TSY MILA RAVALO MIHITSY M/CAR E! LEO , TOFOKA

1. andrywui ( 06/06/2009 08:31)
Ny vahoka nampahantraina , ny tantsaha tsy notsinjovina(vava no betsaka) , ny karama nidina fa tsy niakatra , ny fampanantenana poakaty daholo , ny olona sady efa sahirana no gadragadraina daholo , ny officiers nataony ny fako , ny ekonomia nimonopolizeny , ny volampanjakana nahodiny ,hanaovany pactes satanika i M./car , ratsy vava amin'olona rehetra (surtt Tana)..

qka aleo hilamina any izy fa tsy mety tsony ee!!
novalian'i tazia ny 07/06/2009 20:10
2. valie ( 06/06/2009 09:14)
hevitrao zany fa samy manana ny azy ny tsi11!
Fa enao io nga mihevitra oe raha TGV no eo d hanankarena d hiakatra ny karama, lol aza manantena!!!Zao ny vola gasy vô miha mihendanja be, efa hotafakatra ohatrinona! Miseho ho vedey nefa tsy hita akory ze atokona...lol; aza atao mankaty aminay aty iny fa voatoraky ny atody lamokany aty!!! :lol: :lol: :lol:
3. locl ( 06/06/2009 09:16)
Maneno indray ny sahona fa omaly tsy hita tabilao an!

Fa iza izao no tena mampahantra vahoaka ry andrywi?? Mba ataovy kely hoe ny analyse.

I Rav8 izay niezaka mba hananan'ny gasy statut mitovy " rehetra sa hianareo izay namotika sy mandroba ary mampahory vahoaka, olona maro no very asa nandritra ny nahatongavan'ny HAT teo, ireo asa izay noforonin'i Rav8 t@ fahaizany niantso opérateur sa hianao tena mbola tsy mahita izany?
4. xxx ( 06/06/2009 09:54)
andrywui:

Ny vahoka nampahantraina , ny tantsaha tsy notsinjovina(vava no betsaka) , ny karama nidina fa tsy niakatra , ny fampanantenana poakaty daholo , ny olona sady efa sahirana no gadragadraina daholo , ny officiers nataony ny fako , ny ekonomia nimonopolizeny , ny volampanjakana nahodiny ,hanaovany pactes satanika i M./car , ratsy vava amin'olona rehetra (surtt Tana)..

qka aleo hilamina any izy fa tsy mety tsony ee!!

mangina ny vava rehefa tsy mahalala ,asio election dia ny vahoaka no mitsara ry andrywui fa tsy hoe elahy akory no lazaina va vahoaka eto


5. xxx ( 06/06/2009 09:59)
andrywui:
Ny vahoka nampahantraina , ny tantsaha tsy notsinjovina(vava no betsaka) , ny karama nidina fa tsy niakatra , ny fampanantenana poakaty daholo , ny olona sady efa sahirana no gadragadraina daholo , ny officiers nataony ny fako , ny ekonomia nimonopolizeny , ny volampanjakana nahodiny ,
ny voalazanao no tena zavatra miseho @ zao fotoana izao! dia aza faly manenjika ny hafa foana ary sokafy tsara ireto maso jamban'ny tgvendrana ! efa hita zao fa tsy nisy na dia iray aza azo lazaina fa mety ny nataon'ny io tgvendrana io dia mbola io ihany no dradradradraina eto tsy misy farany


6. patrick2002 ( 06/06/2009 10:34)
VIVE TGV a l`enfer pour le GTTAY
raha ny fahantrana izay nisy taminìzao dia i ra-8 sy ireo minisitra niaraka taminy no nitondra ny vola-panjakana nitsoaka ,vao naka ny fitondrana ny TGV dia efa foana ny vola tao @ tresor public ,fa tsy hoe akory nisy tao fa nolaliana .
Izay tsy mila Ravalo intsony ianareo no minonoa fotsiny aminy ,sady dadanareo koa izy ,izany hoe tsy maty manota ,ary tsy mety diso ,fa ny anay raharaham-pirenena tsy misy hifandraisana @ raharaham-pianakaviana ,tsy misy culte de personalité mihintsy @ rafitra repoblikanina ,ka rehefa tsy hajaina ny fahefany tsirairay dia tsy maintsy miala izy ,tokony nanaja ny fahefany ben`ny tanana izy .
7. nalison ( 06/06/2009 11:53)
raha jereko amin'ny saina tsy miangatra ianareo milaza fa tgv milay ireo dia irony karazana olona mpanao afera maizina goavana irony na ray amandreny na zanaka.sady tonga amin'ilay fiten'ny ntaolo hoe
"manao lohan'andevo irony"
8. Rajakoo ( 06/06/2009 12:28)
ALEO ALOHA RANGAH TY HINANA IZAHAY VAO ARODANAY IO TGVendrana io ,vola adala tompo ha ha ha :@ :@ :@
9. patrick2002 ( 06/06/2009 13:07)
nalison:

