TSy ny gasy rehetra aty ivelany akory no manohana ny gtt
1. bazylou
(
06/06/2009 22:39)
na koa ny hetsika ataony nanny fifohana rongony ataon'ireo troupe de chocny!! ialana tsiny indrindra amin'ny any an toerana fa olona mpanara drenirano toy ny trondro maty ireo!! mpanala baraka !!
Aleo hazava ry gasy any mada fa tsy ny diaspora rehetra no manohan an'ireo!!
satria hita sy tsapa fa olona tsy misy an'asa fa mpitaty rmi sy rsa fotsiny ireo!! ny klandy moa manginy fotsiny!! anarany nomba juriste hono le leaderny nefa toa tsy nahatafavoka papsan'ny membre ny associationy akory!!
Tsy miaintsy hoe ny tsy manakatao hatrany no miotsana e!! :-D :-D :-D

novalian'i xxx ny 07/06/2009 17:21
2. bazylou
(
06/06/2009 22:49)
teneno le voninareo iny fa tsy alain juppé anie hono io resaka mada io e!! :-D :-D :-D :-D
milaza azy ho tia tanindrazan le ramatoa kely io nefa na teny gasy aza tsy hainy , ary na mada aza tsy hitany depuis 22 ans!!!!
ary na le demarche nataony aza dia any amin'ny ps no misolelaka nefa ry sarkozy no tompon'ny teny!! nimehezan'ny olona fotsiny!!, :-D :-D

6. milamm
(
07/06/2009 12:30)
soa fa tsy ny gasy rehetra akory otrany bazily manao resaka tsy ny ampy taona :lol:
7. bazylou
(
07/06/2009 12:50)
tsy ampy taona an??!! looll aleo himehezana fa hiresaka amin'ny olona voan'ny aza manadino ve??!! :-D :-D :-D
8. milamm
(
07/06/2009 12:56)
iee,nga mbola tsy kobony bazily raha oul ampy taona no resahina politika dia ny tombotsoam-pirenena no resahiny @ saina tsy miangatra fa tsy fanindrahina antoko 1 na tsy fitiavana antoko hafa.
raha tsy ampy taona moa izy dia olona no enjehiny oh.Ravalomanana sy ny gasy ao frantsa fa tsy misy irahahiany izany fiandrianam-pirenena sy ny lalana veloma manakery ao
raha tsy ampy taona moa izy dia olona no enjehiny oh.Ravalomanana sy ny gasy ao frantsa fa tsy misy irahahiany izany fiandrianam-pirenena sy ny lalana veloma manakery ao
9. bazylou
(
07/06/2009 13:11)
mipetraha ho aho rehefa resy!! sinon tongava eny mahamasina fa tsy at y france aty no mifanalabaraka , latsaka ambanin'ny maizina !!! ny firenena no hialana bala eo nefa ianareo gtt mianakavy ireo le mpisolelaka sy mpanohana an'ilay hitohizan'ny travaux eny amin'ilay rovakely eny imerikasinina!! diploma honoris causa fopla daholo izany nya nareo ireo , zany ry cachan and co sy ry mpilivre!!! looolll, beeeurk :-D :-D :-D
10. milamm
(
07/06/2009 13:21)
hitany bazili izany!namafisiny daholo indray ny zv voalazako ny firenena mintsiny no resaka eto @ politika fa tsy olona avy any imerikasinina sy ny any france fotsiny (na dia tsy ao frantsa no tsy antoko politika aza za) izay mahavatana an'i bazily ny manalabaraka azy,ka averiko ny mahasoa resahina fa tsy ny mahafinaritra otrany tsy ampy volana satria manjary entim-po mandrora mitsilany bazily :lol:
12. bazylou
(
07/06/2009 14:17)
aza aodina le resaka ry locl a!! valio, ekenao sa tsy ekenao le rovakely ao imerikasinina ??
taiza le vbola 70.000.000 dollar nividianana air force II??
Vonona izany ianao no ho andevon'i le8??
Ary raha ireo rehetr aireo no lazainao fa fampandrosoana firenena sy ho eny mahafinaritra , maketsy makeroa , dia izao , militehe anay aminao any fa aza makaty aminay aty!! sady na iza hitena na iza dia i mada dia tsy afakaa min'ny frantsay!!!!!!!
le8nareo aza io notsofin'ny frantsay dia dangy tery!!!! :-D :-D
izao tsy tafaverina eo intsony e!!! veloma ry le8ista!! :-D :-D

13. xxx
(
07/06/2009 15:36)
Ity ny avy aty aminay é .
Mitteilung Tim Deutschland Wir Mitglieder permanent von Tim, Hamburg, Dresden, Franckfurt bestehen wir darauf, am Mitglied des HAT bekanntzugeben, dass wir uns Konten von dem halten, was als Urteile beim Prozess durch accoutumace des Präsidenten Ravalomanana als eine l'beleidigung beschlossen worden ist; Identität des malagasyvolkes.
Somit werden wir nicht die Wahrhaftigkeit der Anklagen anerkennen, die ihre Person belasten, und rufen tatsächlich in den gerichtlichen Verantwortlichen und Zivilgesellschaften in Madagaskar im engeren oder weiteren Sinne, die notwendigen Vorkehrungen zu treffen, um die Staatsinstitutionen und Regierung für 2 Jahre funktionieren zu lassen höchstens.
:!:

14. patrick2002
(
07/06/2009 16:04)
mazava anie fa ireo gasy mipetraka ao cachan sy aragot ary mpiasany ambasady ireo no atao hoe GTT ,hatramin' izay fitondrana nifandimby nanomboka AREMA dia tsy nahazo log tao @ foyer des etudiants malgaches a paris ianao raha tsy zanaka minisitra, havana haut fonctionnaire ,ny mpianatra mipetraka ao dia efa mazava fa nom fantatrao avokoa izay ,ary tsy vaovao aminao , rehefa miova ny fitondrana dia miova koa ny olona mipetraka ao ,amin' izao fotoana izao dia ny zanaky ny TIM no mipetraka sy mameno an' ity foyer ity, tsy mahagaga raha mazoto miandry ambasady ,sy mahavita mikarakara manif mihintsy ry zareo ,mahasarika mpanao gazetry manandrapeo ho olo-marina ,miandry an'i mialy @ lafarinina sy ny atody ,indrisy.....
15. xxx
(
07/06/2009 17:21)
ka le tsy manohana ny GTT anie toa tsy misy na olona 10 raha be e? de ahoana izany! ry bazy a? mba mihetsiketseha e sa matahotra? sa efa mahafantatra fa tsy mahazo olona? sa miandry ani charle? sa tsy haiko e!