NY MARINA IHANY
1. rajy
(
31/05/2009 07:19)
na inona lazainareo eo tsy miova ny hevitro fa tsy tafavoaka izany io HAT io , jereo izao ny ariary ohtrinona? . maninona raha mamorona societe tahaka an-rda8 raha mahavita fa tsy efa ny teo indray no akatona , de izao ny gasy rehetra no minana , firy ny chomeur @zao. elah boay kely io ndray ve no miseho ho enjana sy mahay noho ny dadanay leaza a!
efa kobo hoe hameno paosy fotsiny sy te ho lance :twisted:
efa kobo hoe hameno paosy fotsiny sy te ho lance :twisted:
novalian'i xxx ny 31/05/2009 18:19
2. RanOBe
(
31/05/2009 07:54)
Efa manao tsipaky ny miala aina eh! 'zany no marina.
Sa menatra ianareo hoe BOAY KELY no mahavita manindry an'i DADANAREO?
Raha favy izy tsy mody zao de zao! sa matahotra hotsenaina amin'ny vava-basy eny ivato?
Mba olona ohatr'ireny ihany ka manana foto-pisainana mirefarefa ohatr'izany! mba kozy eh!de mirefarefa daholo koa ianareo manaraka azy!

3. xxx
(
31/05/2009 13:11)
élà manaraka anio kely loha io no tsy misaina! aza tsenaina @ vava-basy izy fa avelao hiditra malalaka ho tsenainy mpomba azy d hita eo, fa ny fatahorany lisany azy d atao daholo ny fomba tsy hodiany, raha tena lehilahy lisany aleo ny vahoaka no hitsara!
4. xxx
(
31/05/2009 18:19)
TSSSSSSSSSS!!!!!!!!!!! :-D :-D :-D teo ampelatanan'i Ra8 ny povoir 3 volana lasa izay, tsy hainy nitazona azy fa natsipiny t@ miaramila, dia izao indray milaza fa izy irery no mahay mitondra :-D :-D :-D maivan-doha ny dadanareoe!!!!!!