Ireo fanaratsiana ny FILOHAM PIRENENA MALAGASY RA8 rehetra

1. xxx ( 30/05/2009 17:50)

osy e! osy e!
ONU e! ONU e!
TIKO e! TIKO e!
ALMA e! ALMA e!
SADC e! SADC e!
ôtrisy e! ôtrisy e!
sampy e! sampy e!
Tabera e! Tabera e!
la pont e! le pont e!
rameva e! rameva e!
Sommet e! sommet e!
rongony e! rongony e!
7 février e! 7 février e!
tatezana e! tatezana e!
DAEWOO e! DAEWOO e!
monopole e! monopole e!
EMMONAT e! EMMONAT e!
Force One e ! Force One e !
carte grise e! carte grise e!
tsy tia côtier e! tsy tia côtier e!
bois de rose e! bois de rose e!
mpangalatra e! mpangalatra e!
virijiny swazi e! virijiny swazi e!
aina germain e! aina germain e!
kravaty mena e! kravaty mena e!
honoris causa e! honoris causa e!
tambanivohitra e! tambanivohitra e!
(le hintsy) maika lava e! maika lava e!
mpivaro-dronono e! mpivaro-dronono e!
fanampenam-bava e! fanampenam-bava e!
pasitera mandainga e! pasitera mandainga e!
mpitaingina bisikileta e! mpitaingina bisikileta e!
fampidirana hery avy any ivelany hanani-bohitra e!

Ireo ny sopapa ka dia mahaiza mampiasa e! 'nareo mantsy tsy dia ampy saina izay ka raha tsy bitsihina tsy misy atokona.
novalian'i xxx ny 02/06/2009 13:41
2. xxx ( 30/05/2009 17:56)
Adinon-dzazoky le we pamosavy n'Imerkaisina e! Imerikasina e! :-D :-D :-D
3. xxx ( 02/06/2009 13:41)

Tadidinao moa fa "NY OMPA TSY VALIANA MIVERINA @ NANAO AZY" , ka soloy ny anaranao ilay hoe RAvalo de vita ho azy ny valin-teny andrasanao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.128