TGVendrana:Vorona andanitra misy sira, Prix PPN, Hotel d vil

1. penguin ( 05/06/2009 05:49)
Nolazaina fa miteniteny foana ilay hoe "MINOA FOTSINY IHANY" kanefa io no tena ampiasain'ny tgvendrana ankehitriny.
- Herinandro dia tonga ny entana PPN avy any Arabia Saodita koa minoa fa tonga vé ?
- Mihena manaraka anio ny vidin'entana amin'ny ankapobeany ka anontanio hoe ny INSTAT @ "Glissement annuel" mois d'Avril 2008 sy Avril 2009 dia minoa fa nihena nefa fotaka.
- Afaka ny malagasy ary foana ny jadona dia minoa fa izay tsy mitovy fijery @ tgvendrana ampiharana jadona.
Ireo ihany no lazaiko aloha fa ny akama no manohy azy sao mibahana sy mankaleo raha lavabe. Ny hotely d vily ngah tsy ny Ben'ny Tanàna no nampino ny fahavitany koa minoa fa mba tsy maintsy vita io mandritran'ny tetezamita ry tgvendrana isany.
novalian'i fijo ny 05/06/2009 22:36
2. essera ( 05/06/2009 06:08)
Ary le Elatra 4 sy le scooter ngah adino. Bilaon'ny Dada daholo ange ireny e. Ireto midongy be taritin'i Fetison sy Alain ireto no hapihemotra ny fiaingana. Plus nareo midongy, plus miha-lava ny teteza-mita.
Anotanio an Rabain izay kôzy izay fa fantany.
3. penguin ( 05/06/2009 06:11)
Asio sira ary arosoy hanina ny vorona andanitra hoy aho ry tgvendrana a
4. essera ( 05/06/2009 06:25)
Resaka miverimberina be fotsiny fa tsy misy apoaka koa izy izany. Ohatra ilay hoe :

1er tps : retour imminent (efa in-10 kely). Hay imminent "aman-taona".
2è tps : Ho avy eto alohan'ny 26 juin. Tao am Tahala tao am TVM nasaina ni-confirmer anefa "tsy sahy akory".

Zay ange io adklé io e !!!

Saika adino, Izay tokony ho an'i Kaisara rehetra izao (CUA) dia miverina aminy avokoa.

5. penguin ( 05/06/2009 06:37)
Zay an'i Kaisara tokony ho azy tokoa ka izay no hiadivana ny famerenana ny ara-dàlana. =)) =)) =)) Ary hatsahatra ny fanjakani Baroa tgvendrana
6. essera ( 05/06/2009 06:40)
Fa Kaisara tsy nangalatra les e. Tadidio tsara ity kôziko ity :
1/ Raha mbola tsy eo i Dada => Biby tsy misy loha.
2/ Raha tonga i Dada => Miara-mirohotra isika hitsena azy na am fomba manetriketrika na am fomba manitrikitrika. Sam manan zé reviny io.
3/ Efa ela ihany ilay fampanantenana fa efa depuis décembre ny kila no laony tanteraka.

Hi hi hi hiiiiiiiiiiiiiiiii
7. penguin ( 05/06/2009 06:47)
Fa tsy avy amin'ny teny ratsy koa ngah ilay asiana hoe les les? "Fa Kaisara tsy nangalatra les e". =)) =)) =)) tgvendrana owa vendrana foana
8. essera ( 05/06/2009 07:14)
LESY teny gasy mazava tsara ry penguin fa taiza loatra ny sekoly fanabeazana fototra nianaranao sa tonga d teny am Anjerimanontolo. Tsy voafolakao koa izany ny tenindrazana fa d mampalahelo.
Ary mbola vendrana no ilay ventesina isan'andro. Ny vendrana ve izao no mahay mitsara ny olona tapi-pahaizana.
9. sakaymena ( 05/06/2009 07:42)
ry essera a ny olona refa resy ka lany resaka de reny ny ataony fa aza maka lagy fa tsy maitsy ny ampitso no hitsara ny vendrana sy ny dadany lanin ny kisoa nge lanin ny kisoan gasy dadandreo
10. ravatorano ( 05/06/2009 08:23)
dada aloha tsy tafa intsony
marina ilay hoe fampanatena poakaty izay tonga eo manao an izany avokoa
fehiny : tsisy azo itokisana izany ny mpanao politika tonga eo na ny efa teo na ny vao tonga satria araky ny tenin ilay mpikabary malaza ary ray amandreny loloavina antampon'ny loah hoe "ny kabary eny amin'ny 13 mai dia natao ho kabary politika ihany fa tsy voatery ho hataon izay mpitondra tonga eo akory" Pastora A.R.
Izany hoe kabary reny zareo ah fa ny atao ro hita
na legaliste io
na tsy legaliste nefa mitondra ny firenena
d mitoov daholo ireo samy be vava sy manao kabary ambony vavahady avokoa fa tsy tena mikatsaka ny fiainam-bahoaka hiakatra sy tsy hirefarefa amin'ny tany ka ho kizon'ny hanohanana(efa nisy hatrizay ny tany antsimo ary io lazaina fa hitadiavana vahaolana vetivety io nefa haharitra ouz Mr Monja R)
ry Dada moa isan'nandro dia mandranitra tsisy farany ny etsy ankorondrano
Tsy misy tia tanindrazana zareo ireo fa mifanilika fotsiny amin'izao fahavoazan'ny vahoaka malagasy izao ! balabalbala an 'i telma no bobaka
11. essera ( 05/06/2009 08:25)
Azon'i Penguin koa ve zao io lazain'i Sakaymena io. Vakio mot par mot mihitsy sao misy diso
12. essera ( 05/06/2009 08:39)
ravatorano:
ry Dada moa isan'nandro dia mandranitra tsisy farany ny etsy ankorondrano
Tsy misy tia tanindrazana zareo ireo fa mifanilika fotsiny amin'izao fahavoazan'ny vahoaka malagasy izao ! balabalbala an 'i telma no bobaka

