EFA AKAIKY NY FARANY

1. naritsimba ( 29/05/2009 07:36)
Efa akaiky ny farany ho an'i Ravalomanana, efa miteniteny foana ary dia ho hitantsika eo ny fiafarany.
Samia velon'aina hifankahita soa aman-tsara ny mpanohana an'i Ravalomanana sy ny mpanohatra an'i Ravalomanana. Asa re mba hanao ahoana ny fifankahitana @ zay fotoan izay.
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:16
2. xxx ( 29/05/2009 07:39)
f'angaha moa ny politika misy farany e ,ny zavatra sur dia hoe na tafajanona eo aza ny HAT io tsy ho lany izany mihitsy raha misy election
3. xxxy ( 29/05/2009 08:00)
raha hisy election
4. naritsimba ( 29/05/2009 08:02)
Rehefa hita fa tsy ho lany ka inona no anoherana azy fa tsy avelao ho tonga ny datin'ny fifidianana. Hita mihitsy hoe malahelo very fihinanana ny sasany.
RAha ny fiverenan'ny dada(rabeosy) indray dia ny manantena tsy misy ny sarotra fa ny mamoy mora foana e!
5. andrywui ( 29/05/2009 08:10)
RAha ny fiverenan'ny dada(rabeosy)



ha ha ha ha !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

tena mapmé i naritsimba kahh marina e !!!
6. xxx ( 29/05/2009 08:30)
naritsimba a, aza mitsara mba tsy ho tsaraina e, ianao mba mpiondana fivavahana ihany sa mpino sa misoratena? toa mangalatra ankoho alatsinainy mantsy kou! heritrereto ihany e, za tsy mitsara fa mampatsiahy :oops:
7. coucou2 ( 29/05/2009 08:52)
[quote=naritsimba]
Rehefa hita fa tsy ho lany ka inona no anoherana azy fa tsy avelao ho tonga ny datin'ny fifidianana. Hita mihitsy hoe malahelo very fihinanana ny sasany.
RAha ny fiverenan'ny dada(rabeosy) indray dia ny manantena tsy misy ny sarotra fa ny mamoy mora foan

Aleo samy hahita ny tohiny eto isika. Fa raha ny coup d'etat nataon'ny HAT ndray alo dia mino marina aho fa ts maintsy misy valiny avy @A/tra zany.
8. naritsimba ( 29/05/2009 09:28)
coucou2> izay manao ratsy dia mahazo valiny daholo n'iza n'iza, io izao Ra8 nahazo tsara mihitsy, fa saingy toa mbola tsy ampy azy dia mitady mafimafy noho ilay teo izy, dia andao ho hitantsika.
9. fijo ( 29/05/2009 21:16)
izany hoe mihaiky izany naritsimba eto fa ratsy koa io nataon'i andry io.
misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0551