Ministra 29, ataovy maro ny hafa fa be ny vola ry tgvendrana

1. penguin ( 29/05/2009 10:18)
O ry tgvendrana isany a ! fa tena be mihintsy ve ny vola ao amin'io kitapom-panjakana io fa dia manome soso-kevitra mamely hatrany e ? Izay tsy hay dia modiana hoe tombontsoam-pirenena ary tazonina fa ireo mangozohozo na tsy mamokatra firy ampidirana izay adala tsy hoe avy aiza ? Tsy maintsy mbola ho fay elah ary elah samy elah ihany no hiady an-trano ato ato fa tsy mila valiana akory. tgvendrana
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:44
2. nathie86 ( 29/05/2009 11:27)
tsy miova mintsy, ela zay za tsy tao fa mbola penguin ihany no penguin. Atory iz eh, tsy fantany zay ataony.
3. andrywui ( 29/05/2009 11:30)
. Atory iz eh, tsy fantany zay ataony.


marina zany nathie a mirediredy sisa ataony ato ee! :*
4. 08051972 ( 29/05/2009 11:54)
De ôtrinona zany zao ny karaman'ireto le vazà mpanolontsaina an'i Andry? :idea: :idea: :idea:
5. penguin ( 29/05/2009 13:32)
F'angah tsy Ravalo ihany no manakarama vazaha ? Sao adino fa ny fandroahana vazaha ary filazana ny Malagasy ho mahavita azy no anisany nanenjehana an-DRavalo. tgvendrana izay hitenenany olona no avy dia ataony indray. tgvendrana
6. Noue ( 29/05/2009 13:38)
zany hono no atao oe democratie de complexe de superiorité kosa eee :-D :-D :-D :-D :-D
7. fijo ( 29/05/2009 21:44)
ka ry zalahy anie manao monoploli e.izany hoe feno vola taratasy ao.fa ny sandany no ????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007