Niandry taolana hoatsipin'i TGV teny @ tour Eiffel oe ny GTT

1. bazylou ( 31/05/2009 22:57)
Fa inona loatra re olona no ozona manjoa ireto mpanohana an-dravalomana ? Tapaka marina ny budget ka zao voa ho lasa 4mi d'an-dafy !!!!!

- kobakam bava sy fandranitana tanteraka 100% ireny ataon'i le8 sy ny gtt ireny ary dia mahamenatra fa olona sauvage iray lavaka daholo le gtt fa tsolorana kely dia io fa raikitra. Ny tena mahaga ahy dia hoe nahoan ano aty no miady fa tsy any Mada?? nahoana, izao izanyny gasy dia latsaka ambanin'ireny maizina aty ireny. Ny tfirenena sady efa mahantra no mbola mpiady antsena ny vahoakany!
-Aza manantena an'izany le8 izany hiverina ry gtt sy timiste isany a:::!! impossible io!!
Frantsay droit de veto ao amin'ny NU sady membre permanent,
Frantsay no lehiben'ny FMI
Frantsay no manan orinasa betsaka indrindra ao mada
Frantsay no mbola mamelona ny gasy ary izay olona rehetra miala any mada dia izao paris sy france izao no maska ao antsaina na tsy mahay teny frantsay ary izy!!
-LE hoe hocolonisen'ny frantsay izao no fond de commercen'ny gtt, tim and co hangalana client fa efa mihena ny eny aminn'ny magro!!! io koa no argument entiny miady aty amin'ny frantsay aty!!
-Le hoe Vony Rambolamanana no mandeha misolelaka any amin'ny PS efa maty sy miady antrano aty!! tsy sahy manatona an'i sarko satria fatany fatsy hanana afitsoka inyraha any!!
-asakasakareo ry gasy raha hanaiky ny ronono antavin'ile8 ianareo ka hiady amin'ny frantsay.
Jereo fa ny gazety 5 voalohany be mpamaky ao Mada dia teny frantsay avokoa!!! pejy kely 2 na 3 amin'ireny no mba teny gasy amin'izay aza mbola adika teny frantsay avy eo.
-Ary le8 angaha tsy nangalatra sy nanodina vola tamin'izy teo ?? ary le8 angaha ara dalana ny fahazoany ireny marche sy orinasa etsysy eroa ireny ???
Tsy ampy ny frantsay le rsa, Us, e maketsy makeroa e
novalian'i xxx ny 02/06/2009 17:59
2. bazylou ( 31/05/2009 23:05)
vive tgv :-D
3. xxxy ( 01/06/2009 00:09)
ka le GTT anie oe Gasy Tia Taolana eee
Ary i noue aza nilelablia tao hono nijery le menu fotsiny

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. 08051972 ( 01/06/2009 06:44)
bazylou:

Fa inona loatra re olona no ozona manjoa ireto mpanohana an-dravalomana ? Tapaka marina ny budget ka zao voa ho lasa 4mi d'an-dafy !!!!!

- kobakam bava sy fandranitana tanteraka 100% ireny ataon'i le8 sy ny gtt ireny ary dia mahamenatra fa olona sauvage iray lavaka daholo le gtt fa tsolorana kely dia io fa raikitra. Ny tena mahaga ahy dia hoe nahoan ano aty no miady fa tsy any Mada?? nahoana, izao izany ny gasy dia latsaka ambanin'ireny maizina aty ireny. Ny tfirenena sady efa mahantra no mbola mpiady antsena ny vahoakany!
message