raha jereko amin'ny saina tsy miangatra ianareo milaza fa tgv milay ireo dia irony karazana olona mpanao afera maizina goavana irony na ray amandreny na zanaka.sady tonga amin'ilay fiten'ny ntaolo hoe
"manao lohan'andevo irony"



ny rain`ìalahy no manao lohan`` andevo nahita fitondrana,
iza no mbola nahita filoha manao ialahy minisitra ,manao ialahy jeneraly ,nanantena fa rehefa manam-bola dia afaka manao izay tiany hatao kinanjo ..........
10. Mirananirina ( 06/06/2009 13:16)
iza no mbola nahita filoha manao ialahy minisitra ,manao ialahy jeneraly ,nanantena fa rehefa manam-bola dia afaka manao izay tiany hatao kinanjo ..........

amiko ny fanaovana elà midika fa namana fa tsy hoe tsy fanajana akory;raha raisiny ho namany kosa ve dia mbola hi vouvoyer foana
11. Noue ( 06/06/2009 13:27)
patrick2002:
VIVE TGV a l`enfer pour le GTTAY
avale sans eau


:^) :^) :^) :evil: :evil: :evil:
12. patrick2002 ( 06/06/2009 13:34)
amiko ny fanaovana elà midika fa namana fa tsy hoe tsy fanajana akory;raha raisiny ho namany kosa ve dia mbola hi vouvoyer foana


Raharaha-pirenena io misy izany protocole izany ,ary raha homme d`Etat ianao tokony hanaja an`izany protocole izany fa tsy hanao izay teny maha diavolana ny sainao ,sahala @ mpisera eto @ serasera ,
13. Mirananirina ( 06/06/2009 13:39)
Raharaha-pirenena io misy izany protocole izany ,ary raha homme d`Etat ianao tokony hanaja an`izany protocole izany fa tsy hanao izay teny maha diavolana ny sainao ,sahala @ mpisera eto @ serasera ,

Ireo hitako aloha dia manao io raha namany e,na ny ny filoha hafa aza
14. patrick2002 ( 06/06/2009 14:00)
manao an`izany izy fa tsy manoloana ny journaliste ,ary aoka hazava fa tsy voatery ho namanao no hiara hiasa aminao rehefa Homme d`Etat ianao ,miara miasa ianareo noho ny tombotsoam-pirenena ,ka tsy voatery ho namana ,ny an`i ravalo tena izay mihintsy hoe namany ihany no miara miasa aminy ,ary intimidé ny aloha ianao hiakatra ,fa raha vao miakatra amin`iny dia roahiny ,rehefa manaiky aminìny ianao dia baikony aminy hilavany azuy amin`izay.
15. bozyboleta ( 06/06/2009 14:03)
iza no mbola nahita filoha manao ialahy minisitra ,manao ialahy jeneraly ,nanantena fa rehefa manam-bola dia afaka manao izay tiany hatao kinanjo ..........

Ary oviana teto Madagasikara no mbola nisy apombolahy vatatay sahy naniratsira Jeneraly?
Oviana teto Madagasikara no mbola nisy miaramila sahy nanevateva sy nampijaly mpitondra fivavahana?
Oviana teto Madagasikara no mbola nisy miaramila sahy nanevateva sy nampijaly zokiolona?
Oviana teto Madagasikara no mbola nisy miaramila nampijaly sy namono sivily tsy @ antony?

Raha tsy ny vendrana mpiondana tgv tsy hanao fihetsika toy ireo sy hikipy eo anatrehan'ireo.
Sady efa tsy ampy fahalalana no mbola donton'ny môly koa. :evil: :evil:
16. ravalotgv ( 06/06/2009 14:28)
TSY MILA ANDRYWUI ETO MADAGASIKARA FA TSY MAHAY POLITIKA SY MOZIKA IZY

sniff
tcrouff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. patrick2002 ( 06/06/2009 14:40)
bozyboleta:

iza no mbola nahita filoha manao ialahy minisitra ,manao ialahy jeneraly ,nanantena fa rehefa manam-bola dia afaka manao izay tiany hatao kinanjo ..........

