budget presidentiel

1. ravalotgv ( 07/06/2009 16:21)
tonga tao france i obama nisakafo tao @ hotely facture nivoaka 300 euros

tonga tao france i tgv facture nivoaka 10.000 euro.

manambola le boay kely iny kaaa. Raha i ra8 angamba no teo mety ho 50.000 euros no nivoaka

sniff
tchroufff

samy manana fa ny isany no tsy mitovy ary raha mbola voaisa dia mbola tsy manana izay

raha izaho no teo aloha de mety noraofiko ny pourboire

vive les malagaches


:^) :^) :^) :^) :^) :^)
2. Noue ( 07/06/2009 20:27)
ravalotgv:
raha izaho no teo aloha de mety noraofiko ny pourboire
iza moa no nanakana anao tsy hanao an'zany eee


3. menalamba ( 07/06/2009 20:44)
Ianao angaha no garsô nitango ny vola tao no nahita @ izany?Dé hoatrinona ny pétibazary na poriboàra azonao ? :^)
4. essera ( 08/06/2009 04:42)
Ohatran'ny mahavariana a io kôzinao io ravalotgv. Mba misy copie facture ve ao am le restaurant hitanao nivoaka atao sa d lé hoe AFFIRMATION GRATUITE.

D raha am fo sy saina tsy miangatra ve aminao ny délégation americaine fotsiny manara-dia an'i Obama d hoe (300 * env 12 000 = 36 000 000 Fmg) no lanin'i Obama tao France.

Izao ilay atao hoe manely tsaho fotsiny fa siora a fa diso daholo ireo montants nomenao ireo.
5. dadabe ( 08/06/2009 05:04)
essera ...marina ve io kalkul nao io ????? tssss 1euro= ??? d 300 euro ve dho 36 000 000 fmg ????tsssss
6. essera ( 08/06/2009 05:32)
dadabe:

essera ...marina ve io kalkul nao io ????? tssss 1euro= ??? d 300 euro ve dho 36 000 000 fmg ????tsssss


Miala 0 iray fa miala tsiny. Msaotra anao nitsara.
7. ravalotgv ( 08/06/2009 07:36)
ny couple présidentiel no 300 euros ry zareo aa zany hoe mbola zaraina roa zany io
:^) :^) :^) :^)
8. essera ( 08/06/2009 08:07)
Fa taiza maitsin alou le nazaonareo an le chiffre 10.000 Euros. Efa nomen'ny tan am site le fandehananareo foana mants io fa ts wé ts wé ts valiana akor d marina.
9. bozyboleta ( 08/06/2009 12:03)
5. Mpandefa : essera [ Valio ] 08-06-2009 07:32:29
Lohateny : Re : budget presidentiel
Hoy i dadabe:

essera ...marina ve io kalkul nao io ????? tssss 1euro= ??? d 300 euro ve dho 36 000 000 fmg ????tsssss



Miala 0 iray fa miala tsiny. Msaotra anao nitsara.

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Itony le efa zatra manabontsina facture de refa tratra de mody hoe diso 0 iray. :-D :-D :-D :-D
Tapi-pahaizana reto mpiondana tgv reto :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0489