Porofo fa tsy hody izany Ra8
1. kidoropamba
(
29/05/2009 08:00)
Izao no porofo fa tsy hody izany Ravalo:
http://farm4.static.flickr.com/3658/3324234266_06abae6f87.jpg
Tsy ahita sy tsy hilalao an'izao kilalao izao mihitsy lery raha miverina any Madagasikara. Ka aleony mipetraka tsara any ka mifoka "goudron" dia miantso an-tarobia dia izay.

novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:45
2. naritsimba
(
29/05/2009 08:10)
Mahita raha letsy elà, ary dia atao inona zany ilay kidoro ry kidoropamba?
4. 08051972
(
29/05/2009 11:58)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) Tsy ratsy le hevitra nefa de aôna zany reto le vaôka?