Ary oviana teto Madagasikara no mbola nisy apombolahy vatatay sahy naniratsira Jeneraly?
Oviana teto Madagasikara no mbola nisy miaramila sahy nanevateva sy nampijaly mpitondra fivavahana?
Oviana teto Madagasikara no mbola nisy miaramila sahy nanevateva sy nampijaly zokiolona?
Oviana teto Madagasikara no mbola nisy miaramila nampijaly sy namono sivily tsy @ antony?

Raha tsy ny vendrana mpiondana tgv tsy hanao fihetsika toy ireo sy hikipy eo anatrehan'ireo.
Sady efa tsy ampy fahalalana no mbola donton'ny môly koa. :evil: :evil:



@ asa na andraikitra izay tazomina dia misy foana ny atao hoe etique ,izay zavatra izay no tsy najain`i Ravalo ,rehefa olona mitana andraikitra ray no tsy manaraka an`izay etique izay dia tsy misy fanajana azo homena azy ,
Jereo tsara t@ assise militaire fa niteny ireo manamboninahitra t@ ireo jeneraly hoe tokony hiaro ny institution militaire ianareo jeneraly fa tsy hobaikony mpanao politika ,ray ihany ny andraikitry ny miaramila eran`i tany fa tsy samy haqfa .
Torak`izany ny mpitondra fivavahana ,tsy hazo ekena ny mpitondra fivavahana hanohana mpanao politika ,na inona foto-kevitra hijoroany mpanao politika na inona ,ny mpitondra fivavahana natao hitarika ny olom-pirenena @ fitondra-tena masina ,izay ve no nitranga t@ androny Ravalo.

18. ravalotgv ( 06/06/2009 15:04)
GTT GASY TIA TAOLANA
HAT HALATRA ALIKA SY TAOLANA
RA8 EUHH
RA1 = RARAKA
RA2 = RAMBONY
RA3 = RAVIMBODY
RA4 = RAZAMBIBY
RA5 = RAVINKAZO AZO FOHANA
RA7 = RAIKITAPISAKA
RA8 = RATSIRAKA = RAJOELINA= NOUE= YUKA = ANDRYUI

SNIIIIIIIIIIIFFFF
TCHROUFFFF

=)) =)) =)) =)) =)) =))
19. sapele ( 06/06/2009 20:59)
Nareo kosa e!zay no mba fahitany azy,misy antony ao matoa izy miteny an'zany fa tsy hoe tsy mila azy ny serasera,f'angaha reefa tsy mifanaraka amin'ny eritreritrareo izy ty na tsy ahazaonareo tombotsoa de hoe tsy mahay,,,,? raha nahay dada ra8 tsy voaongana teo zany e!sa reefa tiana tarehy de na de hita fa kakana aza de hoanina foana,,,?ny zavatra tsapako aloha de na de nisy aza ny zava-bita de tsy ampy,ary na de nanao ny tsy mety daholo ny mpitondra teo aloha,tsy nisy volam-panjakana naodiny mpitondra manokana toy t@ andron'ny dada mihintsy ,ka reefa tsy tafa otr'izay de tsy azo antenaina intsony e!reo nifidy azy aza zao firy no MANENINA,,,,,,,?mampalahelo an!MILA OLO-BAOVAO I MADAGASIKARA!
20. tafondro ( 06/06/2009 21:32)
Eo no mbola mampanotany tena kely ny sasany .Vola nahodina ahoana moa no nolazain' i sapele ? Araka ny fantatra anie dia fampiasa ny budgets - mapanjakana isan- karazany é , dia raha ohatra hoe tsy ampy ny budget n'ny ministeran' ny fahasalamana ohatra , dia tsy maintsy atao ny manao ny recouvrement avy @ budget n' ny ministera sasany.
Fa tsy voatery hoe fangalaram- bola ankitsirano izao ireny fanodikodinana budget ireny ! Raha ny momba ireo hoe privileges tokony hananan' ny olona tompon' andraikitra ao @ fitondram- panjakana angamba no hiadian- kevitra dia mbola hafa koa ny famaritan' ny sasany izany , tonga dia hisy ny hiakatra ambony ihany isika malagasy hoe fa nahoana ny zanaky raanona no manana sy mahazo izao rehetra izao , ary ahoana ny sasany no tsy mba hahazo koa ?
Dia diniho kely fa raha ho privilegiés daholo isika malagasy rehetra ohatra @ fahazahoana passeports diplomatika ohatra , na fahazahoana droit handehanana hanao conferences any antanin' olon- kafa ,sy ny sisa dia alaivo sary antsaina ny korontana sy ny cafouillage hitranga any @ ministera rehetra miandraikitra izany.
Asa raha mba misy mitovy hevitra amiko!! :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051