Mila maka traik'efa any am Arema ry zareo ravatorano, matoa i Deba efa naloa d nahavita nanao retour d mba anontanio ihany hoe inona no recette nampiasain'lisany fa tsy faly mitanisa am ty krizy mbola mamay be ity.

Ho an'ny mpiondana, kôzy na bandy akama ity hoe ny fiverenanan'i Dada am zao fotoana izao ange no hiverenan'ny krizy mbola miditra avo 10 heny am zao. Tadidio fa makamaka aina ny mpanohana an'i tgv fa tsy hoe ireo fa tsy miteny. Raha hitanareo fa ho zakanareo moa ilay fiverenany am zao d tadidio fa tsy mila mpitarika akory izay olona nitolona tamin'ny fanalana azy ireny fa tonga d mandeha automatique. Hialana am ady saritaka ny kôziko fa raha hi-forser nareo d andramo ihany d tadidio fa guerre civile no ho tohiny fa ianareo ihany io a !!!!
13. andrywui ( 05/06/2009 09:58)
tena hivika ty bandy atao hoe penguin ty lé !! kozy e !!

raha mitohitohy io fiontanampony lava io de ny fasana no miandry an'ileio !! mba milaza aho zay !! toneo foana hoa ny fo isaky ny maketo i penguin !!

zay mihitsy no antony tsy de handrangitako anilety eto tsony fa efa mivoaka setroka lava foana lengama !!
- firy anaka moa penguin zao ?? mitandrema tonton a!
- tsy ahazo seza eo akory nefa ny aina no hanaraka

ny anay anie misy antony e !!! ha ha ha ha !! tadidio zay !!
14. essera ( 05/06/2009 10:01)
Ôka les ra Andrywui.
15. penguin ( 05/06/2009 13:17)
Fasana aiza ry leiry fa tsy nihena 1 girama akory vé zay de elah marary fo ndray no hiresaka fasana é ? Mbola mifanala eto isiaka aloha ry tgvendrana fa ny tolana no voan'elah fa tsy ny rindrina hoy ny mpanao daomy. =)) =)) =))
16. sakaymena ( 05/06/2009 14:42)
ny ahy ndray de ovako hoeTGVonona be amin ny fampandrosoana any MADAGASKAR n'iza faly n'iza tsy faly rangah
17. andrywui ( 05/06/2009 15:35)
tena hivika ty bandy atao hoe penguin ty lé !! kozy e !!

raha mitohitohy io fiontanampony lava io de ny fasana no miandry an'ileio !! mba milaza aho zay !! toneo foana hoa ny fo isaky ny maketo i penguin !!

zay mihitsy no antony tsy de handrangitako anilety eto tsony fa efa mivoaka setroka lava foana lengama !!
- firy anaka moa penguin zao ?? mitandrema tonton a!
- tsy ahazo seza eo akory nefa ny aina no hanaraka

ny anay anie misy antony e !!! ha ha ha ha !! tadidio zay
!!
18. Rajakoo ( 05/06/2009 20:32)
Marenina daholo les les les les éééééééé ry tgvendrana,asorinao io raha tsy nitondra anah tany an-dafy tany,
Amerika ndray sisa mbola tsy hitako fa ajedako io raha vao mandà eo,efa hoe tgvendrana mahazo baiko :evil: :evil: :evil:
19. fijo ( 05/06/2009 22:36)
marin amihintsy i ovoalazan'i ravato io.samy mitady ny azy ireo,fa tsy misy mijery ny malagasy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.159