza hoa le mpanisa andro iny zay é, toa tsy heno intsony ha ha ha :-D :-D :-D
novalian'i cyril ny 09/06/2009 21:01
2. xxx ( 08/06/2009 21:08)
Sao mba efa tonga fotoana sa niverina nianatra nanisa :roll: :roll:
3. xxx ( 09/06/2009 04:08)
Ha ha ha aoka ry zalahy fa efa manao dépression le bandy a,
AO nedala efa mirediredy :-D :-D
4. Rajakoo ( 09/06/2009 04:28)
Efa bikinay tato @ capsat iny fa tsy tonga fotoana ntsony le mpanisa andro iny
i andrywui ve? :evil: :evil:
5. mmmhh ( 09/06/2009 04:30)
koa nga moa misy andro isainy tsony e, efa tonga le jour J. tsy nisy nitranga,

sa tokony kanao J + ndray izy no tianareo ??
6. xxx ( 09/06/2009 04:42)
Mbola mamerina manisa sfa tsy mahay manisa leity izy a
Ireny ve ny toe-tsainy koa aiza ary izy zany
7. essera ( 09/06/2009 08:11)
xxx:

Mbola mamerina manisa sfa tsy mahay manisa leity izy a
Ireny ve ny toe-tsainy koa aiza ary izy zany



Ô ry zalah, sao adinonareo fa lokanay mbakan' Rahery io. Efa tonga ny lera ka asa na hipoitra raHery.

Raha te hahafantatra kokoa d niteny mazava lery fa :

TELO VOLANA NO OMENY NY TGV D MIRODANA NY FITONDRANA.

Ka asa aloha izay diso
8. andrywui ( 09/06/2009 09:14)
ary hono hoa ry cyril !! fa maninnn elah lety no ovainle ndaty iry hoe socryl ny anaranlah de tsy sahy mamaly mihitsy elah fa heverinlah fa tsara angah zany socryl zany lety ??

--nefa de ny anaranlah mihitsy no sahinlery ovaina hoe socryl !!

--mba manàna letsy hambo-po fa ny maha izy anlah sy ny ray amandreninlha mihitsy no voakitikitika !!

--mamanlah ve letsy de sahy hanao ny anaranlah oe socryl zany na de lany anarana aza Gasikara !!

--mba sompatra ko letsy Ndaty kah !! nalaelo anlah mafy mihitsy ah ry cyril tamininy dinika natsangany iny !!

sady ompa zany nataony zany lety !!ny vadinlah ony ataony otage any sady maninnnn mou !! tsy haiko tsara ! de misy resaka tokatranonlah mikorontana kou le izy ,,

atsoy anie Essera fa lery ko teo e!! ha ha ha haha !!

9. xxx ( 09/06/2009 09:19)
aza mody mandahatra eo ry voakdrnty aaa mandana manisa aloha =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
10. mmmhh ( 09/06/2009 10:22)
tsy azoko mintsy nareo zany, inona intsony moa no isaina eo e, le daty efa nomen'i Hery aza efa tonga,

asivo manao parie vaovao izy sy i Hery, na manaova parie vaovao aminy nareo de raikitra ndray ny ankanisa koa,
11. andrywui ( 09/06/2009 13:26)
hoy locl :

aza mody mandahatra eo ry voakdrenty aaa mandana manisa aloha



Hiantsoako an'i Hery elah ry locl raha mbola mamerina miteny ratsy eto am serasera eto !! an'i dadanlah anga sa an'i reninlah ty no eto elah no manao fomba ratsy eto !!

rehefa tsy mahatanty eto elah de mivoaha teto fa tsisy mataoatra anze elah mihitsy eto na innnn na innnn !! mazava ??
12. cyril ( 09/06/2009 21:01)
Aza be konetaka leisy ra oui oui a,
Elah mialà raha tsy mahazaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0621