Ma Tv a ! Inona no hevitra fa tsy mety hamonjy fanadinana ny zanakay satria vonton'ilay hevitrareo hoe "ny mpanohana ny ara-dalàna" !
Lazainy fa tsy ara-dalàna ny fanadinana hataony satria fanjakana tsy ara-dalàna no mikarakara azy !
Ma-Tv a! vonjeo e! mitaiza ve ianareo sa hamono e!
Ma- tv a! toroy hevitra hoe iza sy aiza ilay ara-dalàna tokony hatonina fa sepotra izahay ato !!!!