http://www.savineslelac.com/blog/labels/maison%20de%20retraite.htmlhttp://
Raha tsy ainao oe iza io PAVIE io de i COLON. Tany Madagascar no nahazoan'io ny harenany de aty izy France izy lasa olona fitaratra! Ka rà mbola mitetika ny hamerina ny ôtran-dry Pavie RY RENY MALALA de mijanona deny izao f'ea 2009 isika! http://www.topmada.com/2009/04/qui-a-interet-a-nous-traiter-de-pauvres/[url]http://
">http://">http://www.topmada.com/2009/04/qui-a-interet-a-nous-traiter-de-pauvres/[url]http://
http://-Aza manantena an'izany le8 izany hiverina ry gtt sy timiste isany a:::!! impossible io!!
Frantsay droit de veto ao amin'ny NU sady membre permanent,
Frantsay no lehiben'ny FMI
Frantsay no manan orinasa betsaka indrindra ao mada
Frantsay no mbola mamelona ny gasy ary izay olona rehetra miala any mada dia izao paris sy france izao no maska ao antsaina na tsy mahay teny frantsay ary izy!!
-LE hoe hocolonisen'ny frantsay izao no fond de commercen'ny gtt, tim and co hangalana client fa efa mihena ny eny aminn'ny magro!!! io koa no argument entiny miady aty amin'ny frantsay aty!!
-Le hoe Vony Rambolamanana no mandeha misolelaka any amin'ny PS efa maty sy miady antrano aty!! tsy sahy manatona an'i sarko satria fatany fatsy hanana afitsoka inyraha any!!
-asakasakareo ry gasy raha hanaiky ny ronono antavin'ile8 ianareo ka hiady amin'ny frantsay.
Jereo fa ny gazety 5 voalohany be mpamaky ao Mada dia teny frantsay avokoa!!! pejy kely 2 na 3 amin'ireny no mba teny gasy amin'izay aza mbola adika teny frantsay avy eo.
-Ary le8 angaha tsy nangalatra sy nanodina vola tamin'izy teo ?? ary le8 angaha ara dalana ny fahazoany ireny marche sy orinasa etsysy eroa ireny ???
Tsy ampy ny frantsay le rsa, Us, e maketsy makeroa e

5. andrywui ( 01/06/2009 07:30)

tsy hankaiza intsony fa aza manala baraka tena aty oe sauvany ry tim a,
nahazo voninahitra ve sa azo ny fanjakna ? kely saina ! mba miovà tsaratsara kokoa fa miala amin barofo de ady de fandrobana de inona koa ??
6. rakaroka ( 01/06/2009 17:03)
Kopy ihany aho hoe manao manif rizareo very seza, very asa, sy very fihinanana tsy manan-katao 'tsony rizareo dia inn kosa moa ny hanalana andro raha tsy mba miseho hoe mbola mi-existe .Azoko mihitsy anie lé "blem"-nareo, rahateo tsapako fa misy "élements tsara ny mpiasa taty an" TENA MARINA ! Fa ny tsy azoko :roll: :roll: i Hasina toa nanao hoe "afaka mijanona raha toa..." Ka ny anareo ve tena i Ra8 mihitsy no tianareo ho tompoina fa tsy ny firenena?...Tadidio fa nisy reconciliation Chirac teto niaraka t@ Jospin...
Farany teo lazaina fa 2000,sns.... Ny tsy hainy betsaka lavitra noho izany anie ny manif eto tsy "ahoan'ny fanjakana Frantsay akory!".
Lé fomba fiady mihitsy no tsapako tsy mamely, ary manahy aza aho fa raha tohizan-drizareo ny fanaony toa izao dia hihafara @ "guerre civile" ihany ny gasy!
7. Noue ( 01/06/2009 17:36)
rakaroka:
Farany teo lazaina fa 2000,sns.... Ny tsy hainy betsaka lavitra noho izany anie ny manif eto tsy "ahoan'ny fanjakana Frantsay akory!".
dia maninona nefa no mamorona lainga tahakizao eee ??

:^) :^) :^) :evil: :evil:
8. rakaroka ( 01/06/2009 18:09)
Noue:

rakaroka:
Farany teo lazaina fa 2000,sns.... Ny tsy hainy betsaka lavitra noho izany anie ny manif eto tsy "ahoan'ny fanjakana Frantsay akory!".
dia maninona nefa no mamorona lainga tahakizao eee ??

:^) :^) :^) :evil: :evil:

Adraiiiiiiy 3000 mantsy hono e, tsy noforoniko fa ity ny link

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4a07f17221dad
9. rakaroka ( 01/06/2009 18:29)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG] :
-D :-D :-D Hafakely tokoa raha ny gasy an! tena spesialy ka8O 8O 8O
! mbô kozy fa ela ihany no nivezivezeko teo @ "tour Eiffel" teo fa tsary mbola nisy tonga teny ny hiandry tôlana 'zany raha tsy ity vao indray mandeha ity
8O 8O 8O
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/o_stupid.gif[/IMG]
10. xxx ( 01/06/2009 19:31)
KA EFA OE GTT GASY TIA TAOLANA KO MBOLA MIVAZAVAZA EO IHANY TY RAKARAOKA MAIMBO VAVA TY
=)) =)) =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ :-@ =)) =)) =)) =))
11. essera ( 02/06/2009 13:14)
D ozy ny sasany zan refa avy miady taolana :

Couin, couin, couin

:-D :-D :-D :-D :-D
12. xxx ( 02/06/2009 17:59)
mbola aiza ny ahazo aniny TGV iny e mbola mety mahazo tehamaina izy aminy manaraka ra essera a, ary tsy mba tonga niaro azy elisany? sa sarimbavy?(PD) :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076