Nosavain'ny miaramila hatramin'ny entana

1. sitlo ( 02/06/2009 04:33)
Tapaka mihitsy ny tsinaiko namaky an'ity vaovao ity.

Nikorapaka ny miaramila gasy naheno fa hoe ho avy Ravalomanana. Dia nosavaina hatramin'ny entan'ilay roplanina. =))

http://www.iol.co.za/index.php?set_id=1&click_id=68&art_id=nw20090528102101789C632285

Izany ny aina ko ta hanao.
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:21
2. essera ( 02/06/2009 05:48)
Ngah tsy kôp i sitlo hoe Ra8 ra tonga eto d mividy voninkazo tsika d ny sasany mitoraka voninkazo fa ny anay manokana tavim-bonikazo no itorahanay azy.
Tsis matahotra azy mits eto fa ny ahatongavany eto no ela d afahy any Tsiafahy izy fa tsy résidence surveillé akory.
3. hery ( 02/06/2009 06:55)
Ary tsy nisy resaka tany Dago mihitsy ny nanaovan'ny GTT an'i Andry Rajoelina taty Paris an :-)

Oainina ve i leiry?
4. Noue ( 02/06/2009 07:15)
tena nataon'ny GTT nihinana kosa aloha lery taty eee :-D :-D :-D :-D

Tel des bandits en cavale ils ont du fuir, fuir constamment le peuple qui a été à leurs trousses depuis 48h, de la Tour Eiffel jusqu'à Roissy en passant par l'Hotel MERCURE. Les médias français venus sur place (TV5, FR3, etc ...) en perdaient leur latin. Méme les forces de l'ordre prévus encadrer les manifestants n'ont rien pu faire que laisser, laisser le PEUPLE s'exprimer. Au passage demandant gentiment, "C'est lui votre dictateur ?" Et oui ! ils ont tout compris. Pendant ce temps Andry RAJOELINA se faufile rapidement dans le SAS à la sauvette. Comme d'hab ! :-D :-D :-D
"sitlo":
Nikorapaka ny miaramila gasy naheno fa hoe ho avy Ravalomanana. Dia nosavaina hatramin'ny entan'ilay roplanina
dia voasava hatrany anaty akanjo ?? fa nga hono azo atao anaty valizy sy anaty palitao Ravalomanana eee ?? misary adala mahintsiny ireto miaramila
5. rakapy ( 02/06/2009 07:16)
Ary tsy nisy resaka tany Dago mihitsy ny nanaovan'ny GTT an'i Andry Rajoelina taty Paris an

Oainina ve i leiry


RaHery an! Samy oainina na i Ra8 na i Andry. Ary koa manaoainina antsika Malagasy izy roalahy ka asakasakareo izy mbola manohana azy ireo.
6. Mirananirina ( 02/06/2009 08:32)
Hoy i sitlo:
Nikorapaka ny miaramila gasy naheno fa hoe ho avy Ravalomanana. Dia nosavaina hatramin'ny entan'ilay roplanina
dia voasava hatrany anaty akanjo ?? fa nga hono azo atao anaty valizy sy anaty palitao Ravalomanana eee ?? misary adala mahintsiny ireto miaramila

Ka miaramila mahazo baiko ve??????
Sur fa ny bakiraro aza angamba nasaina nasorina hihihi
7. nyonja ( 02/06/2009 16:44)
fa mba tantarao ranga aloha le nataon'i GTT an'i Tgv fa otra mahaliana.
Mampiome mantsy le communication razeo ao fa oe tsy nisy anizany hono fa lfa ny mifanohitra aza. fa ry zareo koa gagy be ra hanao vaovao fosika e.Lalatiana tokoa ve mo no manao ny communique tsy hanaparany ny halavan'ny lelany.
Mba ametrao sary eto e!
8. Noue ( 02/06/2009 20:10)
jereo ao @ site GTT
9. fijo ( 02/06/2009 21:21)
efa koditra loatra ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2845